"Miseho milay", de maninona anefa ;)

41. ravakamalala ( 05/12/2005 00:59)
sady masiso no misy tsikoko!!:-P
42. jennifer2 ( 05/12/2005 00:59)
anontanio aza herimiafina raha tsy marina zany.
43. Herimiafina ( 05/12/2005 01:04)
Inn daholo re ity resaka anjorony ity ry tonaka isany e, aza kitihina ny fotsako fa io sisa no mba milay azo aseho aty kah, hehehehe:-D:-D:-D:-D
44. jennifer2 ( 05/12/2005 01:06)
koa za anie efa miteny anao hoe, ampirimo io fotsanao io e! mahamenatsa ahy ny mijery azy.
45. hesham ( 05/12/2005 01:09)
ravakamalala an , raha fotsa be zany ange ka tsy le milentika reny e , sao de ny fotsanji tsy sasanji tsara aki , ny ahy klou refa lavaka de sokisokiriko doli e , na fotsa ary :-D:-D:-D:-D:-D:-D
jennifer , tsy mila anontaniana ka efa bedebe ny porofo ka :-D:-D:-D
herimiafina ka i jennifer sy ravakamala to mialona ana milalao fotsa milay kou:-D:-D
46. Herimiafina ( 05/12/2005 01:10)
Feno roran'i hesham le fotrako milay klé, hehehe:-D:-D
47. jennifer2 ( 05/12/2005 01:10)
tsisy mialona anjy zany eo.
48. hesham ( 05/12/2005 01:20)
jennifer fita kou.
herimiafina ary masiso toko le fotsanao sao de nilalaovin`i jennifer ary izy io :-D:-D:-D:-D
49. Herimiafina ( 05/12/2005 01:23)
Mampanaelo be i lapino ry reto fa nahodintsika ny resaka klé, aleo hiverina eny amin'ilay resaka miseho milay amin'izay. hehehehe:-D:-D:-D:-D
50. hesham ( 05/12/2005 01:25)
herimiafina , asehoy ary ze milay hafa any aminao eee:-D:-D:-D
51. vale ( 05/12/2005 14:06)
jennifer2:

zany ve ry vale tsy contraire?
mampalahelo le banga raha hitsikiana @ le nify.

ravakamalala: sasao akia ny fotsan'i herimiafina raha masiso a! sady izy toa mataho-drano zay ihany.



jenny> hihihi, tena marina tokoa!efa te hatory ko ngamba za t@ io!na ny maso aza nifamadika!hihihi......
52. Noslid ( 05/12/2005 14:41)
Herimiafina:

Ka tsy voatery miseho milay konkou anie fa misy kou le tonga de milay fiseho e, hehehehe:-D:-D:-D:-D



^:^^:^=D=D=D Marina io^:^^:^sady tsy miantso fahavalo ianao no mahasarika namana. Ekena 100%^:^^:^^:^^:^
53. 2t0o0k5y ( 05/12/2005 15:54)


tsy fomba manko ny miseo milay fa raha izany manko aleo misoe mila tohizay babako:twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted:
54. 2t0o0k5y ( 05/12/2005 15:54)


tsy fomba manko ny miseo milay fa raha izany manko aleo misoe mila tohizay babako:twisted::twisted::twisted::twisted::twisted::twisted:
55. kally ( 05/12/2005 16:35)
"Miseho milay" ny dikan'izany ange "tsy tena milay" fa miseho fotsiny e! dia izany ve dia tsara? Matetika mantsy ilay fitenenana hoe : Miseho milay nefa tsy haninon-tsy haninona.
56. Veloo ( 05/12/2005 16:46)
manana complexe reny miseho milay reny eeeeeeee
57. dadabe ( 05/12/2005 16:46)
Mpandefa : lapino [ Valio ] 05-12-2005 03:23:35
Lohateny : "Miseho milay", de maninona anefa ;)
Toetra ratsy foana amintsika izany hoe "miseho milay", lazaina fa "tapany mikobana". Nefa rehefa dinihana maninona anefa e?

Dia aleo marina ve "miseho tsy milay"? :/

aleo hoa miseho milay na dia tsy milay aza e
58. Veloo ( 05/12/2005 16:48)
dadabe =D=D=D
59. akamatiana ( 05/12/2005 18:01)
Toetra ratsy foana amintsika izany hoe "miseho milay", lazaina fa "tapany mikobana". Nefa rehefa dinihana maninona anefa e?

Dia aleo marina ve "miseho tsy milay"?

ka ny oul mpiteny an'io no tena miseho milay , d ra mahita ny hafa mbô we d mihevitra izy fa mitovy ny fisainany dôly z mipoitra :-D:-D:-D
60. Veloo ( 05/12/2005 18:03)
:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.212