"Miseho milay", de maninona anefa ;)

1. lapino ( 04/12/2005 23:23)
Toetra ratsy foana amintsika izany hoe "miseho milay", lazaina fa "tapany mikobana". Nefa rehefa dinihana maninona anefa e?

Dia aleo marina ve "miseho tsy milay"? :roll::/
répondu par fijo le 14/12/2005 21:56
2. Herimiafina ( 04/12/2005 23:25)
Ka tsy voatery miseho milay konkou anie fa misy kou le tonga de milay fiseho e, hehehehe:-D:-D:-D:-D
3. ravakamalala ( 04/12/2005 23:39)
Marina ihany io tenenin i lapino io ka, indrindra fa aty andafy , hitako hoe raha tsy miseho milay kely ianao dia tsy mandroso mihitsy, tsy asian ry zalahy môdiny mihitsy:lol:
4. vale ( 04/12/2005 23:46)
ravakamalala:

Marina ihany io tenenin i lapino io ka, indrindra fa aty andafy , hitako hoe raha tsy miseho milay kely ianao dia tsy mandroso mihitsy, tsy asian ry zalahy môdiny mihitsy:lol:



zany veuuuuu?hihi
5. lapino ( 04/12/2005 23:49)
Herimiafina:
Ka tsy voatery miseho milay konkou anie fa misy kou le tonga de milay fiseho e, hehehehe:-D:-D:-D:-D

Any mihitsy ilay olana ange e! Raha vao milay fiseho ny bandy kely dia matahotra fa sao dia "miseho milay"!
6. lapino ( 04/12/2005 23:51)
ravakamalala:
Marina ihany io tenenin i lapino io ka, indrindra fa aty andafy , hitako hoe raha tsy miseho milay kely ianao dia tsy mandroso mihitsy, tsy asian ry zalahy môdiny mihitsy:lol:

Ilay hoe "miseho milay" ange, izay milay aminao aseho e!
7. ravakamalala ( 04/12/2005 23:51)
vale > tena marina akia a! raha vao miahfihafy ndry dia hitsakitsahin dry zareo, tsy maahazo anjara fitenena akory, fa mody misehoava milay kely anie e! iny izy mianakavy fa liana be daholo dia mihaino an izay tenenin dry dia mahazo micro foana.
8. hesham ( 04/12/2005 23:56)
ka raha mahatsapa fa milay kosa ve tsy aleo aseho toy izay ampirimina ao :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-Dsoa ihany za tsy milay fa raha tsy zany an tena nasehoko mintsy hoe milay za eeee domage:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
9. Herimiafina ( 04/12/2005 23:58)
Any Afrika any dia tsy azo atao mahintsiny ny milaza zavatra mifandray amin'ny succes hitan'ny tena fa lazain,ny olona fa miseho milay de misy mialona be de misy mamono avy eo.

Nefa anie tsy voatery hoe hampisy mpialona ny tanjon'ilay bandy fa mba mizara hafaliana e.

Fa na dia izany aza de misy tonga de miseho milay tsotra izao fotsiny kosa kalongany e.
10. lapino ( 05/12/2005 00:03)
hesham < io sahady àry enao fa miseho tsy milay :wink:

Herimiafina < ilay "miseho milay tsotra izao fotsiny" mihitsy ange no ataoko hoe: de maninona anefa e?
11. Herimiafina ( 05/12/2005 00:06)
Raha tsy afaka mampiseho malalaka sy mizara ny zava-tsoa hananany amin'olonkafa ny olona iray dia anisan'ny signe iray izay fa hierrarchisée ny fiaraha-monina iray, na mizarazara, ary misy ny heritreretina ambony misy heritreretina ambany, izay no principe de valeur mipetraka ao.

Misy maharatsy an'izay satria miafina daholo ny manampahaizana, miafina daholo ny olona manana hevitra favy afaka hanampiana ny fiaraha-monina.

Ka matetika dia mahantra ny tany satria miaina amin'ny marimaritra iraisana avy any ambany foana, izany hoe ny ambany no mandidy. Nefa ny lohany no tokony hitariha sy handidy fa tsy ny rambony.:cry:
12. ravakamalala ( 05/12/2005 00:08)
Ilay miseho milay tsotra izao : manelingelina sofina, manelingelina maso, mankaleo, indrindra fa raha ohatra ka tsy milay lé oul..:-D:-D

fa ny a alooha lé olona miseho milay ireny, ary izy anefa tena milay , ireny tena mapiraraka ny ivi-ko mihitsy dia indraindray, rhaa lehilahy, tena mahatara ahy:wink:
13. vale ( 05/12/2005 00:13)
ravakamalala:

vale > tena marina akia a! raha vao miahfihafy ndry dia hitsakitsahin dry zareo, tsy maahazo anjara fitenena akory, fa mody misehoava milay kely anie e! iny izy mianakavy fa liana be daholo dia mihaino an izay tenenin dry dia mahazo micro foana.



nenà njay asiko an'ile mi-observer alou! de tairiko @ izay avy eo !fa marina ko io lazainjy io njainjay ka!kiss!
14. ravakamalala ( 05/12/2005 00:17)
Misy maharatsy an'izay satria miafina daholo ny manampahaizana, miafina daholo ny olona manana hevitra favy afaka hanampiana ny fiaraha-monina.

Ka matetika dia mahantra ny tany satria miaina amin'ny marimaritra iraisana avy any ambany foana, izany hoe ny ambany no mandidy. Nefa ny lohany no tokony hitariha sy handidy fa tsy ny rambony


Noho izany tokony hiseho milay rehefa tena milay!
15. lapino ( 05/12/2005 00:18)
Herimiafina:
Misy maharatsy an'izay satria miafina daholo ny manampahaizana, miafina daholo ny olona manana hevitra favy afaka hanampiana ny fiaraha-monina.

hehehehe :-D:-D:-D:-D

ravakamalala:
Ilay miseho milay tsotra izao : manelingelina sofina, manelingelina maso, mankaleo, indrindra fa raha ohatra ka tsy milay lé oul..:-D:-D

De maninona anefa e? maninona enao no mahatsiaro voaelingelina? Raha mbola tsy misy "atteinte à la dignité de la personne humaine"-nao ny zavatra ataony!
16. lapino ( 05/12/2005 00:20)
ravakamalala < fa nenà aloo le tsonjon'Ambohimanarina ihany no tsy matiko lolo e :wink::-D:-D
17. ravakamalala ( 05/12/2005 00:22)
Mahatsiaro voaelingelina ny olona, indrindra ny gasy satria izany no nitaizana antsika, lé miafiafy kely ery am sisiny ery, dia lé manaiky foana, fa tsy miteny mihitsy. zany no nahazatra!:( dia raiki tapisaka mihitsy!
18. vale ( 05/12/2005 00:22)
Herimiafina:

Any Afrika any dia tsy azo atao mahintsiny ny milaza zavatra mifandray amin'ny succes hitan'ny tena fa lazain,ny olona fa miseho milay de misy mialona be de misy mamono avy eo.

Nefa anie tsy voatery hoe hampisy mpialona ny tanjon'ilay bandy fa mba mizara hafaliana e.

Fa na dia izany aza de misy tonga de miseho milay tsotra izao fotsiny kosa kalongany e.



herimiafina> ie, tena marina izany!!!100/100 dakoro @ ze teneninao retraretra eto zà!
19. lapino ( 05/12/2005 00:24)
ravakamalala:
Mahatsiaro voaelingelina ny olona, indrindra ny gasy satria izany no nitaizana antsika, lé miafiafy kely ery am sisiny ery, dia lé manaiky foana, fa tsy miteny mihitsy. zany no nahazatra!:( dia raiki tapisaka mihitsy!

Eny :(
20. hesham ( 05/12/2005 00:24)
:b:b:b:b
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0986