sapin sy dadabe noely?

121. Mifenty ( 15/01/2006 11:11)
jentl>> ary mampanantena fika bobaka né zany lty ty bedada ity e.

otrany tsy azo itokisana ity izy ra zany kou... hummm

Vahinala aza manaiky tsenain'i jentl zany fa mandalova klou aty ah.

dadabe>< ndao tkou ho any zamaika eh.
122. dadabe ( 15/01/2006 16:19)
mifenty > mampanatena bobaka ahoana le ??:-w


ny ahy tokana ihany =vahinala ./.:-$
123. Vahinala ( 15/01/2006 19:03)
Mifenty > :*:*
124. dadabe ( 16/01/2006 02:39)
kayy le :(:(
125. Mifenty ( 16/01/2006 07:47)
dadabe> fay tsara ngamba lah zay .


vahinala>:*:*:*:-*
126. dadabe ( 16/01/2006 10:13)
oadray le fay ahoana letie ???:-w:-w
127. Vahinala ( 16/01/2006 10:33)
Mifenty > (l)(l)(l)(l)(l)
128. Mifenty ( 16/01/2006 10:45)
dadabe> itan lah ndray io ambony io. Mbola tsy fay iany lah ???,humm

vahinala>>:*:*:*:*:*:*:-*:-*:-*
129. jentilisa ( 16/01/2006 12:25)
Tena lasan'ny any frantsa ny any frantsa e!
130. Vahinala ( 16/01/2006 15:18)
Mifenty:*:*:*:*:-* > Mitomany eo ange dadabe io e ! :-D:-D:-D:-D
131. Vahinala ( 16/01/2006 15:19)
jentilisa > Zany ve ! :wink::wink:
132. Mifenty ( 16/01/2006 20:35)


hahah ary sao d ito no mahatonga anlah hiapa ry bedada le.
133. Vahinala ( 16/01/2006 20:36)
:-w:-w:-w:-w:-w:-w:-w
134. jentilisa ( 18/01/2006 08:04)
Ka hitanin'afo amin'ny kitay lavitra indray ary ve indriako e! ary aza tsy mahandry tahaka io moa e! mampalaky antitra anie ny mora tezitra e!
135. Vahinala ( 18/01/2006 08:37)
jentilisa > Marina tokoa zany e ! :D:D
136. jentilisa ( 18/01/2006 11:43)
nefa tokony izahay no hiezaka hanakaiky ny afo e?
137. Vahinala ( 18/01/2006 19:03)
jentilisa > manakaikeza aza d jerena e ! hiihihi
138. Mifenty ( 18/01/2006 19:14)
marina io an'i vahinala io ry jentl a
139. jentilisa ( 19/01/2006 11:38)
f'angaha tsy ho eto Dago hoe?
140. Vahinala ( 19/01/2006 18:15)
jentilisa > Raha tsy tavela am Mifenty :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1819