Vanitika kely aloha e!

161. jennifer2 ( 03/01/2006 02:03)
veloo a! ntsooo!
Fiffi, merci e!
162. Maheriloha ( 03/01/2006 16:43)
SOKAFY NY VAVAHADY = ouvrez la bouche de combat
163. Fiffi ( 03/01/2006 16:56)
jenni: de rien akia an!
Maheriloha: =D=D=D =))=))=))
Maheriloha = ma+force+tête :-D:-D:-D:-D
164. Veloo ( 04/01/2006 15:19)
fiffi :-D:-D:-D
165. Mifenty ( 05/01/2006 10:09)
maherilo= fort pourri.
:-D
166. Veloo ( 05/01/2006 16:10)
:-D:-D:-D
167. Fiffi ( 05/01/2006 19:46)
Mifenty: :-D:-D:-D:-D tsy ratsy indray io , ny ahy ary diso !!:-D:-D
168. Veloo ( 05/01/2006 21:06)
fiffi a samy mety doly reo knou hahahha:-D
169. adam ( 06/01/2006 09:31)
mercredi sur la tete a cote de bien merci =alarobia n'amboniloha akaikikn'ny tsarasaotra
ravitoto tratra maraina tsara ery ravitoto poitrine matin bon la-bas:-D:-D:-D:-D
170. Veloo ( 06/01/2006 20:00)
:-D
171. Fiffi ( 07/01/2006 13:54)
adam: ny ravitoto mbola atao hoe = feuille de manioc
dia lasa hoe feuille de manioc poitrine matin , bon là bàs :-D:-D:-D:-D:-D
172. jennifer2 ( 07/01/2006 20:35)
:-D
173. Veloo ( 08/01/2006 00:10)
174. adam ( 09/01/2006 06:30)
Fiffi>fa ngahy ny vazaha manana ravitoto tsy fantany izany saotra e:lol::lol::lol:
175. Mifenty ( 09/01/2006 12:03)
mafinaritra ahy baina reto jenny sy fiffi reto a
176. Veloo ( 09/01/2006 19:56)
:roll:
177. Fiffi ( 10/01/2006 05:10)
adam: an3 , tsy hoe an'ny vazaha ange ilay izy e! fa antsika gasy zany hono tsy dia mahay loatra mandika @ teny frantsay dia atao "mot à mot " ilay izy ka! na koa hoa tsy tena hoe tsy mahay mandika azy @ teny frantsay koa fa mba fihomezana sy hivanitika kely kosa e! :-D:-D:-D:-D:-D
Mifenty: way fa naninona indray hoho izahay sy jenni ?:-D:-D
Veloo: maninona ndriko ? ao moa mba mivanitika kely e! tsy mampisy "ride" sady mahasoa anie ny mivanitika e! :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
178. Mifenty ( 10/01/2006 09:45)
>>fiffi

nareo sy jenny ary vahinala oa tena mafinaritra anà e.



i adam kosa né sérié b nefa vanitika le izy kle.
179. Fiffi ( 10/01/2006 11:54)
Mifenty: aza mba be fenty ao enao e! =))=))=))=))=))
izaho aloha dia tia mivanitika ! fa tsy eo imason'ny olona kosa an! fa eto aloha aho tena ao tsara e!:-D:-D:-D:-D:-D:-D
180. Veloo ( 11/01/2006 19:34)
fiffi a manao exercice ny maso aky a a:roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.295