Sharma :)

81. lapino ( 14/12/2005 17:21)
Aiza koa e?! De tadiavina indray zany sa itadiavana?
82. Veloo ( 14/12/2005 17:34)
83. pissoa ( 14/12/2005 17:46)
veloo> fa maninn njy?
lapino> kiii - tsy maintsy mifidy ve zah? :?
84. lapino ( 14/12/2005 18:04)
Ze tian-dry ka! ;)
85. Veloo ( 14/12/2005 18:21)
pissoa a gaga fotsiny za ka :-D:-D:-D
safidy inn njy?8O
86. dadabe ( 15/12/2005 00:53)
veloo > ztm ./.
87. Veloo ( 15/12/2005 01:13)
dadabe zany an :-D:-D:-D:-*
88. pissoa ( 15/12/2005 05:10)
sarotra beee retsy le safidy ah! aleo atao piloufasy!
89. lapino ( 15/12/2005 08:59)
pile
90. pissoa ( 15/12/2005 09:59)
tadiavina zany :°):-D:-D
91. Veloo ( 15/12/2005 16:14)
ny ahy fashhhhhhh:-D:-D
92. lapino ( 15/12/2005 16:31)
Nankaiza moa anao teo dadabe fa misy fashh ato kle! :-D:-D

pissoa < de rehefa hita de atao ahoana? :wink:
93. pissoa ( 15/12/2005 17:03)
tsy atao n'inn n'inn fa manome biz'oroka anaky 3 kah :wink:
94. lapino ( 15/12/2005 17:15)
Ny iray eo amin'ny ankavia, ny iray ankavanana, ary ny iray ... :oops: ...
Manomboka mangovitra ny anaty manontolo ♪♫♪
:wink:
95. pissoa ( 15/12/2005 17:21)
ny iray eo amin'ny andrina ... fa raha sola enao de tsy maninona fa eo antampon-doha :-D:-D
96. Veloo ( 15/12/2005 18:29)
lapino a njy tsinona pile ka :-D:-D
97. lapino ( 16/12/2005 14:39)
Za zany pile de Veloo fashh, ... manjary tsy hitako ndray le ankihiben-tongotra rah zany kle! tsss :-D:-D

pissoa < ka tsy eo an-tampon'ny loha no sola ange e! :-D:-D
98. pissoa ( 16/12/2005 15:03)
:-D:-D
fa aiza ho aiza amin'ny loha?
99. lapino ( 16/12/2005 15:33)
Tsy ambonimbony kokoa aloha e :-D
Sa lohan'inona no anontanianao io? :-D:-D
100. pissoa ( 16/12/2005 15:53)
ny lohanao no anontaniko ka!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1707