Sharma :)
43. lapino
(
12/12/2005 15:46)
ravakamalala: tairo àry tsy kankana e, fa ohatra hoe patsa, sa tonga dia orana mihitsy! :-D:-D
pissoa: tsy memezako fotsiny zany fa bien pliskessà :wink:
Tenio: efa io ambony io le valiny, ankihiben-tongotra :-D:-D
pissoa: tsy memezako fotsiny zany fa bien pliskessà :wink:
Tenio: efa io ambony io le valiny, ankihiben-tongotra :-D:-D
49. pissoa
(
13/12/2005 07:24)
le hatsikana ve no tsy azon-dry?
Fanontaniana:
Valiny: ankihibetongotra :-D:-D
Fanontaniana:
lapino:
Inona àry no ataon'ny vehivavy eo amin'ny sofiny mba hisintonany lehilahy?
Valiny: ankihibetongotra :-D:-D
52. mamzelkely
(
13/12/2005 12:35)
ka zay mits anie le izy imaginer-o de ts possible ra ts soupla be le vhv angah:roll::-D:-D:-D
54. Herimiafina
(
13/12/2005 13:26)
Tsoahy kely klou ny pataloha vao manao an'izany sao de iny konkou no maneritery eo klé, hehehehe=))=))
56. Herimiafina
(
13/12/2005 14:16)
Tsy maninona fa voasintona foana zah klé, milibandy ou pas milibandy, lasa foana izao, aleo rehefa avy eo vao manenina klé. hehehehe=))=))
57. pissoa
(
13/12/2005 14:24)
lapino ngah vhv ... sa herimiafina ty kou efa manomboka miova taranja :°)
58. lapino
(
13/12/2005 14:29)
Eh eh! tandremo atannnsiôônn an!
Aza avadika ny resaka Pissoa fa avadiko eo ange njy e! :wink:
Aza avadika ny resaka Pissoa fa avadiko eo ange njy e! :wink:
59. Herimiafina
(
13/12/2005 14:42)
vehivavy ou pas vehivavy, mbola lasa foana izao klé, hehehehehehe=)):/:/ Oui, aoka ihany tampoka njay raha tsy vehivavy tampoka klé, kay moa tsy mety, hehehe
60. pissoa
(
13/12/2005 14:44)
avadikao ahoana mou zah ry lapino?:roll: jereo ary ty tenenin'i herimiafina:-D:-D