mais où est la paix .... ?

21. stephan ( 06/12/2005 07:01)
Tsy hoe ny fiadanana dia hoe tsy misy ny ady sy ny korontana. Izany hisy manjakariva, fa ilay fiadanana dia tsy mba toy ilay sobakaka ambodiriana ka hitaintaindava! milmina foana ny fony no dikan'izany!
22. bichette ( 06/12/2005 07:32)
maro manko ny olona miteny sy manontany hoe Jesosy tonga hitondra fiadanana ka aiza izay fiadanana satria ady lava sy toa vao maika miharatsy ny fon'olombelona ka izany no nanampidirako io sujet io hoe : La paix qu'apporte le Messie est une paix du coeur selon la Bible, surpasse l'entendement humain
fiadanam-po

23. lapino ( 06/12/2005 10:10)
bichette < fantatrao ve fa misy ny fanahy? ianao ve mahatsapa fa manam-panahy? Fantatrao ve ohatra ny ahoana ny fanahinao? iainanao ve ny fisian'ilay fanahinao?
Tsy saina, tsy eritreritra, tsy conscience an, fa fanahy!
24. bnoty ( 06/12/2005 10:32)
satria mantsy ry bichette rehefa manana an'i Jesosy ao am-po ny olona, na inona na inona adim-piainana na fahoriana mila tsy ho zaka! dia mbola hafa ihany ny olona manana an'Andriamanitra ao anatin'ny fony! zàkany avokoa zany rehetra zany! misy "la paix" ao anaty ao! misy fanantenana fa mbola ho avy ny maraina! andramo angé e! Fa ny olona tsy manana an'i Jesosy ao anatin'ny fony rehefa tojo zava-tsarotra dia ireny lasa adala tampoka ireny, na koa ilay hataon'ny olona oé tsy mahazàka ny onjam-piàinana!!!dia manaonao foana, mivarilavo!mamoy fo! ary ny sasany aza lasa mamono tena mihitsy!
25. vale ( 06/12/2005 10:38)
Veloo:

:roll::roll::roll::roll:o ry kala vale a odryyyyyyyyy nga tsy mahazo manao tsikera



veloo> zà nga Hery e??? enao zany ko toa manana "idées" sales!
26. bichette ( 06/12/2005 10:49)
lapino > ié

aleo angamba hazava kely amintsika fa "tsy izaho no tena mametraka ilay fanontaniana fa fanontanin'olona napetrak'olona tato io no averiko eto ry reto a " :lol: fa mamaly ilay fanontaniana aho zany e !:)
mba tsy ho ambigu manko ilay resaka hoe fiadanana satria misy hoy aho olona lasa tsy mino an'Atra sns satria mandainga hono fa tsy misy akory ilay fiadanana noresahina ka azavaiko ery ambony ery hoe ilay fiadanana omen'Atra anie ka fiadanam-po e ! ka na mafy toy ny inona aza ny zv mety mianjady rehefa misy ilay fiadanana avy amin'Atra dia zaka ny zavatra rehetra
27. ravakamalala ( 06/12/2005 11:16)
soa iihany ndry ry bichette fa nanazava, fa za koa mantsy efa gaga hoe i bichette ve no mametraka izany fanontaniana izany ka efa saika navoako ny miltraety:wink:

misaotra manazava ho an izay mbola misalasala e!
28. Xmarty ( 06/12/2005 12:23)
LA PAIX? CHACUN TROUVERA LA PAIX Si chacun accepte DE DONNER SON COEUR A JESUS.IL FAUT AIMER JESUS ET LE LAISSER DIRRIGER TA VIE.ET
29. mamzelkely ( 06/12/2005 12:57)
ouaip:)
30. xxx ( 06/12/2005 13:44)
même quand le monde est en guerre, ceux d'entre nous qui connaisse Jésus comme Messie, nous avons la paix de l'esprit et la paix avec les autres.
Je clains que ce soit de l'indiffélence plutot.Ca me lapelle ce qui s'est passé à Mahazoalivo avec les fivohazana en 2002:la paix du messie ne leul suffisait plus :lol:eux au moins ils ont tout complis.
31. xxx ( 06/12/2005 13:46)
keskil y a se passe-t-il par ici toul monde parl la langue 2 jean marie le pen ou koi? hehehehe, :D :D :D :D
32. bichette ( 06/12/2005 14:28)
ravakamalala > ny namana anie ohatran'ny tsy mamaky tsara ilay zavatra nosoratako e :? izay angamba no olana

Si Jesus est réellement le Messie, où donc est la paix ?

La paix qu'apporte le Messie est une paix du coeur selon la Bible, surpasse l'entendement humain

Je vous laisse la paix, je vous donne Ma paix. Je ne vous donne pas comme le monde donne. Que votre coeur ne se trouble point et ne s'alarme point. Jean 14 : 27

même quand le monde est en guerre, ceux d'entre nous qui connaisse Jésus comme Messie, nous avons la paix de l'esprit et la paix avec les autres. Il ne peut y avoir de paix réelle sur terre tant que les gens n'auront pas un changement de coeur pour rendre possible le Royaume de Dieu sur terre ...



misy fanontaniana dia misy valim-panontaniana dia misy fanazavana :-*:-*:-*:-*
33. diamondra27 ( 06/12/2005 14:30)
je vous donne la paix,
la paie ihany koa lou de bienvenue e!?
miaraka @ lapin
34. lapino ( 06/12/2005 14:31)
bichette < za koa tsy namaky tsara kay :wink:
35. bichette ( 06/12/2005 14:32)
diamondra27 > :-D
36. lapino ( 06/12/2005 14:33)
diamondra27 < ??! :P
37. mamzelkely ( 06/12/2005 15:33)
diamondra marina ky zany:-D:-D
38. Veloo ( 06/12/2005 22:28)
o ry vale a calme fotsiny wa twa eeeee vao2 angaha njy io ?
aiza ny lapin ry diamondra :-D:-D:-D:-D
39. vale ( 06/12/2005 22:35)
veloo> ny tompon'andraikitra ato aza ve mamela ny tsikera andé de izao indray no hanakana ze ataonjy any? zà nga anjely ry kala à!alefaso fa matanty fona ny aty euuuuuuu!na kiala na le na... izy aby izany! any states any ngà izany no malaza any???hihihihi , fona!!!
40. vale ( 06/12/2005 22:38)
Veloo:

aza de mora sandrotra ry ry vale eeeeeee:lol::lol::lol:



hihihihi aitana zavatra mintsy ato an!zà nga mafantatra an'i lejim koury fa mba manala kou jy kou!!! fona oà e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4059