"Miseho milay", de maninona anefa ;)

101. ravakamalala ( 11/12/2005 13:08)
dia asiana tsonjo kely!tsonjo maina!!!
102. lapino ( 11/12/2005 13:11)
Ie! =))
103. Fiffi ( 11/12/2005 13:50)
ny ahy aloha ny fanfantarako azy dia ireo miseo azy milay be ireny hiany no be olana , dia afenina ao ambadika ao ireo fa miseho azy ohatran'irenin'ireny:-D:-D:-D:-D:-D aleko hiany rangaha ilay tsotsotra kely e!
104. vale ( 11/12/2005 14:58)
dadabe:

:miam: oadray !! tena tsy mbola tany fianaratsoa indry izany ,tena milay be izany laoka izany a,somaruy asina sakay tsy lanindimilahy :miam:



eeeuuuh! mila 19 @ lapino ndray dadabe! ravimbomanga sy patsamena! mahavelombelona ery !!!
105. vale ( 11/12/2005 15:00)
lapino:

Nenay tonga de arotsaka ao anatin'ilay ron-tsaramaso ilay ravim-bomanga. Fa milay fôna io na atao rony na ritina amin'ny menaka sy saosy an! Miam miam tendan-kanina ... hmmm ... andramo ange hoà.



ny tsaramaso ela vo masaka! mampiresaka njay lapino!!!
106. lapino ( 11/12/2005 15:56)
odrii, rehefa masaka ny tsaramaso de tonga de arotsaka ao anatin'ilay ron-tsaramaso ilay ravim-bomanga ... Lasa siligôma fotsiny iny raha miaraka ketrehinao @ tsaramaso adiny telo ao kle!

tsy vazivazy zany fa tena milay io, za aloo mirevy e!
107. Herimiafina ( 11/12/2005 16:12)
Tena niseho milay be zany tsaramaso izany ry lapino an? hehehehehe:-D:-D
108. lapino ( 11/12/2005 16:19)
:-D:-D:-D
De maninn nefa e? :-D:-D
109. ravakamalala ( 11/12/2005 19:33)
vale> tena marina io tsaramaso sy ravimbomanga io fa efa nihinana an io aho tany amin nilay gargotte kely reny!
110. vale ( 11/12/2005 21:55)
ravaka> ay ve ky! ilay izy oe tsaramaso manko ela vo masaka nefa ny ravimbomanga mora masaka!!!
lapino> tsy lasa siligoma fa tena lasa purée kle!mifanohitra indray ny an'i lapino no teneniny!!!
dadabe> f'aona zà no tsy mbola tany fianarantsoa??? zà aza izany mila "ambodivoara" fa mangatsika kno!(hihi)
111. Fiffi ( 12/12/2005 05:31)
way ry zareo , ary tena mbola tsy nahafantatra an'izany aho hoe tsaramaso afangaro @ ravimbomanga izany an!!! nefa ny ravimbomanga ange raha vao andrahoana na vao atao anaty rano mangotraka de lasa avy hatrany ho purée arakin'ny filazan'i vale io e! tsy misy raisina akory :-D:-D:-D:-D
112. ravakamalala ( 12/12/2005 13:18)
dia lasa tsaramaso sauce ravimbomanga. miam
113. jennifer2 ( 13/12/2005 02:18)
aza mampilendalenda reto nareo a! ravim-bomnaga sy voanjobory koa tsara, le voanjobory lena ireny!
Fijo a: tsy haiko zany camilla zany.
Vale: tara @ camilla i herimiafina a? za zany te ho camilla raha izany koa!
114. vale ( 14/12/2005 14:52)
jenny> :-D:-D:-D bedin'i hesham!:°):wink:
115. fijo ( 14/12/2005 21:56)
jenni a,;ka izao ilay izy.mila ahy izany.hi hi hi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.17