Sharma :)
1. lapino
(
11/12/2005 17:16)
Inona àry no ataon'ny vehivavy eo amin'ny sofiny mba hisintonany lehilahy?
novalian'i Veloo ny 04/01/2006 15:20
3. pissoa
(
11/12/2005 17:26)
Oops, hitako ah no tsy mahasintona lelah - hay tokony asiana zavatra ny sofina :(
4. lapino
(
11/12/2005 17:29)
Herimiafina < wireless fisintonanana le izy ka :-D:-D
pissoa < sady efficace le izy an!
pissoa < sady efficace le izy an!
5. Herimiafina
(
11/12/2005 17:33)
asiany boulekiès ear plug eo de tsy maheno frapy izy de tsy sensible de vao maika manintona anlé bandy, hehehehhe:-D:-D:-D:-D
6. pissoa
(
11/12/2005 17:38)
lapino, mba teneno anah ny valiny ary andramako eh :lol:, sa io tenenin'i Herimiafina io?
7. Herimiafina
(
11/12/2005 17:40)
Ka refa fantatr'ilay lehilahy anie le izy hoe fisintomana de tsy voasintona tsony izy e, hehehe:-D:-D
8. lapino
(
11/12/2005 17:42)
Ny ankihiben-tongony :-D:-D
De mbola tsy voasintona ve ra-Herimiafina kle? :-D:-D
De mbola tsy voasintona ve ra-Herimiafina kle? :-D:-D
10. Herimiafina
(
11/12/2005 17:48)
lapino:
Ny ankihiben-tongony :-D:-D
De mbola tsy voasintona ve ra-Herimiafina kle? :-D:-D
Raha mahita milibandy be v eleisy zah de mbola ho voasintona ihany klé? hehehehe:-D:-D:-D:-D
13. Herimiafina
(
11/12/2005 17:54)
Ka sure fa sipa mpanao milibandy anie no mapiakatra tongotra eny amin'ny sofina izany e, hehehehe:-D:-D
17. Herimiafina
(
11/12/2005 18:03)
Lenga kambony ry reto fa tonga zah de lasa zao makany makany klé, nen'ny sasany aza higadrana mahintsiny kou nenah omena fotsiny ho laviko klé? lol hehehehehe=))=))
18. pissoa
(
11/12/2005 18:06)
lapino - kou zah tsy mba manana milibany kou :(:-D
Herimiafina - :-D:-D
Herimiafina - :-D:-D
19. Herimiafina
(
11/12/2005 18:07)
milibandy ou pas milibandy, ndao foana klé, hehehehehehehe=))=))=))=))
20. lapino
(
11/12/2005 18:09)
akamatiana < tsy be style miseho milay hono fa ankihiben-tongotra :wink: