Herinandro tsisy xxx
81. Fiffi
(
20/12/2005 05:22)
akamatiana: marina akia ny andriko an! ka justement io fihafenana ao ambadikin'ny xxx io ange no tena fanaovana ny fihatsarambelatsia e! enga nie ka @ io izao fahatongavan'ny Noely izao sy ny taona vaovao mba hiova e! :-D:-D:-D
83. Fiffi
(
21/12/2005 10:07)
akamatiana: ny rasty ho lasan'ny ratsy daholo fa ny ho avy no banjinina dia hiova @ izay indrindra @ izao fety zao !!:-D:-D:-D
85. Fiffi
(
23/12/2005 07:03)
akamatiana: efa manao recrutement aho izao an! hitolona hiaraka @ tsika e! :-D:-D:-D:-D:-D
