SAROTRA NY MIOVA

121. ravatorano ( 14/12/2005 07:00)
:-D:-D:-D:-D:-D
lisany wa ah
:-D:-D:-D:-D
the end
fin
tapitra
122. fijo ( 14/12/2005 20:51)
sady tapitra no vita tanteraka.
123. bichette ( 02/01/2006 13:52)
tamin'izaho nihaona tamin'ny namana aloha dé tena nahafinaritra be daholo e ! izaho tsy be teny loatra satria vaovao tamiko daholo ny ankamaroany sady ny ankamaroany tsy be teny koa, asa na naninn angah hihih ! fa nahafinaritra ahy tokoa, ny nampalahelo ahy fotsiny dia tsy nahita an'i zoky ravatorano fa mbola be ny ho sisa
:wink:
tsy manana zavatra hokihanina aho par rapport ny fihaonako tamin'ny namana fa nahafinaritra, samy manana ny tarehiny, samy manana ny fahazarany, samy manana ny paoziny sns fa na mainty io na fotsy na inona izy na iza dia namako daholo ary namako avokoa. Na misy tsy niresaka tamiko mihintsy aza mifandefa hafatra amin'izao fotoana izao dia mahafinaritra e !
124. bichette ( 02/01/2006 14:16)
Tany fona ny sainay mba te ho any fa tsy afaka, nanaona izy tao?
125. fijo ( 05/01/2006 04:26)
BIBY AN EFA HOE TAPITRA ITY E;
126. MioraArielle ( 05/01/2006 09:31)
[center]TAPITRA[/center]
127. ravatorano ( 05/01/2006 13:32)
T A P I T R A TAPITRA T A P I T R A
:-$:-$:-$:-$:-$:-$:-$:-$:-$:-$
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2595