Fa toa lasa sehatra hifamaliana ilay tsikera eto !!

61. Herimiafina ( 10/12/2005 02:38)
De iza miteny hoe aza mametraka sary ao e, matoa tsy mametraka de vonona ny tsy hahatanty tsikera kou izay, hehehe:-D:-D
62. cutie ( 10/12/2005 02:43)
za afaka mametraka sary ka fa atokana ho an'ny namako ihany , sady ny namako koa tsy hanao xxx mitsy refa hitsikera . lol
63. Herimiafina ( 10/12/2005 02:44)
Hay, eny ary e, mahafinaritra akia izany an, le mitsikera ratsy manimba anie no tsy mety fa tsy le mametraka sary e.
64. cutie ( 10/12/2005 02:51)
ka tsy efa nolazaiko ery ambony ery ve zany fa toa za njay no voatsikera. lol
65. Herimiafina ( 10/12/2005 02:53)
Zah ngah mitsikera anjy? Tsy zah zany kah.:wink:
66. cutie ( 10/12/2005 02:54)
le ery ambony ery wa :)
67. Herimiafina ( 10/12/2005 03:02)
Hay ve e, de ao aza e, :-* , de aza tezitsa tsony an, :*
68. cutie ( 10/12/2005 03:07)
za nga tezitra
69. Herimiafina ( 10/12/2005 03:12)
Fa ahoana kay no hahitana hoe misy sary vaovao vao tonga ao e? Nenah mantsy vao petraka 1mn de efa feno tsikera favy klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
70. cutie ( 10/12/2005 03:14)
tsy haiko , za tsy mpijery sary
71. Herimiafina ( 10/12/2005 03:27)
Zah ndray tia sary tsy zakan'ny saiko ny soratra be loatra, mila asiana sary kely vao mazava klé.hehehehe:-D:-D:-D:roll:
72. cutie ( 10/12/2005 03:35)
tsy aleo ve mijery film raha zany lol.
73. Herimiafina ( 10/12/2005 03:38)
Ze misy rehetra jerena daholo fa tsy misafidy kah, samy gratos daholo ihany ve de ny iray jerena de ny iray tsy jerena klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
74. cutie ( 10/12/2005 03:52)
ka le ray sarimehetsika de le ray sary tsy mihetsika :-D
75. Herimiafina ( 10/12/2005 03:55)
Ie de samy jerena kah, samy tiko reo, tsy fidiny ho ahy,mamy ny atsy fy ny ary klé, de nefa tsy misy lalàna mandrara anah tsy hijery de jereko soa amantsara klé, hehehehee:-D:-D:-D:-D
76. cutie ( 10/12/2005 03:57)
aleoko le ray :-D
77. Herimiafina ( 10/12/2005 04:18)
Nenah aleoko izy rehetra, sady zah tsy tia misafidy zany fa mampanenina klé, lany andro hanenina eo fotsiny klé, fiaianana efa fohy kely ity, hehehe:-D:-D
78. cutie ( 10/12/2005 04:25)
de mahaiza manararaotra zany koa :-D
79. Herimiafina ( 10/12/2005 04:32)
Ie, de manararaotra mahintsiny, favy be le manararaotra klé, sirtout refa tsy bedy, hehehehe:-D:-D:-D:-D
80. cutie ( 10/12/2005 04:34)
nga manao ratsy no bedy ??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3719