mais où est la paix .... ?

81. adam ( 09/01/2006 19:47)
ze nahita azy ary de mba zarao e hotra ny ahon izy izany:lol:
82. diamondra27 ( 09/01/2006 22:11)
maivana
83. marozevo ( 11/01/2006 23:46)
diamondra27:

maivana



Inona no maivana ?
84. diamondra27 ( 12/01/2006 06:43)
le la paix ka! tu respires bien, maivamaivana refa tonga le izy (la paix), falifaly,mahatsiaro sambatra
85. marozevo ( 12/01/2006 23:55)
Kay ve eh !!.. Noheveriko ho samy hafa manko ny dikan'ny hoe maivana sy ny hoe maivamaivana, raha araka ny tena teny Malagasy.
86. Veloo ( 13/01/2006 19:59)
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3398