"Miseho milay", de maninona anefa ;)

61. Herimiafina ( 05/12/2005 18:41)
Tempolin'Andriamanitra ny tenanao, aza zimbazimbaina, mila mahafantatra ny capacité-nao ianao, mila mahafantatra ny limites-nao ihany koa.

Ny fizarana experience personnelle aman'olonkafa dia tsy tokony ho raisina toy ny fisehosehoana na fizahozahoana, manampy ny hafa hahafantatra anao aza izany.

Fiahatsarambelatsiny ny mifanohitra amin'izay, mampiseho toetra hafa amin,ny olona, mody tsy miteniteny nefa ratsy saina be ao ambadika, ary manfinafina satria miheritreritra fa mi-zesta foana ny olona miteny.

NB: ny olona tsy tia olona miteny momba ny tenany matetika no tena te-ho prôma ka mialona raha misy favifavy noho izy.
62. akamatiana ( 05/12/2005 18:46)
=D=D=D herimiafina
63. lapino ( 05/12/2005 19:06)
Akamatiana:
ka ny oul mpiteny an'io no tena miseho milay , d ra mahita ny hafa mbô we d mihevitra izy fa mitovy ny fisainany dôly z mipoitra :-D:-D:-D

Ka rehefa sur-estimer-ny daôly ze mipoitra ange zany, manetry tena zany izy e! :-D:-D
64. akamatiana ( 05/12/2005 19:14)
:-D:-D d tsy haiko njay kle
65. Veloo ( 05/12/2005 20:12)
akamatiana :-*:-*:-*
66. lapino ( 05/12/2005 20:17)
67. akamatiana ( 05/12/2005 20:23)
veloo:-*:-*:-* kou njy zôba !
68. Herimiafina ( 05/12/2005 20:31)
Nisy fianankaviana iray niforona mahintsiny tato amin'ny serasera taorinan'iny mariazin'i Veloo sy dadabe iny klé, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
69. Veloo ( 05/12/2005 20:33)
iza zany ry hery?
akama a inn ty zoba?
70. akamatiana ( 05/12/2005 20:41)
herimiafina:-D:-D
veloo belle sister akia an!:-D
71. Veloo ( 05/12/2005 21:00)
akama ay ve e :-D:-D avy @ iza ndray :roll:
72. akamatiana ( 05/12/2005 21:06)
veloo avy am zoky dadabe fa iza njay !
73. Veloo ( 05/12/2005 21:33)
zany an :-D:-D:-D
74. akamatiana ( 05/12/2005 21:37)
ieuuuuh!:-D:-D
75. Veloo ( 05/12/2005 21:48)
ay veuuuuuuuuuuuuuu hhh :-D:-D:-D:-*
76. jennifer2 ( 05/12/2005 23:13)
hoy herimiafina:

Nisy fianankaviana iray niforona mahintsiny tato amin'ny serasera taorinan'iny mariazin'i Veloo sy dadabe iny klé, hehehehehe

efa mba firy zay ny zanakareo sy hesham? sa iza moa?
77. fameusecousine ( 06/12/2005 06:38)
arabaina i herimafina fa voalohany t@ volana ty @ fanoratana ehhh ary ny=))=))=))=))=))=))
78. pika ( 06/12/2005 06:39)
efa mba firy zay ny zanakareo sy hesham
:-D:-D=D=D
79. fijo ( 07/12/2005 22:23)
amira mihintsy io voalzan'i ravaka io,fa aty raha tsy mahay mivarotra ny tenanao ianao doa eo no raisina.ary ny ankizy aza vao any ampianarana dia efa ampianarina ahay mifehy ny tenany sy ny manodidina azy.
80. hesham ( 08/12/2005 03:49)
jennifer zay anga hiera aminao refa hanambotsa zaza hitanao eo ihany :-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1594