Fa toa lasa sehatra hifamaliana ilay tsikera eto !!
41. rajo
(
07/12/2005 12:06)
Rah zah indray alou dia ny tsikera tsy sivanina izany fa ny namana tsy mahazaka no sivanina.
42. lapino
(
07/12/2005 12:15)
Ka ilay namana tsy mahazaka ange efa manivan-tena e: tsy mametraka sary fotsiny izy.
Fa ny olana amin'ny sasany toa sivaniny koa ny hafa tsy hametraka sary ohatra azy. :-D:-D
Fa ny olana amin'ny sasany toa sivaniny koa ny hafa tsy hametraka sary ohatra azy. :-D:-D
43. hery
(
07/12/2005 16:26)
Matetika ny heverinareo ho "tena" namanareo ihany no miova ao ambadiky ny "xxx" mba ahafahany milaza aminareo izay tsy vitany ny milaza aminareo mivantana :-)
44. Fiffi
(
07/12/2005 17:13)
O ry hery a! ka io xxx io hiany anie no tsy tantin'ny sasany eto e! izaho aloha dia tena tsy mahatanty io miafina xxx io e! , sady efa pseudo ve no idirana eto dia mbola miafina @ xxx iany , io koa anie no efa mba nolazaiko hoe " matoa ilay olona miafina @ xxx io dia ao ra..... sa tsy izany ry akamatiana ?
Ary mahagaga ahy mihintsy ny fomba sy ny toetran'ny sasany , inona no tianareo ? tsy hisy intsony ve ity sehatra ity ? mba mahaiza mifaly sy mifanaja de asiana tsiky dia ampy arakin'ny filazana eto matetika

45. lapino
(
07/12/2005 19:04)
Fiffi < ilaina kosa ilay xxx e! Betsaka ny antony mety tena hilana azy. Dia tsy tokony ho sorena kosa isika raha mba safidin'ny olona ny tsy hampiseho ny pseudo-ny e.
Ny eto amin'ny forum indray ange tsinona efa eo am-pelatanan'ny mpandrindra sy ny webmaster tanteraka foana ny raharaha e!
Ny eto amin'ny forum indray ange tsinona efa eo am-pelatanan'ny mpandrindra sy ny webmaster tanteraka foana ny raharaha e!
46. akamatiana
(
07/12/2005 20:16)
matoa ilay olona miafina @ xxx io dia ao ra..... sa tsy izany ry akamatiana ?Fiffi> zany mitsy nge waaa !
47. Herimiafina
(
07/12/2005 20:27)
Ny ahy ry reto mba tsikerao le sary fa de mamapanaelo be mahintsiny an, hehehehe:-D:-D:-D:-D
49. Fiffi
(
07/12/2005 21:10)
Veloo: mazefatra ahoana moa no tinjiko lazaina e ? zaho aloha mamaly ilay lazain'i hery io e! hoe" ilay tena noheveriko tena namako no miafina @ io xxx io ma hilazany ny zavatra tsy sahiny miteny mivantana sady koa manko efa voan'io aho ka aiko tsara io e!
akamatiana! zay mintsy wa e!!!! fa samy mahita eto isika hoe asio "tsiky de ampy " e !!!!!!:D:D:D
akamatiana! zay mintsy wa e!!!! fa samy mahita eto isika hoe asio "tsiky de ampy " e !!!!!!:D:D:D
51. LazaRandri
(
08/12/2005 02:36)
cutie:raisina amin'ny inona izy? sao d mandray tsy raisina sa tsapatsapaina aloha?
raiso @ io izy e :-D
53. Herimiafina
(
09/12/2005 15:07)
Aza manao kritika destriktiva fotsiny ry reto an, Lasa otsan'i Hitler ne nareony farany e, hehehe:-D:-D
56. cutie
(
09/12/2005 21:18)
Herimiafina [ Valio ] 09-12-2005 19:07:14
Lohateny : Re : Fa toa lasa sehatra hifamaliana ilay tsikera eto !!
Aza manao kritika destriktiva fotsiny ry reto an, Lasa otsan'i Hitler ne nareony farany e, hehehe
iza no manao an'io ???
57. Herimiafina
(
09/12/2005 21:39)
cutie: le manao xxx mitsikera destriktiva any amin'ny sary kah, tsy fantatro hoe iza satria manao xxx. Sady tsy tiko fantarina sao zah de diso fanantenana klé. hehehe:-D:-D:-D:-D
58. ravakamalala
(
09/12/2005 21:45)
tsy maninn ny mi critika fa heviny iny fa maninn no atao xxx fotsiny? satria hiteniteny foana a? tsss
59. Herimiafina
(
09/12/2005 21:58)
Ka hatao xxx satria hanimba no tanjona kah, mitovy amin'ny ataon'ny mpanendaka, any amin'ny maizina no mamely, fa sao de misy mahafantatra klé.
Tsara anie ny kritique raha ny hahasoa no jerena e, izay no atao hoe "tsikera".
Tsara anie ny kritique raha ny hahasoa no jerena e, izay no atao hoe "tsikera".
60. cutie
(
10/12/2005 02:22)
Herimiafina [ Valio ] 10-12-2005 01:39:41
Lohateny : Re : Fa toa lasa sehatra hifamaliana ilay tsikera eto !!
cutie: le manao xxx mitsikera destriktiva any amin'ny sary kah, tsy fantatro hoe iza satria manao xxx. Sady tsy tiko fantarina sao zah de diso fanantenana klé. hehehe
iza miteny we mametraha sary ao e ,matoa mametraka de vonona ny hatanty tsikera zany :-D