Sharma :)
21. Herimiafina
(
11/12/2005 18:10)
ankihibetongotra ou pas ankihibentongotra, ndao foana klé, hehehehe=))=))=))=))
22. lapino
(
11/12/2005 18:12)
pissoa < ze mbola mi-kredy mody arahina am'le hoe tsy aleonao "nature" sady "bio"? :-D:-D
23. pissoa
(
11/12/2005 18:13)
laingany kambony ry akama fa jereo sahady ty vanitik'i Herimiafina a :-D
24. akamatiana
(
11/12/2005 18:16)
lapino ka zao klou , d aveo mande tsikelikely , farany am ankibetoungtsa lol:-D:-D
25. Herimiafina
(
11/12/2005 18:16)
Iza zany mbola be kiredy ao izany, ataovy aloha de refa avy eo mikredy klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
27. Herimiafina
(
11/12/2005 19:34)
Sao de niafina anah ianao tamin'ny nanao an'ilay izy klé? hehehehe:-D:-D:-D:-D
28. vale
(
11/12/2005 20:00)
pissoa:
lapino - kou zah tsy mba manana milibany kou :(:-D
Herimiafina - :-D:-D
mangataha aty amiko fa zà manana be da be! hihihihihihi...............
29. lapino
(
11/12/2005 20:01)
ravakamalala < avereno amin'ny toerany aloha izay ankibentongotra nongotanao zay :-D:-D
31. ravakamalala
(
11/12/2005 20:07)
lapino > =))=))=))
tsisy zavatra hafa kokoa ve,mba moramora kokoa noho izany e!!
tsisy zavatra hafa kokoa ve,mba moramora kokoa noho izany e!!
32. lapino
(
11/12/2005 20:10)
ravakamalala < avereno amin'ny toerany aloha izay ankibentongotra nongotanao zay :-D:-D
33. lapino
(
11/12/2005 20:12)
Ataovy @ ankihikelin-tongotra indray ary e :-D:-D
Tena rehefa manao actualiser de averiny alefa kay le nosoratana teo kle. :(
Tena rehefa manao actualiser de averiny alefa kay le nosoratana teo kle. :(
36. lapino
(
12/12/2005 08:49)
Mety foana na amin'ny volo aza ka. Ary danz ihany nareo mahita difference am'zany kle :-D:-D
37. ravakamalala
(
12/12/2005 09:44)
naha be imagination ny sipa mihitsy i lapino!
za aloha soa ihany fa sintomina fa tsy manintona e!:-D
za aloha soa ihany fa sintomina fa tsy manintona e!:-D
39. lapino
(
12/12/2005 11:20)
Hano aloha ilay kankana-ko àry hisintonako anao amin'ny haranjono! i Pissoa koa hono hanaraka kle! bienvenido! :-D:-D
40. ravakamalala
(
12/12/2005 13:29)
tonga dia coup double leity e! fa tsy kankana kosa akia a! kankana ve no hisintomanao anay? kankana ataonao aiza ho aiza eo amin ny vatanao?