Vanitika kely aloha e!

81. lapino ( 16/12/2005 16:17)
:-D:-D
82. Fiffi ( 16/12/2005 18:11)
bibilava = bête longue :-D:-D:-D:-D
83. Fiffi ( 16/12/2005 18:12)
ron'akoho = jus de poulet (mitera-drano ve ?):-D:-D
84. Veloo ( 16/12/2005 20:06)
:lol:
85. dadabe ( 17/12/2005 04:41)
86. Mifenty ( 17/12/2005 08:58)


Hatsikana sy lalao = froid ou et jeu (hatsika na sy lalao)
87. watafon ( 17/12/2005 11:32)
MANDIHY TSY AFA-TAVONY = danSer avec PLACENTA
88. pissoa ( 17/12/2005 13:25)
:-D:-D
89. vale ( 17/12/2005 18:44)
Fiffi:

vale: tsy fantatrao inona ny sécurité sociale ve ? tsy eto Frantsa ianao i zany . Io dia fomba iray izay tsy andohavanao vola raha sendra ka marary , na hividianana fanafody , rahefa mi-cotiser ianao isam-bolana dia mahazo an'io tahakan'ny (assurance) zany e! fa raha mba misy mahay manazava tsaratsara kokoa noho izaho dia mba hazavao an'i vale o!:-*:-*:-*:-*


fiffi>:-D:P
90. vale ( 17/12/2005 18:47)
Fiffi> mangahazo=bois bleu :P
91. Fiffi ( 17/12/2005 19:52)
vale:=))=))=D=D=D=D ary inona ny vomanga ? bleu...:-D
92. Veloo ( 18/12/2005 01:33)
grain bleu :-D:-D:-D:-D:-D
93. watafon ( 18/12/2005 05:21)
diso zany fa bleu bois ny mangahazo e! :-D:-D:-D
94. Fiffi ( 18/12/2005 06:22)
watafon:=D=D=D
mitera-drano = accoucher de l'eau :-D:-D:-D
mahandro loka = cuire trou :-D:-D:-D
95. dadabe ( 18/12/2005 07:06)
:-w:-w:@
96. watafon ( 18/12/2005 16:53)
ity ary mba adikao ze mahay fa za alou tsy nahita e: ny fahoriana mahazaka maniraka
97. Fiffi ( 19/12/2005 12:45)
watafon: tsy aiko indray aloha io an!
fahoriana=malheur
mahazaka=suportable
maniraka=???? 8O8O8O8O8O
98. watafon ( 19/12/2005 13:12)
Fiffi,:-D:-D:-D
99. lanto ( 19/12/2005 13:30)
watafon> sarotsa be loatsa le lazaadina
100. Fiffi ( 19/12/2005 15:11)
mivanitika sisa no hataon'i watafon , ao ampiko e! :-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1305