Herinandro tsisy xxx

41. Veloo ( 13/12/2005 17:48)
ary nareo ve ry reto tsy mba mahita oe betsaka anie ny anarana mbola tsy hita inn ndry zalahy fa nipohipohitra doly? zatra mpanao xxx fona taloha zao hita doly ny anarany :-D:-D:-D:-D
misy zany anarana mbola tsy hitako mihitsy tao forum inn fa nipoitra :-D:-D:-D
42. vale ( 13/12/2005 17:49)
Fiffi:

vale: ka mba mety kosa aloha ny ahafantarana ny hevitrin'ny be sy ny maro e! itanao eto izao fa toa lanin'ny tsy fanekena xxx ny voty e! sa ahoana ? raha izaho manokana aloha dia aleko fohanana mihintsy e! fa raha toa ka afaka manova ps ny olona dia aleo mampiasa ps 2 na 3 dia alaina fotsiny ny iray atao xxx dia ny 1 fampiasana @ ps sa ahoana hoy ianareo ?
hery: mandrangitra ve sa ....:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D

fiffi> PS2=XXX ihany raha azoko tsara!fa le XXX mintsy no tsy matin'ny sasany lolo!hihihihi... k'efa oe mahazo maneho ny heviny izy na PS2 na XXX ( ilay mampiasa azy @ fanaratsiana sy fanankorontanana io!) fa tsy izany akory no hampiova inona e!!! izy aza mbo hanao an'izany ko! ny ahy aloha dia laniko daholo oà zay lany eo! fa fadiko fotsiny ny mitantara zvt mikasika ny "vie privée"ko, satria tsy afaka ny hitoky @ rehetrarehetra eto araka ny tenin'ny namana sasany oe misy miatsaravelatsy izany! fa raha misy ilaivako fakana toro-hevitra dia aleoko any @ ireo namako "manokana" aho no maka!!!sur kokoa fa tsy haneso na handrabiraby toa an'i XXX izy ireo @ izay satria "namana"!!!
43. vale ( 13/12/2005 18:01)
kilalaki:

raha amiko manokana koa aloha mety ilay hoe tsy asiana le "xxx",satria de raha misy dinika iray mande fotsiny ohatra zao de ao amin'ny an-dalana telo na roa ao @zay avaonan-dry "xxx" vazivazy ratsy ,....hany ka voasoketa hatramin'ny olona tena mba mila mampiasa le "xxx",tsy maninona nefa izany fa de aleo hiseho daholo e!(@zay koa tsy mikorotana ny ady hevitra(@nle mampiasa "xxx" mantsy misy olona mangalatra mamadika ny hevitrao,raha nampiasa le xxx @ntena ilana azy nao
hery>>=D=D=D

Marina koa iny ry kilalaki à! tena marina!!!!
44. lapino ( 14/12/2005 09:56)
Alarobia antoandro ... :wink:
45. ari.malala ( 14/12/2005 12:24)
vale, ka zay le teneniko we afaka mampiditra hevitra indry mitondra ny pseudo andry ihany, d ze ol mahalala andry wa ts voatery mints hieny we haiko anie we iza enao ry vale, na raha sanatria manao an'zany v izy ts tonga d esorin'i Hery tsotra izao ny hafany satria manala baraka? ts haiko alo...

raisiko ohatra zao le dinika "bevoka misy kyste" ao @ fahasalamana, ana io, d efa naika hanao xxx ah, fa adinoko d nitranga teo ihany le pseudo, hitandry fa tsy nisy nananihany ana mints ny ol fa namaly tsara daolo, fa matetika koa anie aky ra vao xxx ny mpandefa d ts raisin'ny ol ho serieux e, satri sao d mananihany fts kosa ko... ts hay we iza ary le resahina tsin fa miafina... azondry? :) fa ra za manokana alo no anontaniana d tena tiko tsisy xxx e, @zay mba hita eo daolo we iza avy no mpiresaka sy mpamaly hevitra ao @ forum @ tenin'i veloo we ps ts hita hatr'izay reny fa nitranga daolo, sady le pseudo mitranga koa aky mampifanakaiky a, na vao androany aza isika no niresaka ohatra d toy ny efa nifankahalala ela b satria ampifanakaikezin'le pseudo e, mifankahalala anarana :) sa aôna? :-*:-*

46. vale ( 14/12/2005 12:55)
ari.malala:

ari> ieny aky fa azko ny tinjy tenenina an! fa ohatra fotsiny nenà ny pseudo dia avy @ anarako tena anarako fa nofoiziko fotsiny!!! dia ny takelaka momba ahy koa tena marina daoly ny renseignement ao, dia eto nefa ny sera2 tsy vitan'ny oe mi-chat, mi-forum, sns fa izaho ohatra raha misy fihaonana ohatra fety ataon'ny mpiserasera rehetra dia tiko be izay ka tsy naman'ny fantatry ny rehetra ihany ve ky izay fiainako manokana raha izany???? averiko oà, fa izaho tsy hijanona eto fotsiny fa raha misy fety na fihaonana dia tena tiko be izay! dia izay nomba ilaiko ilay "intimité" fa ao fa efa natondron'i ravaka ilay fika oe manao ps faha-2 iny zaho e! @ izay tsisy mahalala!hihi
47. vale ( 14/12/2005 12:57)
lapino:

Alarobia antoandro ... :wink:

hahahaha... io fa manomboka manisa anjo i lapino !:-D=))=))=))
48. Fiffi ( 14/12/2005 16:43)
efa tena tsy andrin'i lapino mihintsy izany herinandro izany an!! nefa toa tsy hisy intsony izy io ? arakin'ny filazan'i hery hoe "misy mivoajamala" mihintsy ve i lapino ao e ??? :-D:-D:-D:-D:-D
49. Veloo ( 14/12/2005 16:55)
fiffi a santionany fotsiny retsy io a :-D:{:-D
50. lapino ( 14/12/2005 17:18)
Efa mihahenjana ny raharaha, manomboka ahitana tarazony ny tsy fisian'ny xxx:
"herinandro mi masta = herinandro tsisy xxx"
Ny sasany toa oaiaka ny problemam-pitiavana
Toa mahita ps tsy dia fahitako koa za
sns ...

Asa e! Alarobia hariva indray ... :wink:

Ary inona kay le jamala? :?::?
51. vale ( 14/12/2005 20:48)
izay izao le anisan'ny hamorona ps vaovao de manin???:P
:lol::lol::lol:fa refa mbo te hangataka sokola mamentsa any @ lapino de oaiaka!:lol::lol::lol::wink:
52. vale ( 14/12/2005 20:59)
ari.malala:

vale, ka zay le teneniko we afaka mampiditra hevitra indry mitondra ny pseudo andry ihany, d ze ol mahalala andry wa ts voatery mints hieny we haiko anie we iza enao ry vale, na raha sanatria manao an'zany v izy ts tonga d esorin'i Hery tsotra izao ny hafany satria manala baraka? ts haiko alo...

raisiko ohatra zao le dinika "bevoka misy kyste" ao @ fahasalamana, ana io, d efa naika hanao xxx ah, fa adinoko d nitranga teo ihany le pseudo, hitandry fa tsy nisy nananihany ana mints ny ol fa namaly tsara daolo, fa matetika koa anie aky ra vao xxx ny mpandefa d ts raisin'ny ol ho serieux e, satri sao d mananihany fts kosa ko... ts hay we iza ary le resahina tsin fa miafina... azondry? :) fa ra za manokana alo no anontaniana d tena tiko tsisy xxx e, @zay mba hita eo daolo we iza avy no mpiresaka sy mpamaly hevitra ao @ forum @ tenin'i veloo we ps ts hita hatr'izay reny fa nitranga daolo, sady le pseudo mitranga koa aky mampifanakaiky a, na vao androany aza isika no niresaka ohatra d toy ny efa nifankahalala ela b satria ampifanakaikezin'le pseudo e, mifankahalala anarana :) sa aôna? :-*:-*

ari> ie, mifankalala anarana fa mety ifankalala bebe kokoa raha mitovy tadin-dokanga!!! ny ahy ny namako tiko ho ita mivantana daoly! no sady miafara @ fifampiantranoina mihintsy aza fa tsy mijanona eto @ ity site ity fotsiny!!!!
53. lapino ( 14/12/2005 23:22)
vale:
izay izao le anisan'ny hamorona ps vaovao de manin???:P
:lol::lol::lol:fa refa mbo te hangataka sokola mamentsa any @ lapino de oaiaka!:lol::lol::lol::wink:

Mody ataovy hoe vandro fa koboko foana hoe vale izay :wink:
54. lapino ( 15/12/2005 11:20)
Alakamisy antoandro! ... nisasaka izy izay :wink:
55. ari.malala ( 15/12/2005 12:24)
vale, mitovy izany isika roa, ny ahy koa sombin'anarako io pseudo io :) fa za ts hamorona pseudo hafa af ts koi na iza mahalala na iza mahalala, anjaran'ze ol t hanala baraka ndray ra hitantara ny fiainako manokana izy raha misy fanontaniana apetrako... :)
56. hery ( 15/12/2005 14:08)
Efa ho vita sahady ilay andrana nahafinaritra. Horaketin'ny tantara ity herinandro ity :-)
57. Fiffi ( 15/12/2005 14:52)
hery: tena nahafinaritra kosa ka!! tafavoaka soamantsara daholo hiany ny rehetra tsy nisy xxx e ? Dia aleo hajanona @ izay ary io satria nety tsara ilay izy e!:D:D:D:D:D
58. Fiffi ( 15/12/2005 17:55)
Rahoviana ny voty e!! sa tonga de lany fa tsy asiana tsony ? de tsiakihetsika daholo fa eo e!:-D:-D:-D
59. Veloo ( 15/12/2005 18:34)
nahazo voty ray njy ry fiffi, tsy asiana xxx tsony:wink:
60. llarissa ( 15/12/2005 18:50)
marina zany ry zareo ah
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2231