Ody "sida" Malagasy!!!

81. watafon ( 04/01/2006 18:14)
ôtran'ny oe vorontsiloza !:-D:-D:-D
82. fijo ( 04/01/2006 19:46)
ieeee izay mihintsy,fa ndao hoanina
83. Veloo ( 04/01/2006 20:38)
reto manao resaka matavy fotsiny :°):°)
84. fijo ( 04/01/2006 20:51)
ka ndjy botabota ko
85. pitchou ( 05/01/2006 17:23)
tssssss! sô d mba avy any nouvelle guinée aza le zalahy ireto?:evil:
86. watafon ( 06/01/2006 17:42)
fa misy inn any ry pitchou?
87. pitchou ( 06/01/2006 18:14)
misy mpihinan'olona kou!
88. watafon ( 06/01/2006 18:34)
pitchou,ary njy kou nga botabota?
89. pitchou ( 06/01/2006 19:01)
ie! botabota mintsy!
90. fijo ( 06/01/2006 20:02)
ary hoaninay raha izany.
91. watafon ( 10/01/2006 18:09)
hummm! io lty ry fijo an ! kotabaiso avy any d raisiko avy aty e!:-D:-D:-D
92. fijo ( 10/01/2006 21:44)
rrrtskssssssssssss aizale botabta teo e
93. pitchou ( 13/01/2006 16:24)
tsss! manana vilany omby ahy ngah nareo 2lahy? tssss!
94. watafon ( 13/01/2006 19:15)
f'angah ataonay anaty vilany moa njy?
95. Veloo ( 13/01/2006 19:23)
:-D:-D:-D ka ita fa ho haninareo roa lahy i pitchou knou :-D:-D:-D
96. watafon ( 14/01/2006 16:14)
veloo, k tsy mila vilany ange wa zay e!:-D:-D:-D
97. Veloo ( 15/01/2006 02:09)
:-D:-D:-D
98. fijo ( 16/01/2006 14:00)
tsy mila vilany izahay ,fa mila banja malalaka
99. pitchou ( 22/01/2006 04:47)
ary tena cannibales ireto marina an! zà indray d tsy ho laninareo izany e! misy sakay!
100. Herimiafina ( 22/01/2006 05:37)
Aiza izany cannibales ato izany mba hohaniko kely fa zah zany noana klé. zah mantsy super-cannibal, hehehehehehe=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2525