Herinandro tsisy xxx
63. ari.malala
(
16/12/2005 06:26)
hery, ts aleo v tsisy xxx tsony marina e, (na d mba efa nanao ihany aza ah talo hihihi:))
68. Fiffi
(
17/12/2005 16:52)
vale: efa tapitra ny fotoana fanandranana e! de hita zao fa bien mihintsy ka "on en parle plus" :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
70. ari.malala
(
19/12/2005 06:46)
tsssssssssss! tapitra sahady v ranga! hiverina ndray zany zao le mpanadala ol reny e :-D:-D
akamatina, hita fa aleo ihany zao nefa le fotoana aza tapitra sahady!
akamatina, hita fa aleo ihany zao nefa le fotoana aza tapitra sahady!
71. akamatiana
(
19/12/2005 07:26)
:-D:-D:-D ari.malala , manomboka marina l izy an !! fa maninn ra toizana azany euuuhh!!:wink:
72. Fiffi
(
19/12/2005 17:17)
Veloo: noheveriko fa nahazo voty iray aho t@ io an! way kosa e! hay tsy raikitra indray ny voty ho ahy izany ve ? dia tsy lany voty izany aho an!
way kosa e! tena io fa nahazo aina be ry mpiafina fa novoha indray ny varavaran'y fihafenana:(:(:(:(:(:(
way kosa e! tena io fa nahazo aina be ry mpiafina fa novoha indray ny varavaran'y fihafenana:(:(:(:(:(:(
76. Fiffi
(
19/12/2005 18:49)
tonga de manararaotra ery ry xxx , dia nahazo tombon-tsoa ve izao aloha ? de faly ery ao miafina ao:-D:-D
77. akamatiana
(
19/12/2005 19:06)
tsss xxx , fa nga tena tsy faseho anay l ataonareo ao ambadika ao ry xxx:-D:-D:-D
78. xxx
(
20/12/2005 01:27)
he he he xxx !! xxx !!xxx !!xxx !!xxx !!xxx !!xxx !!xxx !!xxx !!xxx !!xxx !!xxx !!xxx !!xxx !!xxx !! eeeeee
anjekaky ooo :@:@
veloo :*:*:*
iza ary zah fa omeko bizouroka izay mahalala anah :wink:
anjekaky ooo :@:@
veloo :*:*:*
iza ary zah fa omeko bizouroka izay mahalala anah :wink:
79. hesham
(
20/12/2005 02:44)
Tsy azoko mintsy le mampi insiste anareo le hamoanana ny xxx .
Amiko manokoana dia otran`ny hoe tianareo fantatra doli ny fiainan`olona , tsy ny xxx no tsy tianareo fa tsy tianareo ny tsy mahafantatra hoe iza ilay nanoratra mba ahalalanareo bebe kokoa ny aminy .
Zay ataonareo ataovy fa raha zany no hitanareo fa mety de zay zany ko.:evil::evil::evil::evil:

80. akamatiana
(
20/12/2005 04:52)
oujyyyyyy hesham , tsisy mafantatsa anjy kou nge euuh!! ka inn ary no tokony ilaina ilay xxx , fa ny sasany ange mampiasa xxx mba hanaratsina na hanankorotanana ozy vale zay , d manao xxx izy fa sao tsinn ra fantako we iza izy d tsy hamaly ny hafatrany tsony zah , entina ihatsarana ivelatsihy kou l izy an !! manao xxx ato izy manaratsy anah nefa any am hafatra izy ôtsany anjely sns :-D:-D:-D