Ody "sida" Malagasy!!!

41. Veloo ( 11/12/2005 21:02)
nahazo vola be ry zareo fanampiana an'io knou nankaiza ilay izy?
42. pitchou ( 12/12/2005 19:00)
veloo>iza no nahazo vola taiza?
heri> tssssss! raha tsy nanam-pahaizana ange rizareo d tsy nanana izany toetra izany e! noho izany ny fahaizana no ratsy! NNNAAAA!
43. Herimiafina ( 12/12/2005 19:03)
pitchou, matiko njy an, zay de mamely tena eo klé. ao ambadik'ireny fahaizana ireny misy olona foana, de le olona no ratsy fa tsy le fahaizana hananany.

44. pitchou ( 13/12/2005 11:33)
kou maninn izy no rehefa manam-pahaizana vao manao ratsy ary???
45. Herimiafina ( 13/12/2005 12:24)
Tadidinjy ve le fomba fitenenana hoe:"Volamena eny amin'ny oron-kisoa"? hehehehe:-D:-D:-D:-D

Resaka "ethique" ilay izy.
46. diamondra27 ( 13/12/2005 14:57)
fa maninona raha ny gasy ihany aloha no sitranina e! sa zany no atao hhoe: mpamosavy tsy masina antaniny
Rehefa mandaitra tsara @ gasy le fanafody de mirongatra any doly ny vazantany rehetra de araraoty ampiakaro ny vidiny @zay de, asivo taxe ho an'ny ze vahiny @ zay de mba tafita ny malagasy kou, zany no atao hoe: manararao-paty
47. Herimiafina ( 13/12/2005 22:39)
Fa maninona njy zany ry diamondra toa tezitsa be klé, misy raha manahirana ngah sa mba sendra nandeha aloha indray ny tongotra akavia tamin,ny vao nifoha tamin'ny maraina? hehehehe:-D:-D:-D:-D
48. fijo ( 14/12/2005 21:36)
wata,mampanahy ahy io voalazan'ialahy farany io????????
49. watafon ( 15/12/2005 03:54)
tsy natao hampanahy an'là io k :wink:! raisiko ohatra ange ny tazo e! efa hita ny fanafodiny fa ny prévention ange tsy maintsy misy foana e! fa ny amin'ity VIH/Sida ity ange k bobaka b le vola mihodina amin'izao e!
50. fijo ( 15/12/2005 04:51)
hummmm,mampatahotra ko.saika mba hanan aho,fa toa tsy hanao indray ka
51. watafon ( 15/12/2005 07:05)
saika haninn elà e ? :-D:-D:-D
52. pitchou ( 15/12/2005 16:24)
tssss! terenareo tsy mitsabo tena @ vazaha kosa izy kou!
53. Veloo ( 15/12/2005 17:17)
zany ve?:-D
54. watafon ( 15/12/2005 17:47)
:roll::roll::roll:
55. Veloo ( 15/12/2005 18:15)
kay njy no tena marary maso ry wata knou :-D:-D:-D:-D
56. fijo ( 15/12/2005 21:36)
wata saika hianatra le zavatra fa toa matahotra raha toa tsy hisy hitsabo raha sanatria ka nofy
57. watafon ( 16/12/2005 03:53)
zesta fotsiny io fa za ange efa manao solomaso e, sady vao avy nanao controle f'aza manahy nareo namana !tsy ôtran'i veloo !:-D:-D:-D
58. fijo ( 16/12/2005 04:12)
sao mifamindra ko
59. watafon ( 16/12/2005 12:57)
tsy mamindra lesy ny areti-maso ôtran'io an ! aza matahotra elà!!!
60. fijo ( 16/12/2005 18:55)
tsy hay intsony ity haretina maro ity ko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0904