sapin sy dadabe noely?

61. Mifenty ( 04/01/2006 10:06)
raikitra ry marozevo a. Zay kou mbola manana daty afa a

le aza ah, tsy tadidiko tsony oe inn mou le noteneniko tetsy ambony le.

tsy ito le izy a
Misy andraikitry ny Kristianina ihany koa ny mahatonga ny olona sasany tsy mamonjy ny fiaraha-mivavaka.

62. jentilisa ( 04/01/2006 12:11)
Tsy ny an'ny katolika ihany fa ny an'ny loterana koa dia io no taombaovaon'ny fiangonana!
63. Veloo ( 04/01/2006 14:43)
oy i dadabe:

Ny volana 12 izay hiainantsika @ zao fotoana izao dia tsy volana ara-baiboly fa volana noforonin'olombelona , (Papa gregoire)ary nampitondraina ny anarany "kalendrie gregorien", fa ireto avy ny volana ara-baiboly

ie marina io fa raha jerenareo ko fa tian'ndry zareo nampidirana tao ny jilus (juillet)sy augustus (aout) satria raha mandinika tsara ianareo ny septembre (faha fito) lasa 9eme mois octobre (faha valo)lasa 10ieme mois, novembre (faha sivy) lasa 11eme mois decembre (faha folo)lasa 12eme mois.. tsitanareo afahahfa ve?
64. Vahinala ( 04/01/2006 15:39)
Jentilisa : Marina mihitsy nenao e fa zany hoe zao efa lasa le krismasy e ! Ho an'ny rehetra d tokony mampianatra ny zanaka ny tena izy e ! Zay aloha tsy mba nozarina dadabe noely zany e, nomena kado fotsiny tam mbola kely d zay ! :D
65. hokanchec ( 05/01/2006 08:42)

voalouany klou d sarotra soratana be le pseudo nao.
Amiko ny zava-dehibe dia ilay fahatsiarovana eh,sy ilay fanoloran-tena.
Ny andro ankalazana azy ndray d samy manana ny tiany io. fa ny iraisan'ny rehetra dia manodidina ny 24 katram 26.
Oatra ny ôlandé de ny 26 ny azy no atao oe krismasy. ny frantsay de ny 25, ny alémà d 24 izy zay.

Fa enao ty toa tady iseo hoe maita le lalana tery teneninao kou. Sao kosa mba le elakelan-tarnon'i malacam no itanao kle. hahaha couloir de la mort. hahaha
------------------------
mIFENTY/ first time , i'm not living in malacam , i'm living abroad in Usa, i'm malagasy,
u say to me " couloir de la mort",
be careful , u don't know if you are already judged by God to go to the Fire , so be repent to God ,
azafady ra miteny anizany fa tena efa sty ao intsony enao, aiza ve ka misangisangy an'Andriamanitra,
izao ihany no teneniko , marina dia marian tokoa izay voalazany baiboly , ekeko fa nosoratanaolona io ,fa GOD no no naniraka olona nanoratra anio fa tsy to an'i " HERy " koa le mamely be eo ambony ,

Anjaranareo no mandinika hoe marina ve sa diso , fa izao ihany e: vitsy pahita ny makany @ iray , aza
mihevitra mintsy hoe ireo olona eo akaininao ireo be da be na eranizao tontolo izao ireo dia ho avotra satria i:evil: dia efa ety antany ary dia tena mamitaka izy , ary @ io resaka fivavahana io no hamitahany ny zanak'Andraiamanitra,

"ho anizay ny mazoto , mazotoa lalandava fa ao ny fahamarinana",


Ok i let u go see u all guys ,
may god bless all people of MADAGASCAR"
be aware of the false Christ who are laready in the world
66. Mifenty ( 05/01/2006 09:42)
>>hokandec

Be aware of the false christ who are already in the world.


lé resaka juillet sy aout ndray dé ny romana no nametraka an'io. juillet (julis) en hommage à jules César et aout(augustus) à jules augustus mou izy zay.

Mba tsy ho isy latsa-dannja ireo olona roa ireo dia natao nitovy ny andro tao aminy ka samy natao 31 jours avokoa.

folo ny isan'ny volana talou.
Ny volana voalohany talou dé ny volana mars, faharoa d ny avril, sns
ny volana fahadimy dia nantsoina hoe quintilis izay novaina hoe juillet tam andron'ny romana, ny fahenina dia ny sextilis izay nantsoina hoe aout taty aoriana.
ny fahafito dia ny SEPTembre dia izay hatrany.

Taty aoriana nefa dia nanisy volana iray faha 11 ny romana ho fahatsiarovana ny maty. Ny volana febroary izany volana izany. Izy no natao fohy indrindra mba tsy ho ela loatra ny fahatsiarovana ny maty.

dia nisy indray nihevitra fa tokony ho asiana volana ahafahana manao jery todika mialoha ny teo aloha sy ny ho avy. Ny volana janoary io volana io.

Ny filaharan'ny volana, raha izy 12 zany dia toy izao tany an-dreniny.

mars, avril, mey, juin, juillet, aout, septembre, octobre, novembre, décembre, fevrier, janvier.

Tany amin'ny fiandohan'ny kristianisma nefa dia hoy ry grégoire hoe raha izany ve tsy tsara raha ny volana jery todika no atao voalohany mialoha ny hiatrehana ny ho avy.
Ny volana janoary io . Ary dia nifanaraka ny rehetra fa ho io janoary io ny volana voalohany.
Ary ny ho atao volana faharoa dia ny fahatsiarovana ny maty, ny febroary izany. Ny sisa tsy novaina satria noheverina fa mifanaraka amin'ny fiainan'ny zanak'olombelona.

taty aoriana vokatry ny fanamboaran'i gregoara, (tompon'ny calendrier grégorien) dia lasa io volana 12 iainantsika io no noekena.
67. dadabe ( 05/01/2006 14:00)
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 04-01-2006 03:08:11
Lohateny : Re : sapin sy dadabe noely?
Ho an'ny mpianatra anefa dia septembre na octobre indray no fiandohan'ny taona. Ho an'ny Fiangonana katolika dia iray volana alohan'ny Noely. Dia aiza ihany izy ity ry dadabe sy ry sakaiza jaiby ah. Ndao rangah hasiana taom-baovao be dia be ah..
12 septembre : Sekoly alohan'ny Terminale.
Octobre : Université,
Alahady voalohany avent : Katolika.
01 Janvier : Anareo rehetra
01 Mars : Anay mbamin-dry dadabe.
Tsy izay ve no mety eh..

tsa mba manaiky an'izao aho ra-marozevo a, fa ianao dia mampitovy zavatra 2 samy hafa , aiza ve koa ny taombaovaontsekoly no ampifandraisinao ny taombaovao kristianina de aveo ianao mamorona vaovao hummm tsa mba ho namanao aho ka .

marina tokoa fa ao @ soratra masina dia misy filazana manao hoe :"ho avy ny nofo rehetra hiankohoka eo anoloan'i Jehovah @ voalohambolana sy ny Sabata "

izao anefa dia misy voalohambolana noforonin'olombelona ary tena ankalazainamihitsy , dia misy koa ny sabata noforonin'olombelona izay tsy ara-tsoratra masina , ary dia ankalazain'olombelona ihany koa ,

fa misy ilay voalohambolana noforonin'Andriamanitra izay manomboka very tanteraka, sy ilay Sabata fitsaharana izay an'Andriamanitra dia very tanteraka , na hitsakitsahina mihitsy aza,ary dia mahita hevitra maro hanoherana azy ny zanak'olombelona .anjarantsika ny misaina hoe aiza no misy anao ??????

mirary anao ahita ny marina
68. Vahinala ( 05/01/2006 14:17)
dadabe:

hery> zay lazain'i baiboly= marina fa isika olombelona no manova ny fahamarinany



Marina mihitsy io tenenin'i dadabe io,ny olona taty aoriana sy ny antokompivavahana rehetra izay nitsangana no nanova ny teny ao amin'ny baiboly araka ny maha mety azy tsirairay avy. Za aloha mitovy hevitra amin'ny jentilisa satria nahoana marina moa no hoe tsy maintsy izay nanaovan'ny vahiny azy no arahina erantany, rehefa samy mahatsiaro ny fahaterahan'ny Tompo dia izay no zava-dehibe fa ny any sasany lasa fety hanararaotana hivarotana ny stock na guirlandes tsy lafo tamin'ny eritaona ohatra ilay krismasy.
Ny resaka fivavahana sarotra raha hiadina hevitra be satria samy manana ny finoany ny tsirairay, ny tokony atao fotsiny amiko dia ny mandalina hatrany ny fahamarinana ary mahalala matahotra an'Andriamanitra amin'izay rehetra atao.
69. jentilisa ( 05/01/2006 14:56)
misaotra ry Vahinala a! :-*
70. dadabe ( 05/01/2006 15:17)
hoy i vahinala

Ny resaka fivavahana sarotra raha hiadina hevitra be satria samy manana ny finoany ny tsirairay, ny tokony atao fotsiny amiko dia ny mandalina hatrany ny fahamarinana ary mahalala matahotra an'Andriamanitra amin'izay rehetra atao.


ka tsy hiditra finoana ihany ve izany ?? fivavahana ? hummmm ny marina dia ity e, mahalina ny olona ny resaka fivavahana fa raha vao ny zavtra inony no voakitikitika dia izay no mahatonga azy hilaza hoe manahirana ny fivavahana
71. Veloo ( 05/01/2006 15:48)

oy i vahinala oe;

Ny resaka fivavahana sarotra raha hiadina hevitra be satria samy manana ny finoany ny tsirairay, ny tokony atao fotsiny amiko dia ny mandalina hatrany ny fahamarinana ary mahalala matahotra an'Andriamanitra amin'izay rehetra atao.


ny tena olana dia alain'ny ra-olombelona mora2 @ izay tiany ilay fahamarinana, ary tsy sarotra mihitsy mihitsy raha manaiky izay lazain'ny baiboly isika...
ohatran'ny fotsiny oe ny sabata; io anie andro natokan'andriamanitra ho azy mba ho hajay tsika raha nahavita ny famoronana ny tany sy ny lanitra e.. nefa oy ra olombelona oe aloe izay mahatsaratsara , sy izay tian-tsika no atao-tsika... satria ilay devoly no mampiodina ny sain-dra- olombelona mba tsy hanaja an'Andriamanitra amin'ny androny. Ny sabatako oy ny tompo dia natao ho an'ny olona tsy ny olona ho an'ny sabata (mark 2: 27, 28)
72. Vahinala ( 05/01/2006 17:31)
[/quote]
Hoy i dadabe :
ka tsy hiditra finoana ihany ve izany ?? fivavahana ? hummmm ny marina dia ity e, mahalina ny olona ny resaka fivavahana fa raha vao ny zavtra inony no voakitikitika dia izay no mahatonga azy hilaza hoe manahirana ny fivavahana
[/quote]


Tsy resaka izany mihitsy fa mbola averiko ihany ilay teniko teo hoe : Ny fahamarinana ao anaty ny baiboly dia adikan'ny tsirairay araka izay mahamety azy. Ny resaka fankalazana krismasy miaraka amin'ny dadabe noely sy ny la neige sy ny sisa, tsy misy hidiran'ny finoana mihitsy na kely aza. Tsy voatery hanao izany akory vao atao hoe mankalaza ny fiavinan'ny Tompo ary marina mintsy ilay nolazain'ni jentilisa teo hoe ny mikasika ny ankizy manokana ohatra lasa i dadabe noely no andradrainy mafy isaky ny 24 décembre alina fa ilay tena maha fety ilay andro adinodino indraindray. Ka za manokana aloha dadabe ts mahatsiaro hoe voakitikitika amin'izany ny finoako an ! Manazava hevitra fotsiny aho !

D tsisy fisorana jentilisa fa za ten amitovy hevitra 100% amnao an ! Six e ! :wink:
73. marozevo ( 06/01/2006 01:05)
MIsaotra an'i Jentilisa nanampy fanazavana momba ny taombaovaon'ny Fiangonana. Izahay Katolika aloha dia tena mifampiarahaba rehefa tonga ny alahady voalohan'ny avent eh.. toy ireny fifampiarahabana tratry ny taona ireny mihitsy. fa izahay sy i dadabe mbola tsy afaka mifampiarahaba satria mbola amin'ny volana Mars ny taom-baovaomay.
dadabe ah > Afangaroko hoy ianao ny karazan-taombaovao : Sekoly - Kristianina - sns... Dia hoy aho aminao : fa iza moa iretsy zaza mianatra an-tsekoly ? Fa iza moa iretsy kristianina mivavaka ? fa iza iretsy manao taombaovao 01 janvier ? Ny fiainana anie tsy azo asiana casiers maro eh, ka hoe eto aho aloha mpianatra, dia eto indray aho pasitera, dia eto indray aho olon-tsotra, dia eto indray aho gasy iringiriny....
74. Mifenty ( 06/01/2006 09:45)
misy miombon-kevitra diso mihitsy ato no tena maha ho loza anty tatara ty.

D ny sasany tady anafangaro ny finoana sy ny fiangonana

Ny finoana
oatra oe mino fa andremanitra nahary zao tontolo zao sns

mino fa misy ny réincarnation
mino fa mitahy ny razana sns sns


Ny fivavahana
fomba enti manatateraka ny finoana
oatra am katolika dia asiana sary vongambongana era'ny tanana mba ahamora ny fitadidiana
ho an'ny sasany dia mitsongolo-body, mandohalika, mitsangana, mitomany sns
nen'ny sasany aza moa am zao fotoana misy an'izany hoe mitondra kifafa zany makany am-pengonana kou

Ny fiangonana
indray dia ilay toerana iangonan'ny mpiray finoana, eglizy, moské, trano fivavahana, salle de théatre, salle de projection mondiale (any alemaina io) sy ny hafa kou.
Manana anarana ny fiangonana aveo.

75. dadabe ( 06/01/2006 12:06)
hoy i marozevo
MIsaotra an'i Jentilisa nanampy fanazavana momba ny taombaovaon'ny Fiangonana. Izahay Katolika aloha dia tena mifampiarahaba rehefa tonga ny alahady voalohan'ny avent eh.. toy ireny fifampiarahabana tratry ny taona ireny mihitsy. fa izahay sy i dadabe mbola tsy afaka mifampiarahaba satria mbola amin'ny volana Mars ny taom-baovaomay.
dadabe ah > Afangaroko hoy ianao ny karazan-taombaovao : Sekoly - Kristianina - sns... Dia hoy aho aminao : fa iza moa iretsy zaza mianatra an-tsekoly ? Fa iza moa iretsy kristianina mivavaka ? fa iza iretsy manao taombaovao 01 janvier ? Ny fiainana anie tsy azo asiana casiers maro eh, ka hoe eto aho aloha mpianatra, dia eto indray aho pasitera, dia eto indray aho olon-tsotra, dia eto indray aho gasy iringiriny....


hehehehe !! ka zah anie tsy afaka amin'ilay kalendrie gregorianina ry marozevo e,de tsy maintsy ny 1 er janv no fifampiarabana , na ny taonako anie azaz dia tsy maintsy manaraka kalendrie gregorianina e :(
fa izany hoe isika mirahalahy afaka mifampiarahaba ihany ...rahovina re e??:D

hoy i mifenty
Mpandefa : Mifenty [ Valio ] 06-01-2006 13:45:32
Lohateny : Re : sapin sy dadabe noely?
misy miombon-kevitra diso mihitsy ato no tena maha ho loza anty tatara ty.

D ny sasany tady anafangaro ny finoana sy ny fiangonana

humm ekena tanteraka

hoy i vahinala
Ka za manokana aloha dadabe ts mahatsiaro hoe voakitikitika amin'izany ny finoako an ! Manazava hevitra fotsiny aho

zah kosa akia nilaza ny ankamaroan'ny olona fa tsy hoe indry a!!:wink:
76. marozevo ( 07/01/2006 00:25)
Inoa indray hoe ty lazain'i mifenty ? Azoazoko ihany saingy toa mifangarongaro ao na Silamo , na Kristianina na iona koa ... ka izany no mahasadaikatra ahy. Mbola tsy sahy mamaly aho aloha izao....
77. dadabe ( 07/01/2006 05:22)
io ry mifenty valio a
78. jentilisa ( 07/01/2006 06:37)
eh! EH! tsy mifamaly fa miady hevitra ka!
79. dadabe ( 07/01/2006 07:26)
hay moa :(
80. Vahinala ( 07/01/2006 11:40)
Hoy dadabe :

dadabe:

hoy i vahinala
Ka za manokana aloha dadabe ts mahatsiaro hoe voakitikitika amin'izany ny finoako an ! Manazava hevitra fotsiny aho

zah kosa akia nilaza ny ankamaroan'ny olona fa tsy hoe indry a!!:wink:



Hay ve e, misy fahamarinany kosa aloha iio noteneninao io e, betsaka ny mintsy ny toy izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3074