mais où est la paix .... ?

61. sonwin ( 11/12/2005 17:10)
62. Veloo ( 11/12/2005 21:12)
8O8O
63. diamondra27 ( 12/12/2005 18:08)
cutie, veloo:paix? paie? pet ? iza @ ireo no efa azonareo?
64. Veloo ( 13/12/2005 15:56)
65. cutie ( 16/12/2005 03:38)
diamondra pet
66. fijo ( 16/12/2005 22:13)
ny olana anie ,dia izao e.ny kristianina milaza an'io,dia ny silamo koa manizingizina ny toa io.dia ady no vokany.
67. cutie ( 17/12/2005 03:40)
toa tsy misy paix eto an-tany raha zany 8O
68. Veloo ( 17/12/2005 04:00)
cutie a rehefa manana paix ao am=po njy njy dia izay ihany aloha an:-*
69. cutie ( 17/12/2005 04:11)
hay ve e, ka za tsy mijery ny an';zany fa ny hita sy ny henoko no jereko.
veloo,misy marina ny an-jy ka fa tsy mety milamina io raha ny manodidina an-jy no misy tsy mety.
Ahona no hampisy paix ao @ fon-jy @ zany ??
70. dadabe ( 17/12/2005 04:42)
mais ou est la paix?
71. Veloo ( 19/12/2005 15:34)
cutie a quand tu te sens bien dans ta peau aky...
plus, manana an'Andriamanitra ao am-po :-*
72. marozevo ( 03/01/2006 23:18)
Raiso ho anareo ny Fiadanako (PAIX): tsy fiadanana hahafongotra ny ady, fa ady amin'ny fahazaran-dratsy izay manakana anareo tsy HIADAM-PANAHY.
73. bichette ( 04/01/2006 06:19)
cutie ka izany no hanantonana an'i Jesosy, satria ilay paix ao am-po tsy misy raha tsy manantona an'i Jesosy izay manomé ilay paix aky a
74. Veloo ( 05/01/2006 16:44)
bichette, marovezo a ie marina mihitsyzany ka:-*
75. Fiffi ( 05/01/2006 19:33)
nahita an'ity hira ity aho: " la paix , c'est comme un cadeau , un cadeau si merveilleux
la paix , c'est comme un cadeau , qui vient de Dieu.
Donne la paix , à ton frère . Christ est venu semer l'amour , donne l'amour à ton frère , Christ est venu donner la paix , donne la paix à ton frère"
Izany hoe raha sy manome ilay "paix ianao dia tsy ahazo ve ?
76. marozevo ( 07/01/2006 23:28)
Donc, la paix est dans TON COEUR.
77. Veloo ( 07/01/2006 23:48)
marovezo a ie rehefa manana an;i Jesosy ao am-po:wink:
78. adam ( 08/01/2006 01:37)
Matio10/ 34...
79. adam ( 09/01/2006 07:28)
bichette > la reponse tu l'as trouvee toi-meme
cutie ka izany no hanantonana an'i Jesosy, satria ilay paix ao am-po tsy misy raha tsy manantona an'i Jesosy izay manomé ilay paix aky a
=D=D=D
80. diamondra27 ( 09/01/2006 17:01)
f'anga mbola tsy hita foana ny misy azy e!

za efa nahita aloha e! il suffit de l'accepter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.381