"Miseho milay", de maninona anefa ;)
81. jennifer2
(
08/12/2005 04:03)
tsy maintsy lazain'i herimiafina aty ihany zany. njy aza zao tsy mahalala akory hoe lahy sa vay no tian'i herimiafina, tsy maintsy maka sopapa aty amiko aloha.
84. Herimiafina
(
09/12/2005 04:02)
Zah zany otsan,ny te hiseho milay tampoka saingy zah miafina tsy fidiny klé, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
85. jennifer2
(
09/12/2005 04:25)
iza no manao hoa afenoy dieny mialoha le herimiafina, zao sarotra be ny mamoaka azy!
86. Herimiafina
(
09/12/2005 04:28)
Ka manjary voany eo nareo de mampanaelo klé, mahery anie le herimiafina e, hehehehhee:-D:-D
88. Herimiafina
(
09/12/2005 04:58)
Ka tsy mety hoa, cyclone kely reny aza atahoranareo klé, hehehehe:-D:-D
90. vale
(
10/12/2005 21:27)
ravakamalala:
Mahatsiaro voaelingelina ny olona, indrindra ny gasy satria izany no nitaizana antsika, lé miafiafy kely ery am sisiny ery, dia lé manaiky foana, fa tsy miteny mihitsy. zany no nahazatra!:( dia raiki tapisaka mihitsy!
:-*:-*:-*(l)
91. vale
(
10/12/2005 21:28)
lapino:
ravakamalala < fa nenà aloo le tsonjon'Ambohimanarina ihany no tsy matiko lolo e :wink::-D:-D
:-Dnenà le tsisy lil lila fa alala ny lôka no tena tsy matiko lolo!:-D:-D:-D:-*
94. lapino
(
10/12/2005 21:54)
vale < mampamanimanina ravim-bomanga sy tsaramaso ny anananao zany kle! ôka marina!
Nenay ndray tsy vandro fa sôkôlà mamenatra :)
Nenay ndray tsy vandro fa sôkôlà mamenatra :)
96. vale
(
11/12/2005 09:18)
lapino:
vale < mampamanimanina ravim-bomanga sy tsaramaso ny anananao zany kle! ôka marina!
Nenay ndray tsy vandro fa sôkôlà mamenatra :)
lapino> aiza kou no isy ravimbomanga sy tsaramaso azo ampiarahina izany? (hahahahah!)
97. dadabe
(
11/12/2005 09:26)
:miam: oadray !! tena tsy mbola tany fianaratsoa indry izany ,tena milay be izany laoka izany a,somaruy asina sakay tsy lanindimilahy :miam:
98. lapino
(
11/12/2005 09:27)
Fa maninona no tsy azo ampiarahina? Kanefa milay be an! Tena isan'ny kaly favori-ko mihitsy.
Andramo ange rehefa afaka i vale fa milay io!
Andramo ange rehefa afaka i vale fa milay io!
99. dadabe
(
11/12/2005 09:36)
le tsaramaso klou no atao masaka tsara dia ampangotrahina manokana ny raviboamnga ,dia afangaro amizay d basy :miam:
100. lapino
(
11/12/2005 12:52)
Nenay tonga de arotsaka ao anatin'ilay ron-tsaramaso ilay ravim-bomanga. Fa milay fôna io na atao rony na ritina amin'ny menaka sy saosy an! Miam miam tendan-kanina ... hmmm ... andramo ange hoà.