Fa toa lasa sehatra hifamaliana ilay tsikera eto !!

81. Herimiafina ( 10/12/2005 04:36)
Ie, maditsa ratsy tsisy ilavana azy klé. hehehehehe:-D:-D:-D:-D
82. cutie ( 10/12/2005 04:40)
tohizo ny ditra fa
fiaianana efa fohy kely ity, hehehe
83. Herimiafina ( 10/12/2005 04:42)
Amizay zah tsy manenina hoe tsy naditsa klé, fa le fahendrena anie tsy mila experimenter-ko tsony fa efa otsan,ny hitako eny aminareo eny daholo e. hehehe:-D:-D:-D:-D
84. cutie ( 10/12/2005 04:46)
lol
85. Herimiafina ( 10/12/2005 04:50)
Fa nareo henjy be daholo an, tena henjy mahafinaritsa sy mahafatifaty kely, esty :-* daholo. hehehehe:-D:-D:-D:-D
Le herimiafina ity ihany no mamlakira ato klé.
86. cutie ( 10/12/2005 04:55)
mamalankira nefa tsy misy mozika akory :-D
87. Herimiafina ( 10/12/2005 05:00)
Ie, acapela klé, "haka ampela aho" hehehehehe:-D:-D:-D:-D
88. cutie ( 10/12/2005 05:02)
teneno za refa mahazo :-D
89. Herimiafina ( 10/12/2005 05:05)
Tsy hitanao ngah io efa azoko io klé, io e, io ve de tsy hitanao, io ambony io izy izao, hehehehe:-D:-D:-D:-D
90. cutie ( 10/12/2005 05:06)
an3
91. Herimiafina ( 10/12/2005 05:09)
Io manao "an3" io izy izao, hehehe:-D:-D
92. ravakamalala ( 10/12/2005 15:35)
i herimiafina marina mpamalan kira an! nefa manga feo be! oooopppppssss:wink:
93. Herimiafina ( 10/12/2005 15:46)
Zany zao ry ravaka no karazana tsikera tokony ho hita refa samy mpinamana klé, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
94. Veloo ( 10/12/2005 22:59)
:roll:
95. ravakamalala ( 11/12/2005 19:44)
herimiafina > manga feo ianao fa mila mianatra mihira fotsiny, solfa na solfege, d bien b!:-*
96. Veloo ( 11/12/2005 21:05)
ravaka:-D:-D:-D
97. ravakamalala ( 12/12/2005 13:21)
nandaitra ilay kritka constructiva, lasa naka cours ilay herimiafintsika !!:-D:-D
98. Veloo ( 12/12/2005 16:31)
ravaka ie :-D:-D:-D
99. IDEALY ( 17/01/2006 11:49)
Tena gaga ! hay ve misy an'izany rehetra izany eh !
handeha mba hojerene sao mba nisy nitsikera ny sarin'ny tenanay fa androany vao nahalala fa hay misy izany ; za alou tsy manam-potoana hitsikerana fa be atao eh !
miditra eto aza vonjivonjena fa mbola maika lava
fa torohevitro raha mitsikera aoka tsy hanao xxx fa apetraho ny pseudo raha sahy eh mba ho hita eh , aza miafina ao am-badiky ny xxx
zao koa za vao nahalala fa hay ve le xxx azon'ny rehetra atao eh fa heveriko fa pseudo n'oul iray izy io h@ zay ; misaotra fa izay vao nahalala eh !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1042