Fa toa lasa sehatra hifamaliana ilay tsikera eto !!

21. Veloo ( 05/12/2005 20:57)
ayayayyayaya cutie =D=D=D
22. vale ( 05/12/2005 21:50)
sonwin:

klikeo "sary rehetra", ankavia amin'ny pejy fandraisana no misy azy, klikeo avy eo ilay hoe "tsikera" eo akain'ny sary izay tiana ho hita ny soratra ao.Indraindray misy hoe tsikera(0), nefa jereo ihany fa misy soratra ihany any indraindray...



ka taloha anie ry sonwin ka teo @ page d'acceuil mihintsy de tonga teo ambany ny sary teo le hoe hanome tsikera de iny no noeritreretiko ko!
23. Veloo ( 05/12/2005 21:55)
oayyyyyy kle za mba nijery tena ratsy kosa aloha ny sasany zany ee
ary tsy mbola haiko ndray iny an
miciiiiiii sonwin :-*
24. vale ( 05/12/2005 22:29)
sonwin> itako @ izay fa merci e!
25. hery ( 06/12/2005 09:19)
cutie> maninona mou raha tsy asiana serasera mihitsy e? :-) Efa fantatra hatramin'ny nanamboarana ny serasera t@ 1999 fa hisy ny tsy tia sy ny handrava sy ny hanakorontana sns :-)

Maninona mou i cutie raha tsy teraka mihitsy e? :-) efa hay be fa hampisy olana :-)

Lesona: tsy hoe rehefa hisy olana dia tsy hatao :-)
26. kiali ( 06/12/2005 10:56)
fa inona zany tsikera eh?
27. ravakamalala ( 06/12/2005 11:06)
Marina ny an i hery, mahagaga mihtisy tsika fa tsy mba mety matotra e! izay mihitsy ilay toe tsaina tsy mampandroso, tsy miezaka mikatsaka ny tsara, fa manjaray lazaina fa miseho milay

tsy mba mahay mankasitraka koa, mba eritreretinareo ve ny fisasaran ny olona manorina? dia avy eo anie samy mi profite daholo ihany e!

fa io lé hoe sady tsy na dada no tsy an mama dia tsy rarahiana.:cry:mampanaelo
28. mamzelkely ( 06/12/2005 13:43)
io anie efa fantatra hatram vôlou fa ts maintsy hisy fôna le haningana e fa raisina milamina fôna le izy de cool fôna sika:wink:8)
29. fasaly ( 06/12/2005 17:19)
mamzll: cool cool foana anie! fa najinjay misy fanafitohinana kely ihany lay ataon'ny sasany e! efa miezaka cool be fa somary voadona kely ihany e!8):wink:
30. rurik ( 06/12/2005 21:21)
le solonanarana xxx io ko tena toa tsy dia mamely lotar fa manjary manararaotra ohatran'ny banga miomehy alina ry zareo mievitra we tsy misy mahalala
31. vale ( 06/12/2005 22:48)
cutie:

za kosa alou tsy tia an'le tsikera sary io e , tokony tsy nasiana an;io mihitsy , efa hay be fa tsy maintsy hampisy olana ,fa ze tinareo ihany atao e lol



cutie à> ny tsikera ange mahatsara zavatra ihany indray2 e!!!!!
32. vale ( 06/12/2005 22:52)
sa?
33. cutie ( 07/12/2005 03:55)
vale, haiko zany ka, fa ny sasany anie le manao tsikera tsy mihaja e .
jereo anie zao io tsikera be ataon'i hery io ambony io e, nefa tsy misy sariko akory eo :-D
34. LazaRandri ( 07/12/2005 03:58)
ny sarin'i Cutie any amin'ny polisy. hahaha!
35. LazaRandri ( 07/12/2005 04:01)
sonwin> tsy misokatra akory aza le hoe "ny sary rehetra" fa...fenoy aloha ny mombamomba anao hono. hahaha! [jereo eto]
36. cutie ( 07/12/2005 04:02)
LazaRandri

io ary toi fa miseho tsy miseho milay :-D
37. LazaRandri ( 07/12/2005 04:04)
hahaha! tsy mba misy phrase de transition akory ny an-dry Cutie fa du coq a l'anne tsotra izao! hahaha
38. LazaRandri ( 07/12/2005 04:05)
hahaha! tsy mba misy phrase de transition akory ny an-dry Cutie fa du coq a l'anne tsotra izao! hahaha
39. cutie ( 07/12/2005 04:07)
raiso @ io izy e :-D
40. mamzelkely ( 07/12/2005 08:52)
fasaly:

mamzll: cool cool foana anie! fa najinjay misy fanafitohinana kely ihany lay ataon'ny sasany e! efa miezaka cool be fa somary voadona kely ihany e!8):wink:



marina alo zany e tena misy manafitohana kosa alo le izy e fa cool fôna tsika ka njy aza mahay maka sary sy tsara tarehy mahazo an reny de aôna zay sady ts mahay no ratsy tare ts de ôka fotsiny ve ky :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2207