Vanitika kely aloha e!

121. watafon ( 21/12/2005 19:14)
namanao= ou faire l'amour !:-D:-D:-D
122. Veloo ( 21/12/2005 19:47)
:-D:-D:-D:-D:-D
123. namanao ( 22/12/2005 06:24)

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D Tena vanitika party mihitsy ny ato an!!
124. watafon ( 22/12/2005 08:29)
:-D:-D:-D
125. sasa ( 22/12/2005 11:45)
:-D:-D:-D
126. naughtyboy ( 22/12/2005 14:20)
tena tsy ratsy njay zany navokanao zany hoe cuire trou fa nisy olona zay wa ra mba te haeno zvtr enao nanafatra fromage ataony dessert ty oul ray ity tao @ resto ary misy satria moa presente @ plateau ny zvtr de nifidy
ze mba tiny le oul ary nanontany azyle serveur rah aafapo na ahona de tsara hoy le client fa ny olana de le roquefort satria somary misy lavaka mantsy izy ireny ( pate persille angaha no filazany azy)arytsy mankafy loatra le lavaka le ramato ka nanazava hoe tiko daoul izy rehetra fa ny lavaka rehetra @ fromage de navelako @sisiny vilia e mety tsy hino enao fa zavanisy io


127. Fiffi ( 23/12/2005 07:00)
naughtyboy: :-D:-D:-D:-D mino aloha aho e! toa efa nahita zava-nitranga tahak'izao manko aho , inona zao ny trou handrahonao ao ?:-D:-D:-D:-D
128. sasa ( 23/12/2005 10:55)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D no comment
129. dadabe ( 23/12/2005 10:58)
Mpandefa : namanao [ Valio ] 21-12-2005 18:47:03
Lohateny : Re : Vanitika kely aloha e!

tara aminy= retard avec elle
ari.malala = créée.cherie
namanao(na manao)=ou faire
sasa = lavement
fiffi=joue
diamondra(diamonja)=marche un coup=vatosoa=pierre bonne
veloo = vivant o
lapino=lacroyante
Bariry=Bar là bas
manasa hisakafo = laver à repas
taiza Tiana = merdemoi Tiana
Tady ho ratsy izy zany raha tohizana= corde devenir mauvais lui alors si continuer


soa ihany fa tsy nisy dadabe kle
130. Fiffi ( 23/12/2005 12:47)
dadabe: io ka !
dadabe = gros daddddddddddddaaaaaaaaaaaaaa:-D:-D:-D
131. Veloo ( 23/12/2005 15:28)
fiffi :-D:-D:-D:-D
132. Fiffi ( 23/12/2005 16:38)
veloo: =))=))=)) :-D:-D:-D
133. Veloo ( 24/12/2005 07:49)
:-D
134. Fiffi ( 24/12/2005 08:29)
Veloo: :-D:-D:-D manaova Noely sambatra akia an! :-*
135. diamondra27 ( 24/12/2005 10:38)
namanao= ami ô!
136. Mifenty ( 24/12/2005 12:12)
fiffi ra hanavakavaka kou gaigy b a

Veloo: manaova Noely sambatra akia an!
137. Fiffi ( 24/12/2005 15:46)
Mifenty: way ! aiza kosa e! tsy hitanao anga ilay dinika mbola ao @ fanoroam-pejy , ao daholo ny rehetra mifaniry hanao fety sambatra . Eny ary e! Mifenty manaova Noely sambatra an! sy ny rehetra koa
:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
138. Mifenty ( 25/12/2005 11:57)
>>fiffi merci e

Tratra ny noely = poitrine de sakelidalana. hi hi hi
139. watafon ( 26/12/2005 18:30)
:-D:-D:-D:-D
140. dadabe ( 27/12/2005 04:58)
Marina ve zany hoe :
"rehefa tsisy volo hono ny ... de matsatso"?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2516