sapin sy dadabe noely?

41. Mifenty ( 30/12/2005 11:14)
>>dadabe
tratran'ny bug lah fa mitady anohitra ny alahamady haahahaha

>hokanchec

voalouany klou d sarotra soratana be le pseudo nao.
Amiko ny zava-dehibe dia ilay fahatsiarovana eh,sy ilay fanoloran-tena.
Ny andro ankalazana azy ndray d samy manana ny tiany io. fa ny iraisan'ny rehetra dia manodidina ny 24 katram 26.
Oatra ny ôlandé de ny 26 ny azy no atao oe krismasy. ny frantsay de ny 25, ny alémà d 24 izy zay.

Fa enao ty toa tady iseo hoe maita le lalana tery teneninao kou. Sao kosa mba le elakelan-tarnon'i malacam no itanao kle. hahaha couloir de la mort. hahaha
42. jentilisa ( 30/12/2005 15:02)
mandalo vetivety aloha! izaho tsy manohitra izay hankalazana ny noely 25 desambra na dia miharihary aza fa tsy ho tamin'izany fotoana izany ilay izy.

Ny zavatra tsikaritro fotsiny dia izao: ny tele rehetra amin'izao fotoana izao eto Antananarivo (andeha atao hoe ny ankamaroany) dia sarina ranomandry sy sapin daholo no fanamarihana ny dokam-barotra. Ny eto anefa dia orana no tena mamely fa tsy ranomandry! maninona raha sarina elo no atao fa saika mitondra iny daholo ny olona?

Satria ve ririnina ny any dia terena ho sarina ririnina no atao malaza aty amin'ny ila-bolan-tany atsimo? Amin'izay tsy sapin no atao aty fa pin ihany! (sahala sy mitovitovy).

Tsy ekeko izany ilay zavatra déphasé, ny mifanaraka amin'ny zava-misy eo an-toerana no tokony atao fa tsy izay mifanaraka amin'ny zava-misy ao Eoropa sy Etazonia.

Ary marina tokoa ilay hoe dadabe noely miakanjo mena sy fotsy satria izay no nametrahan'ny cocacola azy!

Satroka eveka no nanaovany taloha fa tsy satroka enti-matory. dia samy hahatratra ny farany daholo e!
43. Veloo ( 30/12/2005 15:10)
oy i hery oe:
hokanchec> ao amin'ny baiboly daholo izany ilay hoe zanakiza, teraka taiza, maty taiza sns? Dia tena sur izany ianao fa izay hitanao ao anaty baiboly dia nitranga 100% tsisy tomika


odray ahona ndray ary zany ry hery, ny zavatra rehetra ao @ baiboly dia marina doly ary jereo key ao @ II timoty 3: 16, 17.... vakio @ teny gasy : All scripture is given by inspiration of GOD,
zavatra nitranga ary ny sasany mbola hitranga...
ary ny baiboly dia (accurate) tsisy tomika mihitsy izao ao anatiny.
44. dadabe ( 30/12/2005 17:10)
hery> zay lazain'i baiboly= marina fa isika olombelona no manova ny fahamarinany

tratra koa kay zah etsy ambony fa aleoko mangina " bug"

mifenty > mbola h avy adihevitra hanoherako ny alahamady fa tsy taitra elah :D
45. marozevo ( 31/12/2005 00:53)
Eny ekena fa marina ny voalazan'ny Baiboly, tsy hisy hanohitra izany akory eo. Fa tsy ny marina rehetra no voalazan'ny Baiboly. Noho izany adidintsika ny mikaroka ny marina amin'ny alalan'ny fanilovan'ny Fanahy Masina sy ny fampianaran'ny Fiangonana. Io fampianaran'ny Fiangonana io anefa tsy itoviantsika hevitra koa satria misy isika tsy manaiky an'io. Nefa koa ny Baiboly tsy democratie ka hoe betsaka no tsy manaiky dia ....
Hoy i Jesoa indray andro izay : "Maro ireo naniry hahita ny andron'i Kristy kanefa tsy nahita... dia nampiany hoe Sambatra ianareo fa mahita ny voninahitry ny Zanak'olona ". Mba tadiavo kely ange ry dadabe ny referencen'ireo ah. Misaotra.
46. Mifenty ( 31/12/2005 11:16)
>>marozevo, tsy mamo i Jesoa tam niteny an'io an!!!


>>marina daholo izay voalazan'ny baiboly ho an'ny kristiana mpppino

tsisy isaorana
47. dadabe ( 31/12/2005 15:27)
Misy andraikitry ny Kristianina ihany koa ny mahatonga ny olona sasany tsy mamonjy ny fiaraha-mivavaka.

48. dadabe ( 31/12/2005 15:54)
oadray le inn ary ity !!! tsssssssssssssss bug njay io zao :evil::evil:
49. Mifenty ( 01/01/2006 13:09)
za no nanoratra tato volouany am ty taona démily sisa ty

ni begy nen bedada
tsy mandé am zé lonninymitsylah a
50. dadabe ( 01/01/2006 15:02)
mifenty > zah lety no nanoratra volohany teo fa jereo anie raha tsy misy bug de niova hatramin'ny daty e tsss
51. fasaly ( 01/01/2006 16:00)
zà aza efa latsaka dimy ny tam 2006 no nanoratra kou!....
52. marozevo ( 01/01/2006 23:15)
Fa maninona ary izao no tsy atao premier mars ny taom-baovao ? Raha azoko manko ilay fampianaran'i dadabe atsy ananona atsy momba ny anaram-bolana dia tokony ho ny mars no taombaovao. Dia samy mbola tsy nisy nanaoratra voalohany tamin'ny 2006 izany eh.. Na izany aza dia arahabaina i Mifenty nisantatra teto tamin'"ity taona ity".
53. dadabe ( 02/01/2006 07:03)
marozevo > io anie le adi hevitra tian'i mifenty hosokafana e,
io volana mars lazainao io anie ilay voalohantaona ankalazain'ny malagasy e, ary tena arabaiboly io , io ilkay antsoina hoe " ALAHAMADY " hehehehe
54. Mifenty ( 02/01/2006 09:54)
Misy andraikitry ny Kristianina ihany koa ny mahatonga ny olona sasany tsy mamonjy ny fiaraha-mivavaka.

55. dadabe ( 02/01/2006 11:53)
tratran'ny bug lah lesss hhahahahahha:-D:-D
56. bichette ( 02/01/2006 13:13)
tena mihomehy aho mamaky ilay adihevitra eto :lol: =))=))=)) mahafinaritra mihintsy
57. jentilisa ( 03/01/2006 09:39)
fa inona no mampihomehy aminy ry bichette?
58. fasaly ( 03/01/2006 14:11)
hihihihi! mba zarazarao marina ry bichette lay fiomehezana an!
59. marozevo ( 03/01/2006 23:08)
Ho an'ny mpianatra anefa dia septembre na octobre indray no fiandohan'ny taona. Ho an'ny Fiangonana katolika dia iray volana alohan'ny Noely. Dia aiza ihany izy ity ry dadabe sy ry sakaiza jaiby ah. Ndao rangah hasiana taom-baovao be dia be ah..
12 septembre : Sekoly alohan'ny Terminale.
Octobre : Université,
Alahady voalohany avent : Katolika.
01 Janvier : Anareo rehetra
01 Mars : Anay mbamin-dry dadabe.
Tsy izay ve no mety eh..
60. bichette ( 04/01/2006 06:16)
ilay hoe samy manana ny heviny,ny fisainany, ny toetrany, fanehoan-keviny ......; tsy ratsy ilay mampimé anà fa hoy zah hoe "dé tena samy manana ny maha izy azy marina ny olombelona" :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.275