Vanitika kely aloha e!

61. Mifenty ( 15/12/2005 08:23)

papa gros, tu es un crocodile de fesse

dikany

dada be, mambam-body lah. lol
62. gasitiako ( 15/12/2005 09:38)
VOUS ETES TOUS GROSSE MERDE = taibe dhl nareo klé
63. pissoa ( 15/12/2005 10:05)
:-D:-D
64. Fiffi ( 15/12/2005 10:08)
gasitiako: tsy rariny kosa io e!!! mba asio moderation kely fa betsaka ny ankizy mamakyny hevitra eto @ ity forum ity .
Enao irery io an!!! mangataka ny analana io kosa fa tsy rariny e!!! tsy asiako vanitika na pitiny aza!!:evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil:
65. sonwin ( 15/12/2005 13:06)
66. Fiffi ( 15/12/2005 14:50)
8O 8O 8O
67. Herimiafina ( 15/12/2005 15:09)
Fiffi, kalma njy de aza mihetsika klou, de :*, hehehehehehe:-D:-D
68. sasa ( 15/12/2005 15:36)
tonga tsy mahita lazaina za klé, aleo mihomehy fotsiny:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D hi hi hi otran'ny misy kou hoe
le ventre n'est pas le dos, hi hih ihi ny kibo tsy mba lamosina
69. zakony ( 15/12/2005 15:52)
izany no tena hoe mi "parle parle vide sans drapeau" daoly
70. Veloo ( 15/12/2005 16:12)
8O8O
71. diamondra27 ( 15/12/2005 17:46)
papa gros: inon zao ny mahagaga @ fanazavan'i Mifenty .fa tena zay le dikan'ny diamondra ko .Bravo aloha fa tena tiko iny e!:*:*:*

lapino:= bitro aiza sa hoe bitro ambony =))=))=))

voay ny varavarana= caiman la porte
idirana eto= entré ici

miteny = parle
man a man = homme à homme

violet= cheveux de puce

72. Fiffi ( 15/12/2005 17:53)
herimiafina: way !!! heveriko hoe niafina tao aloha , hay io fa nipotra tampoka:-D:-D:-D:-D:-D
herimaifina = force cachée ve ? :-D:-D :*:*:*:*
73. Veloo ( 15/12/2005 18:26)
diamondra a :-D:-D:-D
fiffi ka zay no izy ko :-D:-D:-D
74. vale ( 15/12/2005 22:01)
Fiffi:

vale:io ary ny anao mbola azoko ampiana kely indray, hoy ianao hoe "arrivée de drapeau=tonga saina
dia mbola hovaiko hoe
arrivée de drapeau=tonga drap-koditra:-D:-D:-D:-D:-D



:-D:-D:-D:-D:-D:-D=D=D=D=D
75. vale ( 15/12/2005 22:04)
Fiffi:

Bariry :-D:-D:-D:-D:-D aleo aloha hivanitika kely e! ary toa ho remboursen'ny securité sociale ny mivanitika fa mahatsara ny fahasalamana ko inona no hanakana antsika tsy hivanitika ? :-D:-D:-D:-D:-D



in ity sécurité sociale?:P
76. Fiffi ( 16/12/2005 10:07)
vale: tsy fantatrao inona ny sécurité sociale ve ? tsy eto Frantsa ianao i zany . Io dia fomba iray izay tsy andohavanao vola raha sendra ka marary , na hividianana fanafody , rahefa mi-cotiser ianao isam-bolana dia mahazo an'io tahakan'ny (assurance) zany e! fa raha mba misy mahay manazava tsaratsara kokoa noho izaho dia mba hazavao an'i vale o!:-*:-*:-*:-*
77. ari.malala ( 16/12/2005 10:25)
tiko ny adinao = j'aime ta guerre
78. Fiffi ( 16/12/2005 15:00)
ari.malala: iza aloha no manao guerre io ?:-D:-D:-D
-misokatra ny tanana = mi tortue la main
79. Fiffi ( 16/12/2005 15:19)
manome tsy fo fo ,miteraka bibilava = donner coeur coeur accouche serpent:-D:-D:-D:-D:-D
80. pissoa ( 16/12/2005 15:23)
Fiffi :-D:-D

Etsy afarako-kely enao = la derriere poussin toi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1069