Ody "sida" Malagasy!!!
22. watafon
(
03/12/2005 05:28)
fijo refa tonga zaranaina d anontaniako izy d lazaiko an'là avy eo sa tsy mety zay ?
23. Herimiafina
(
03/12/2005 20:36)
Ny zavatra toy itony ry zareo dia tsy de tsara hankalazaina be loatra amin'ny haino aman-jery fa misy fiantraikany izay tsy azo heritreretina mihintsy.
Ilaina ny antoka hoe, marina tanteraka ve ny vaovao lazaina ary nanaraka ny fempetra rehetra tokony harahina ve, satria izay ihany no azo hekena mba hangalana fanampahankevitra fa tsy vitan'ny kabary amin'ny megaphone tsy akory satria miresaka hain'olona.
Raha aparitaka mantsy hoe MISY ny fanafodin'ny SIDA dia hirongatra ny aretina ao anatin'ny fotoana fohy satria hanajanona ny fempetra sy ny fitandremana ary ny fiarovantena ny olona sasany.
Ilay fanafody nefa mbola tsisy antoka akory hoe tena mandaitra fa mbola fanamby aloha hatramin'izao no hita betsaka.
Izay le atao hoe: CHangement de Comportement.

24. sonwin
(
04/12/2005 18:33)
ka mbola tsy nisy nanaporofo koa ange hoe tsy mahasitrana ilay izy e!
25. Herimiafina
(
04/12/2005 18:53)
Ka izay indrindra, sarotra be ny handraisana fanampahankevitra matotra mikasika an'izany raha mbola tsy misy information matotra azo atao garantie, satria resaka ain'olona no resahana.
hehehehehe:-D:-D:-D:-D
hehehehehe:-D:-D:-D:-D
26. sonwin
(
04/12/2005 18:57)
ka raha misy olona iray izany milaza hoe mahasitrana dia aleo izy hanaporofo, avy eo izay mandá manaporofo indray hoe sambasamba iny dia hita eo
28. Herimiafina
(
04/12/2005 21:02)
sonwin: tsy de tena izay loatra kah, arakaraka ilay olona milaza hoe afaka manasitrana izaho.
Marobe mantsy ny mpisoloky amin'izao fotoana izao ka tsy maintsy mailo aloha.
Ary ilay izy dia miankina tanteraka amin'ny fahaizan'ilay olona milaza mahay mitsabo mandresy lahatra sy manala izay fahamailona izay.
Raha io no tsy hainy dia mbola ho ela vao hisy hiaino izy.

29. sonwin
(
05/12/2005 11:11)
Marina izany ka, fa ny anay tsy dia ny kabary loatra no ahoana fa ny Asa Vita ihany no Ifampitsarana.Amin'ny maha-resaka sientifika azy dia ny porofo ihany no vahaolana.Ny olana amin leiry angamba dia ny tsy fahaizany manaporofo ao anatin'ny norme. Nefa ny tokony ho fantatra koa dia ny mivoaka ny "norme" no ahitana zava-baovao mazana.Rehefa te hanao decouverte dia ilay miala amin'ny fanaon'ny olona iny mihitsy no lalana haingana.
Asa anefa fa za koa tsy de manam-pahalalana amin'io taranja io fa hevitra mbo atsipy e

31. pissoa
(
05/12/2005 17:30)
raha mijanona amin\'ny resaka siantifika dia marina ny tenin\'i sonwin: ny porofo no tena zava-dehibe.
fa saingy avy eo misy resaka diplomatika manaraka azy!
raha ny fahitako azy kou, ity resaka SIDA ity dia anisan\'ny mora hahazahoana vola be na amin\'ny recherches (na modelling fotsiny aza, satria anisan\'ny recent io resaka io) na sensibilisations. tsy resaka Dago no tiako tenenina fa amin\'ny ankapobeny. Ka mety ho sahirana ihany ny siantifika raha tsy mahay miresaka!
Enga anie mba ho diso io hevitro io, fa raha ny fahita @ movie alou, dia toy izany no fisehon\'ny tantara eh; ary ny movie dia ny oll ihany no mamorona azy, ka izay no mahalasa ny saiko!

32. Herimiafina
(
05/12/2005 17:41)
sonwin:
Marina izany ka, fa ny anay tsy dia ny kabary loatra no ahoana fa ny Asa Vita ihany no Ifampitsarana.Amin'ny maha-resaka sientifika azy dia ny porofo ihany no vahaolana.Ny olana amin leiry angamba dia ny tsy fahaizany manaporofo ao anatin'ny norme. Nefa ny tokony ho fantatra koa dia ny mivoaka ny "norme" no ahitana zava-baovao mazana.Rehefa te hanao decouverte dia ilay miala amin'ny fanaon'ny olona iny mihitsy no lalana haingana.
Asa anefa fa za koa tsy de manam-pahalalana amin'io taranja io fa hevitra mbo atsipy e
Tena marina mihintsy izany.
Ny tena olana mipetraka dia ny fizirizirina matetika ka tsy ahafahana maka recul hieritreretana tsara.
Ny andaniny miziriziry amin'ny heviny. Tsy misy capacité d'écoute ary tsy misy humilité hoy ny fitenenana.
Ohatra tsara tokony harahina: jereo ny nataon'i Louis Pasteur tamin'ny nahitany ny pennicilline, sy ireo vakisiny. Ny nanohitra azy voalohany dia ny communauté scientifique tamin'izany, tsy vitany nanohitra fa tena namely azy mafy mihintsy, nefa noho ny fahaizany dia tafavoaka sy niparitaka ihany ny fahaizany, ary tsy niziriziry izy tsy nitady hizesta na nitady voninahitra fotsiny fa kosa niheritreritra ny tena hampandroso ny fiaraha-monina.
Reconnu ihany ny asany taty aoriana, na dia tsy ny hitondrana ny anarany ho avo aza no tanjony.
33. pitchou
(
06/12/2005 21:22)
ny ahy aloha ny hahafaly ahy raha tafavoaka soa amantsara io fanafodin'i zaranaina io d ho pepo ireo miseho azy ho manam-pahaizana nefa tsy nahavita inona e!
34. Herimiafina
(
06/12/2005 21:35)
Ahitsiko kely ny fomba fijerinao ry pitchou:
Tsy ny fahaizana no ratsy fa ireo olona miheritreritra manana azy.

37. watafon
(
10/12/2005 05:18)
k eo indrindra isika ry zareo an ,ilay resaka fanarahana norme eo ihany fa misy resaka tsy mazava ihany ange ao ambadiky ny tsy mety naneken'ny fanjakana malagasy ilay andrana nataon'i zaranaina e! hevitro za samy irery io an ! ho foana daholo mantsy ny famatsiam-bola hiadivana @ VIH/SIDA raha toa k ...
38. Herimiafina
(
10/12/2005 05:33)
De ho rava ve ny PMPS, sns.
Ka ny prévention anie prioritaire foana na de mety ho hita aza ny fanafody klé.
Ohatra, ny tazo, misy vola foana ao hanaovana prévention, na misy fanafody aza.

39. Herimiafina
(
10/12/2005 05:40)
Fa ny hitako olana mampiblôky azy de tonga de méfiance sy préjugé no nandeha voalohany tamin'ny négociation.
Médiatiser-na be loatra le izy sady miampy fanaratsiana sy fausse interprétation na avy amin'ny andaniny na avy amin'ny ankilany de lasa resaka conflit de fierté klé.
De miady tsisy mandefitra fa mifanaratsy sy mifampifilafila.
"Quand il est préssé, le sage s'asseoit"