Herinandro tsisy xxx
21. scorpion
(
12/12/2005 15:46)
Ilaina ny fisian'ny xxx nohon'ny antony maro, mino marimarina aho fa misimisy ihany ny namana tsy afaka maneho ny heviny mandritra ity herinandro nohon'ny tsy fisian'ny xxx.
24. akamatiana
(
12/12/2005 18:34)
way !!!! faly ery i akamatiana @ tsy fisian'io xxx io an! izaho koa akia de mitovy hevitra @ ndriko an!
sa tsy izany ry akamatiana ,Fiffi iee zany mitsy hihiihih!!
Herinanjo tsisy iksa
Ny ps ato am dinika
Tena hitako milay
Satria b ny ho serieux amizay
Raha misy hevitsa tinao
D tia misy zavatra atoroko anao
Ra tsy tinao ho kobo enao
Dia mamorona ps vaovao
Nefa tsy izany no ilaina
tsika samy gasy misaina
Ka na inona manahirana
D lazao mba ho miramirana
Aza miraharaha akory
Izay vavan'ny sasany mampahory
Fa ato mbola misy namana hatrany
Iaraka aminao amin'ny blem eto an-tany
:) d ampyy
26. vale
(
12/12/2005 22:26)
akama à> tsy kilalao ange aky ny fanaovana serasera ka hoe izay fiainanao rehetra dia ho ambara @ ambanilanitra avokoa! fa maninona anefa ny maha samihafa le xxx sy le ps ary e? fa otran'ny sasany tsy olana aminy satria na mameno ilay takelaka momba azy iny aza izy tsisy ahafantarana azy mihintsy! fa ohatranay manokana izao dia mandray ilay izy ho sérieux! ary so dia nareo tsy tia ny fisian'ny xxx io kosa aza le tena liana @ fiainan'ny hafa?????
27. vale
(
12/12/2005 23:00)
yonikafopl:
bizz doly klouu, milay le tsisy xxx hery aaaa, aleo mba ps no hiseho eee, ty misy fika 1 ho an le mpanao xxx, misorata anarana vaovao, de ataovy hafa am le tena ps tena izy na raha mety de ataovy xxx de rehefa te hanao xxx de le ps vaovao ampiasaina. amzay kou manko mba afaka andefasana hafatra enao avy eo ho fisaorana am fanaratsiana, satria hoy ny teny hoe : misaora izay manenjika anareo :):). Ny IP iray mou ry hery afaka mitondra ps hatramin'ny firy???:roll::roll:
yonik> misy nge oà ny mampiasa xxx tsy manaratsy e! ....fa le refa resaka fiainanao manokana iny kosa ve de ho tinao hahalala daholo babay sy lohavohitra! tsorina fa matahotra tsikera aza ny ol mpanao xxx!!!
28. kilalaki
(
13/12/2005 02:11)
raha amiko manokana koa aloha mety ilay hoe tsy asiana le "xxx",satria de raha misy dinika iray mande fotsiny ohatra zao de ao amin'ny an-dalana telo na roa ao @zay avaonan-dry "xxx" vazivazy ratsy ,....hany ka voasoketa hatramin'ny olona tena mba mila mampiasa le "xxx",tsy maninona nefa izany fa de aleo hiseho daholo e!(@zay koa tsy mikorotana ny ady hevitra(@nle mampiasa "xxx" mantsy misy olona mangalatra mamadika ny hevitrao,raha nampiasa le xxx @ntena ilana azy nao
hery>>=D=D=D
hery>>=D=D=D
29. kilalaki
(
13/12/2005 02:14)

30. diamondra27
(
13/12/2005 04:30)
mbola mahita xxx foana za koa, jereo tsara daholo ny dinika fa ho hitanareo izy, f'ahoana no mahatonga izany e? Efa oe tsy asiana de tsy asiana fa aza miangatra kosa e!
31. ari.malala
(
13/12/2005 06:49)
vale:
akama à> tsy kilalao ange aky ny fanaovana serasera ka hoe izay fiainanao rehetra dia ho ambara @ ambanilanitra avokoa! fa maninona anefa ny maha samihafa le xxx sy le ps ary e? fa otran'ny sasany tsy olana aminy satria na mameno ilay takelaka momba azy iny aza izy tsisy ahafantarana azy mihintsy! fa ohatranay manokana izao dia mandray ilay izy ho sérieux! ary so dia nareo tsy tia ny fisian'ny xxx io kosa aza le tena liana @ fiainan'ny hafa?????
ts za manokana no ivantanan'le valin-dresaka fa hamaly kely ah, marina fa ts lalao ity na virtuel aza, za ko mba mpanao xxx fa @ resaka vie privee, nefa na zany aza, misy ol mahalala ahy tena mahafantatra ah ato satri efa nihaona mivantana na mahalala fts @ le sombin'anarana e d mety mahalala ko izy we iza no ao mabadik'le xxx satria fantany ah, fa ts voatery ko nefa izy hiteny we iza enao, ny tiko tenenina d zao, ohatra zao atao hoe fantatro i vale, ts voatery mits ah hitantara @ namana rehetra ato @ serasera we fantatro io vale io ary zao ny momba anazy sns, zay le respect ny vie privee an'ol. Tsy voatery we liana @ fiainan'y hafa foana ko akory refa manao xxx, ary marina fa misy xxx manaratsy, mananihany, za ko isan'nle mpananihany @ xxx fa na zany aza.. refa zay no fanapahankevitry ny tompon'andraikitra d manaiky no azontsika atao :)
38. vale
(
13/12/2005 16:14)
ari.malala:

ari.malala>ny olana ange aky le rehefa ianao iny mihintsy no mampiditra dinika e! (sujet)! fa tsy hoe le mamaly ireny fotsiny akory! de eo ny olana !fa ilay forum koa ange "demokrasia" araky ny lazain'i fiaritina e! fa ze tsy matanty miala! avelao xxx mpanaratsy hanaratsy any fa raha tena dadany izy maninona no miafina ao ambadiky ny xxx???
39. vale
(
13/12/2005 16:18)
hery:
misy mivoajamala mihitsy :-D
maninona nefa raha foanana any ry hery fa izay koa no iadian-kevitra eo???
40. Fiffi
(
13/12/2005 16:58)
vale: ka mba mety kosa aloha ny ahafantarana ny hevitrin'ny be sy ny maro e! itanao eto izao fa toa lanin'ny tsy fanekena xxx ny voty e! sa ahoana ? raha izaho manokana aloha dia aleko fohanana mihintsy e! fa raha toa ka afaka manova ps ny olona dia aleo mampiasa ps 2 na 3 dia alaina fotsiny ny iray atao xxx dia ny 1 fampiasana @ ps sa ahoana hoy ianareo ?
hery: mandrangitra ve sa ....:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D