Ody "sida" Malagasy!!!

61. watafon ( 17/12/2005 05:28)
raha conjonctivite izy d tena loza b fa mamindra tsy misy ohatr'izany !!!!
62. Veloo ( 18/12/2005 00:22)
:roll::roll::roll:
63. pitchou ( 18/12/2005 05:12)
kay! sady fotoanan'ny conjonctivite izao
64. watafon ( 18/12/2005 05:25)
pitchou ,ie amzao fahavaratra zao mihitsy , fa ny oul be maso reny no mora handairany !:-D:-D:-D
65. Veloo ( 19/12/2005 15:02)
wata a zany kosa wa tsy mampime e :(
66. watafon ( 19/12/2005 17:04)
8O:lol::lol::-D:-D
67. Veloo ( 19/12/2005 19:53)
wata angaha fidiko ny maha be maso ahy :(
68. pitchou ( 20/12/2005 12:25)
fa ndry v be maso sa baribary maso e? sao afangarony ny resaka!
69. Veloo ( 20/12/2005 20:21)
pitchou a :-D:-D:-D:-D za aky kely maso a
70. watafon ( 21/12/2005 19:27)
veloo, eo d mody fann ndray an ! efa hita-poko hitam-pirenena ny masonjy kou :-D:-D! ary njy v b maso ry pitchou ?
71. fijo ( 21/12/2005 19:32)
velo tandremo sao lasa be vava koa an.
72. pitchou ( 28/12/2005 01:46)
zà tena kely maso hozy ny olona fa zà nefa mahita fa baribary maso rehefa mijery fitaratra sy mahita kaly!:)
73. fijo ( 28/12/2005 18:51)
kaly????? za indray eto ny vavoniko no be.
74. pitchou ( 30/12/2005 21:39)
hihihihihi
75. fijo ( 31/12/2005 04:36)
sady fety androany.ha ha ha
76. watafon ( 31/12/2005 08:46)
hitako eto sahady e! :-D:-D:-D
pitchou ! zany v? ôtsan'ny sinoa zany njy ?
77. Veloo ( 01/01/2006 00:37)
wata, pitchou sy za sinoa :-D:-D:-D:-D
78. fijo ( 03/01/2006 20:52)
velontsinoa izany???
79. watafon ( 04/01/2006 08:57)
:-D:-D:-D
80. Veloo ( 04/01/2006 14:17)
ty fijo ty ko tssssssssss:roll::-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4777