Fa toa lasa sehatra hifamaliana ilay tsikera eto !!

1. Kiara ( 05/12/2005 17:24)
Tsy nahatsikaritra ve nareo fa lasa sehatra nifamaliana ny tsikera sary eto @ serasera, sao dia mba tokony ahitsy izy ity na asiana sivana....fa mahamenatra ny resaka ao indraindray !
novalian'i IDEALY ny 17/01/2006 11:49
2. kally ( 05/12/2005 17:52)
Izaho koa aza mba gaga!
3. sonwin ( 05/12/2005 17:53)
roa izany isika no gaga hatreto
4. kally ( 05/12/2005 17:56)
F'hita ho'a ry Sonwin.Aiza kosa ve dia mila andrasana sy bedesina foana vao ho tonga saina fa tsy mba mahay mifanaja mihitsy, tsy haiko aloha e! sa izaho ve no ntaolo be?
5. Veloo ( 05/12/2005 18:09)
zany ve? 8O8O8O
6. sonwin ( 05/12/2005 18:54)
zany mihitsy ka
7. diamondra27 ( 05/12/2005 19:02)
tara njay zany za fa aiza no misy tsikera sary?
8. vale ( 05/12/2005 19:08)
zaho koa tsy naharaka? teo aloha zaho no nahita iny fa izao zà tsy nahita iny "tsikera momba ny sary" iny intsony!!!!!!!!!!????
9. sonwin ( 05/12/2005 19:09)
klikeo "sary rehetra", ankavia amin'ny pejy fandraisana no misy azy, klikeo avy eo ilay hoe "tsikera" eo akain'ny sary izay tiana ho hita ny soratra ao.Indraindray misy hoe tsikera(0), nefa jereo ihany fa misy soratra ihany any indraindray...
10. akamatiana ( 05/12/2005 19:43)
kiara > avelao lesy zareo mba anala ny fony an! zah tsy itondra azy mankaiza nge l tsikera ee! sady izy kou miafina fa tsy mba mampiseho ps no tena grrr , Tsiky d ampy :)
11. lapino ( 05/12/2005 20:13)
Ny fahitako ny olana amin'ny tsikeran'ny sary, dia angamba noho ilay izy misy service indramina amin'ny haloscan. Dia mety misy fetra ny zavatra azon'ny wm atao, ohatra ny tsy fahafahana mampiasa ny session serasera. (Tsy haiko aloha an)

Dia avy eo manjary malalaka be ny pseudo azo apetraka, De lasa bedebe ny sôzi sy ny jimô sy ny klônn sy ny joker.

Dia ny sasany avy eo tsy mahatanty, de mody hoe tsiky dia ampy :)
12. xxx ( 05/12/2005 20:16)
io izany izay tiany Webmaster sy ny forongony ihany no azo sivanina eto e. REhefa mahasoa azy ireo ka tsy voakitika ry zareo de tsy koi io ...
Naoana ianareo tsy gaag refa misy hafatra manjavona ho azy koa
13. Herimiafina ( 05/12/2005 20:19)
Zah zao lasa mataoutsa njay klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
14. akamatiana ( 05/12/2005 20:26)
Dia ny sasany avy eo tsy mahatanty, de mody hoe tsiky dia ampy


zahay njaay matanty fôna k! ary tsiky iany d ampy fa tsisy ankoatra izay eeeuuuh!
15. lapino ( 05/12/2005 20:34)
xxx < tsy zara miangatra mihitsy raha manana alalana hafa noho ny rehetra ny webmaster sy ireo mpandrindra (izany hoe izay tian'izy ireo). Ny antony dia satria:

- asan'ny tanany ilay site, ka amboariny sy karakarainy araka izay heveriny ho tsara. Dia izay considérations rehetra raisiny ao tsy misy tokony hiadintsika, na ara-teknika io, na ara-ekonomika, na ara-kolotsaina, na ara-moraly, na ara-dalàna, sns ... Na izany aza nametrahany sokajy iray io "momba ny takelaka" afaka hitenenan'i xxx izay hitanao ho tsara na ratsy
- ny webmaster no tompon'andraikitra voalohany amin'ilay site eo anatrehan'ny lalàna, ka raha misy oaiaoaiaka ao dia tafiditra foana izy. Noho izany rariny raha arovany ny tsy hisian'ny karazana olana mifanafintohina
- ... etsetra

zo adidiy koa io ry tsamy a :)
16. hery ( 05/12/2005 20:35)

io izany izay tiany Webmaster sy ny forongony ihany no azo sivanina eto e. REhefa mahasoa azy ireo ka tsy voakitika ry zareo de tsy koi io ...


Izay zakan'ny tsenanay ihany koa no voasivanay kou :-) noheveriko ho olona efa lehibe daholo ianareo mahalala hoe ny resak'olon-dehibe alefa any amin'ny resak'olon-dehibe, ny resaka maloto tehirizo any ihany aloha :-) sns...

Dia tsy maintsy hosivanina indray izany izy ity raha izao fahitako azy izao :-p dia tsy hiova mihitsy ve? sa izany tokoa no atao hoe gasy?

Mba jereo ange ohatra ny site vazaha hafa ohatra hoe http://fr.wikipedia.org izay azo simbain'izay te hanimba fa e e e, tsisy manimba izany satria heverina fa hoe zavatra tsara ho an'ny rehetra. Bien commun e. Isika ihany io kou.
17. lapino ( 05/12/2005 20:35)
akamatiana < :)
18. akamatiana ( 05/12/2005 20:46)
lapino > :)
19. Veloo ( 05/12/2005 20:51)
8O8O8O8O za mbola tsy nahita kay misy an'izany ao? :(
20. cutie ( 05/12/2005 20:52)
za kosa alou tsy tia an'le tsikera sary io e , tokony tsy nasiana an;io mihitsy , efa hay be fa tsy maintsy hampisy olana ,fa ze tinareo ihany atao e lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4692