Sharma :)

101. lapino ( 16/12/2005 16:17)
Ka ny lohan'inoko? Sô de mba eo an-tampony ihany no sola manko ... :-D:-D
102. lapino ( 16/12/2005 16:18)
Raha lohan-drantsan-tanana manko dia sola :)
103. pissoa ( 16/12/2005 16:49)
lohan'ankihibe-tongotra
104. akamatiana ( 16/12/2005 17:46)
:-D:-D
105. lapino ( 16/12/2005 18:40)
Tsy aleon-dry atao amin'ny sofina ?
106. Veloo ( 16/12/2005 20:10)
:-D:-D:-D
107. pissoa ( 17/12/2005 13:30)
ny an'lapino kounkou - mitady hanao hor-size fona! ankihi-betongotra zao no resaka eto :-D:-D
108. lapino ( 17/12/2005 19:39)
Za aza mba mamerina an'le ankihiben-tongotra ho eny amin'ny sofin-dry ko! :wink: :-D:-D
109. Veloo ( 18/12/2005 01:43)
tamdremo ary so tsetsina a :-D:{:-D:-D:-D
110. pissoa ( 18/12/2005 07:56)
zah ihany de manavita an'zany kah :-D:-D
veloo - :-D:-D:-D
111. Veloo ( 19/12/2005 15:56)
pissoa :-D:-D:-D
112. sasa ( 20/12/2005 14:34)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
113. Veloo ( 20/12/2005 20:53)
sasa njy zao vo mba tonga dia mime fotsiny no mba atao? njy hono la? :(
njy sy sonwin tsita intsony ??8O8O8O
114. pissoa ( 21/12/2005 10:07)
fa maninn aky njy no malahelo be rah la sasa ry veloo?
115. Veloo ( 21/12/2005 15:46)
pissoa a za tsy malahelo be zany ko... noheveriko fa vavy fona izy io hatramn'izay ka :-D:-D
116. pissoa ( 22/12/2005 06:01)
zah koa ary nihevitra toy izany :-D:-D
117. Veloo ( 23/12/2005 15:29)
pissoa :-D:-D:-D
118. pissoa ( 23/12/2005 17:40)
kou vavy ary no hitako tao @ mombamomba azy kou :-D:-D
119. Veloo ( 24/12/2005 07:51)
ka zay ndridra mantsy :-D:-D
120. pissoa ( 29/12/2005 05:54)
efa novaina angaha ilay izy?:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0989