SAROTRA NY MIOVA
81. ANARIM
(
01/12/2005 09:32)
majesty> film western be mitriny klé! bang bang bang bing
fa ireto telo ireto no mitoetra : finoana, fanantenana,fitiavana, fa ny fitiavana no lehibe indrindra
MIFANKATIAVA HATRANY E ( ny ahy klou na tsy tia ahy aza tiako fona e!)

82. xxx
(
01/12/2005 11:55)
Fara a,rehefa manao tsikera dia tsy tsra lôtra ny mitonona anarana,k @ sisa d aza atao,hitandry hoy i maithe:"mihevera tena refa tsy nisy niresaka zany",mety ho marina ny anao hoe tena mpanavakavaka izy ,satria rah ny tiany holazaina d ratsy ianao k izay no tsy nampisy niresaka anao tany,hitany fa ratsy ianao k d tonga dia notsoriny,mbola nanamafy i maithe hoe:"kanefa ianao kou hitako fa ôtrany mampimé",tsisy hanimbinana ny teninao fa tena mpanavakavaka ny ao @ namana,nefa kosa mety tsy izy rehetra fa io maithe izay mpikarakara io dia mampiseho mintsy ny maha mpanavakavaka azy,jereo tsara fa tsy misy miteny ôtrazy eo,hay mou efa nisy nilaza fa mipetraka manodidina an'antsaralalana izy io?menatra ry maithe rah efa lazain'oul mampimé mbola mahasaky miteny ôtran'izao iany,mety le lohanao sola ane no antony hilazan'i fara anao ho mampimé e.lol:evil::evil::evil::evil::evil::evil:
83. fara
(
01/12/2005 12:45)
Misaotra anao ry xxx,tsy maintsy tononiko ny anarako fa tsy dia tiko lôtra zany miafina izany,satria ny ahy ny tao ampoko no tonga dia nolazaiko;mety tsy azondry zareo angamba no tiako holazaina,fa aleo mifona dia vita e,hotohizana toy izany foana ve?...,tsy ho tapitrany ady rah izany no hotohizana foana,hoe :zareo mampimé,zah ratsy,i maithe sola lou,de hitohy foana io rah izany no handraisana azy.Fa ianao io mou mba iza no tsy mahasaky milaza ny anaranao nefa manaratsy lou?zah aza mahasah milaza ny anarako nefa zah manaratsy oul HONO.
Mahafinaritra ry namana malala a,namako foana ianareo fa mbola hifoanako izay hadisoako,sao zah ho tonga lafatra iany rah manaraka ny teninareo.
Dia mankasitraka e!
Ary fijo wa aza mitady ahy refa tsy tonga elaela aho fa zah ngeh tonga iany fa ela ela fotsiny e,tsy afaka misurf intsony e,tsy manambola nefa vacance dia mihidy ny any ampenarana.Voavaliko foana ny hafatrareo k,mila patience kely fotsiny.:*:-*:^):roll::lol:;-)

84. fara
(
01/12/2005 13:10)
Mafinaritra ny fiainana!!!,annie a,tiko b akia njy a,milay b le kôzy,fa ny olana fotsiny tsy nisy nidiran'i zokinay lôtra iny ,fa samy manana ny fisainany izahay,iHery akia tsara fanahy a,fa zah efa zany mintsy.Dia zah kou akia tsy mpivaro-body kou efa manambady v mbola hitady lehilahy indray a!mety indry ngamba no hanao izany refa manambady,na efa zatra manao zany.Mahereza akia a,zah tsy manalabaràka ny namana, fa nanitsy fotsiny,fa ny olombelona samby manana ny fijeriny.:-D:-D:-D:-D ,d mbola fanampibnny iany akia ry annie a,tsy hitako zay hahamenatra ny tenandry,sa ndry tsy mikilôty lol:-D:-D:-D,hozy manko njy:"""dia ny tena no menatra marina mafy!",:-D:-D:-D:-*:-*:-*:-*:-*:-*hoanjy akia a
86. xxx
(
01/12/2005 16:00)
miarhaba ny rehetra!
aleo ny tsikera handeha hanatsarana ny ho avy.
"Fa ady sy tolona ny fiainana ka zara ho an'izay manam-piniavana handresy." ( hoy i IP andriamangatiana) dia io koa no indramiko eto hientiko isaorana an'i Fara t@ tsikera nataony raha tena iizay ny fahitany azy, tsikera azo anatsarana ny ho avy iny e.
Ny manetsa be mbola ho avye de hatsaraina indray @ manaraka miaraka @ tarehin'ny mpikarakara izany
saotra e!

88. fasaly
(
01/12/2005 21:01)
toa lasa resaka "varo-body" sy tsy mikiloty" njay izy ato zany!!!!!hihihihi!
nivoana be le resaka knou!
nivoana be le resaka knou!
89. Herimiafina
(
01/12/2005 21:03)
Fasaly, efa we :-$. Efa tsy any itsony ny resaka izao, efa lasa tamin'ny 19 novambra teo daholo zany rehetra izany, ny mahasoa ny taranaka indray izao no banjinina fa tsy ny razana efa maty no handaniana vola, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
90. fijo
(
01/12/2005 22:25)
fara ,za indray tsimaintsy mitady an dry foana ka;ny ahy ny olona sahy milaza tsy miafina izay heritreretiny dia tiako.fa le fomba filaza azy fotsiny no,tiako mba hovana kely.
tsy mety kosa ilay resaka mivaro body sy ny karazany fa mba aleo hajanona ry namana isany an.
vita izay iny,ka samia tonga indray amin'nymanaraka dia samia mihezaka miova koa,fa tokony hiatsara isika fa tsy hiemotra akory.
ary aza hafangaro i hery sy i fara,fa samy manana ny lohany ireo.

91. ari.malala
(
02/12/2005 06:35)
tsara ry reto ny mitsiker, fa ny mahay vava sy miditra fiainan'olona kosa ts mety a!!! fiainany zany ze anaovany azy any aza tenenina fa anazy zany, ze anatsarana nny fiainanao atao! ary samy mbola olombelona manao fahotana sy adalana daolo fa tsisy anjely akory eo ko hifanenjika ampitoerana eto.
92. sasa
(
02/12/2005 06:43)
wajay! toa lasa nivadika ny resaka klé, za kousa tsy hiteny intsony fa aleo hamaky fotsiny raha izany,
hummmmmm aoka izay fa mba zavatra mahasoa indray resahana ry reto an!

93. fasaly
(
02/12/2005 10:30)
f'ita wa! ry reto efa vita teo lay izy de lasa njay, efa hoe sans rancune de lasa resaka manjeraka be mintsy manoatsa noho ilay mpiady an-tsena reny ve rangahy....
fijo marina misy aky a! tsara ny tsikera fa misy fomba hitenenana hafa fa tsy vilgera be mahintsy knou!
hanao otsan'ny sasa kou zay ny farany fa efa nifamela teo de efa nifanome bizooooo! be teo de ny fo samy efa nidobodoboka dooly de lasa njay ny ravava sns....:evil::evil:

94. naritsimba
(
02/12/2005 11:09)
Miangavy anareo aoka izay fa aleo manomana ny faran'ny taona sy ny fandraisana ny taona vao² 2006 e
96. moi
(
02/12/2005 12:46)
Na dia efa niova aza ny resaka dia mba hitondra soratra kely aho azafady aza tsiny.
Ny tenako aloha dia efa indroa no mba namonjy fihaonan'ny namana (fa tsy tao aho t@ farany teo), ary hitako ho 5/5 ireny na dia tsy tazana nivazo sy nandihy aza ny tenanay.
Ny mba indro kely fandre dia ny hoe be ny nilaza ho tonga, nefa ... aleo hatao hoe fotoam-bita tsy mahaleo ny sampona. Efa nahazo ny tenanay mantsy izany nikasa handeha, saingy tamin'ny fotoana farany ...
Dia ilay teny efa nentin'ny namana ravatorano no mbola averiko kely manao hoe : "Sa enao mbola tsy zatra mifety fa izany hoe fety izany dia izao : manao izay hahahafapo ny tenanao aloha ianao... "
Heveriko fa anisan'ny atao hoe fifaliana ny fihirana, ny fandihizana, ny fihinanana, ny kilalao isan-karazany ... Dia tsy nisy nety taminao ve ireny ? Sa ny toerana nandehanana no ratsy, sa ny sono, sa nisy sakafo tsy lavorary ??? Omeo sopapa ny mpikarakara ny amin'izay tokony hatao e !
Lazaina ho misy participation aza indray mandeha izay, nefa nony tany an-toerana, tsy nisy fanerena handrotsaka vola, fa dia samy manome izay mba foiny teo !
Dia gaga aho ry zareo raha misy milaza hoe ratsy ny fihaonan'ny namana toy ireny, fa ny mety ho marina angaha dia nisy namana nantenaina ho avy tao, kanjo tsy hita ; na samihafa ilay fiheverana ireo namana t@ mbola virtuel sy reel, ka mampime !! (aleo tsy karohina ny anton-javatra nanjo ity tsy nahita tsirony fa azy irery izany)
Farany dia mampirisika anareo mpikarakara e, tsy mahamenatra mihitsy ny zavatra ataonareo ! Fa ny hetsika ataonareo dia tena fikatsahana fifalian'ny mpinamana. Tonga dia Tsiky dia ampy e

97. fasaly
(
02/12/2005 16:09)
ié! zay kou alou de anisan'ny manome fisaorana sy fankasitrahana bdb na tsy tany aza ny tenanay e! zahay tsy mba manana fety fihaonana aty amin'ny misy anay aza no efa tsy fidiny kou nareo afaka mihaona any indray no hifanenjika amin'ny zavatra tsy de ahoana akory....!
98. fijo
(
02/12/2005 21:56)
izay e,ny faran'ny taona indray homanina tsara,dia mba manampia ny namana koa i fara e.
99. ravatorano
(
03/12/2005 05:47)
ouupssss
tena nivadika ny resaka izany an
za mbô miangavy amizay we ampy izay fa raha izany mantsy toa hanahirana ihany raha hifanatrika raha tsy tena hanala izay ao ampony avy .Zao mantsy tsy tsara raha misy fihatsaram belatsihy ny fihaoana ka anamamy no iarahana ka beroberoka no hisarahana
za aloha mino fa samy nahazo ny tandrify azy avy teto ary tokony hanamafy ny fiarahana izany.
Farany tsara koa angamba rehefa miresaka mba tsy ho roritina sy mba asiana fitandremana ihany ilay fomba filaza sy fitenenana fa mandreraka b ny mamakyazy ary manohina tokoa nefa moa raha izay no hampahitsy azy dia samia mandray izany ampahatoniana eh
tsiky iray d ampy