mais où est la paix .... ?

41. vale ( 06/12/2005 22:41)
bichette:

lapino > ié

aleo angamba hazava kely amintsika fa "tsy izaho no tena mametraka ilay fanontaniana fa fanontanin'olona napetrak'olona tato io no averiko eto ry reto a " :lol: fa mamaly ilay fanontaniana aho zany e !:)
mba tsy ho ambigu manko ilay resaka hoe fiadanana satria misy hoy aho olona lasa tsy mino an'Atra sns satria mandainga hono fa tsy misy akory ilay fiadanana noresahina ka azavaiko ery ambony ery hoe ilay fiadanana omen'Atra anie ka fiadanam-po e ! ka na mafy toy ny inona aza ny zv mety mianjady rehefa misy ilay fiadanana avy amin'Atra dia zaka ny zavatra rehetra

zany ahay mbô famalin'ol misaina! bichette à, marina ky zany à! fa mbô te hafantatra oe aiza ny paradisa ? ety an-tany ve refa any aoriana any sa any an-danitra? tsy itako intsony ze arahina !biz!


42. diamondra27 ( 07/12/2005 00:05)
LA PAIX MAIS PAS LA GUERRE

Deux soldats se rencontrent au front :
- Dis-moi, pourquoi t'es-tu engagé ?
- Parce que je suis célibataire et que j'aime la guerre, et toi ?
- Parce que je suis marié et que j'aime la paix !
43. Veloo ( 07/12/2005 00:18)
vale a ie malaza ny peace aty ka :-D:-D:-D
44. xxx ( 07/12/2005 04:20)
Vale sy Veloo> Na ilay lohahevitrantsika ary amin' ny teny vahiny dia novaliako amin'ny teny vahiny. Faly zah fa nifandamina ianareo.
Izay fa mba tsy nasiako teny vahiny na iray aza ity hafatro iray ity.
lejim
45. bichette ( 07/12/2005 07:41)
:-*:-* hoy vale
fa mbô te hafantatra oe aiza ny paradisa ? ety an-tany ve refa any aoriana any sa any an-danitra? tsy itako intsony ze arahina !biz!




vale > :-* klou njy an ! :D:D:D ny fanontaninjy aky vale ohatran'ny hoe olona manao course dia ny hahazo coupe no tanjona kanefa ny mampalasa saina ny coureur tsy ilay hoe hahazo victoire ka hahazo ilay coupe fa hoe "vita amin'inona kay io coupe io ? tena volamena ve hono izy io sa varahina nolokoina sa plaqué or". Tsy aleo ve ny course no atao andoha aloha dia rehefa azo ny coupe ho hita eo ihany na vita amin'inona ny coupe ? chaque chose en son temps

ilay paradisa aky aloha katsahina a ! ho hita eo amin'izany apres hoe aiza ny paradisa, raha miditra ny fanjakan'ny lanitra anie aky ho fantantsika eo ihany hoe aiza ilay paradisa e , chaque chose en son temps
Vale :-*:-*:-*:-*
46. Mariano ( 07/12/2005 12:37)
Diamondra> Passes partout an ...
47. canoo02 ( 07/12/2005 16:39)
diamondra27:

faites la paix mais pas la guerre :-*:-*:*:*^:^^:^


marina akia izany a!1000pour100d'accord!
48. diamondra27 ( 08/12/2005 07:04)
mariano: ka tsy maintsy e!, tena ilaina sady atsy no eroa
canoo02: de miarahaba soa tonga eto @ serasera e!, de misaotra @ fanohanana
49. vale ( 09/12/2005 03:29)
diamondra27:

faites la paix mais pas la guerre :-*:-*:*:*^:^^:^



=))=))=))=))=))
50. vale ( 09/12/2005 03:33)
Veloo:

aza de mora sandrotra ry ry vale eeeeeee:lol::lol::lol:



:-w=))=))=)):wink:
51. vale ( 09/12/2005 03:35)
Veloo:

:roll::roll::roll::roll:o ry kala vale a odryyyyyyyyy nga tsy mahazo manao tsikera



8O=))=))=))=))
52. Herimiafina ( 09/12/2005 05:48)
La paix est parmi nous mais on ne la voit pas èa cause des difficultés de la vie et nos stupidités,
53. cutie ( 09/12/2005 21:24)
misy hira zay we :
"we can bomb the world to pieces"
"but we can't bomb it into peace"
Anjarantsika no mieritreritra :)
54. lapino ( 09/12/2005 22:02)
Hiran'iza zany ry cutie?
55. Herimiafina ( 09/12/2005 23:25)
"La paix est un bien dont l'obtention ne requiert naturellement aucun côut, mais sont apparus ceux qui luttent pour l'instabilité, la perturebe, et rendant son coût élevé".
56. marozevo ( 10/12/2005 00:23)
Raiso ho anareo ny Fiadanako (PAIX): tsy fiadanana hahafongotra ny ady, fa ady amin'ny fahazaran-dratsy izay manakana anareo tsy HIADAM-PANAHY.
57. Veloo ( 10/12/2005 23:06)
:lol:
58. cutie ( 11/12/2005 02:46)
veloo, nahazo paix nga njy zany :)
59. Veloo ( 11/12/2005 04:38)
tsssssss hatramin;izao aky za mbola tsy nahazo a :-D:-D:-D:-D
60. cutie ( 11/12/2005 04:54)
veloo, io ary njy fa mampime kou :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.089