Ody "sida" Malagasy!!!
101. pitchou
(
23/01/2006 18:08)
ireo heri an!kepokepohy daholo! mila moutarde elà? sa ketchup hinanan'elà azy?
105. watafon
(
25/01/2006 18:36)
hohita eo izay lany aloha e! na zay na i pitchou !
fijo, elà kou ngah mihinana sakay? hehehe !!!
fijo, elà kou ngah mihinana sakay? hehehe !!!
106. fijo
(
25/01/2006 21:32)
isanandro mihintsy,ary tenba mpankafy mihintsy,ndrindra raha matavitavy ny kaly ,hummmmmmm
117. HERMA
(
15/05/2006 04:28)
Azo ekena marina ny voalaza rehetra teo, amiko aloha io aretina "SIDA" io dia efa nisy hatry ny ela teto Mcar fa izao izy vao nomena anarana scientifique,
ka ny ravinkazo ihany no fanafody nahasitrana azy tamin'izany,
Ny zava misy eto amin'ny firenentsika anie dia ny tsy fahatokisan'ny Mpiandraikitra sy ny Mpikaroka ka hany toa herimpo very maina ny an'ny Mpikaroka Malagasy.
Kanefa ny mahatsikaiky dia ny Fanafody tsy fantam-pototra avy any ivelany anefa dia ankatoavina 100%
kanefa samy olombelona ihany no nikaroka izany!
Ny antony ???????
Misaotra mialoha