Vanitika kely aloha e!

41. vale ( 14/12/2005 13:45)
kally:

Ecoute ça bois de mon dos = henoy izany ry hazon-damosiko.



:-D=))=))=))=))=))
42. vale ( 14/12/2005 13:46)
ari.malala:

pousse pousse boeuf trois personnes, posiposy omby ol telo



=))=))=))=))
43. vale ( 14/12/2005 13:49)
fiffi> arrivée de drapeau= tonga saina :-D
44. Fiffi ( 14/12/2005 13:49)
Bariry::-D:-D:-D:-D:-D fa tsy azoko loatra aloha izay tian'i Mifenty ho lazaina @ io e! efa hoe asio ny dikany nefa tsy misy "ce n'est pas l'affaire... :-D:-D:-D:-D
45. Bariry ( 14/12/2005 14:11)
Fiffi... Io ve tsy le hoe tsy rahirahin'ny "pipi"-ko izany eh!Raha tsy diso ny fahazahoako azy azfdy
46. Bariry ( 14/12/2005 14:13)
Inty efa malaza saingy ataoko eto ihany kah : Feuilles de bleu bois = Ravi-mangahazo
47. Fiffi ( 14/12/2005 14:18)
vale:io ary ny anao mbola azoko ampiana kely indray, hoy ianao hoe "arrivée de drapeau=tonga saina
dia mbola hovaiko hoe
arrivée de drapeau=tonga drap-koditra:-D:-D:-D:-D:-D
48. diamondra27 ( 14/12/2005 14:33)
rigole petits e devant = vanitika kely aloha e

de nivanitika doly ny namana
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
49. lapino ( 14/12/2005 14:37)
diamondra27 < =))=))
50. Fiffi ( 14/12/2005 16:27)
diamondra27 :-D:-D:-D:-D
omby ritra ly loka ( laoka) = boeuf sec à trou :-D:-D
51. Mifenty ( 14/12/2005 16:30)
may volon-tratra = brule cheveu attrapé (fa tsy poitrine a)
52. Fiffi ( 14/12/2005 16:30)
Bariry :-D:-D:-D:-D:-D aleo aloha hivanitika kely e! ary toa ho remboursen'ny securité sociale ny mivanitika fa mahatsara ny fahasalamana ko inona no hanakana antsika tsy hivanitika ? :-D:-D:-D:-D:-D
53. Veloo ( 14/12/2005 16:48)
=)) za tsymba mahay:-$
54. lapino ( 14/12/2005 16:57)
Veloo : hatraty io! :-D:-D
55. Mifenty ( 14/12/2005 17:12)
veloo lapino

tsotra ka oatra zao oe alaintsika ny anaran'i diamondra

dia= pas
mondra=seulement (mondra = monja fa lé anjan manal no mamaky azy)

zany oe

diamondra = pas seulement. :-D:-D:-D:-D:-D

56. Veloo ( 14/12/2005 17:33)
:-D:-D
57. dadabe ( 15/12/2005 00:45)
:-D:-D
miaraka mimemeh zahay mitsam

ity ary e !


/-../.-/-../.-/????????8O
58. Veloo ( 15/12/2005 01:10)
dadabe inn njay io8O:-D:-D
59. Herimiafina ( 15/12/2005 01:13)
Za tsy mahay klé = moi non savoir le chien, hehehehehhehe:-D:-D:-D:-D
60. Fiffi ( 15/12/2005 05:42)
herimiafina , dadabe , lapino , veloo :-D:-D:-D:-D aiza ary ianareo zany e ?
ary andraso hoe hadika ny "mifenty" ? iza no mahay mandika io ?:-D:-D:-D:-D
-tratra ny mpangalatr'omby = poitrine voleur de boeuf
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4136