SAROTRA NY MIOVA

21. HeryLo ( 25/11/2005 11:27)
N'inon'inona hitranga @ fiainanao
oh oh oh oh
tsikitsiky lava
:D:D:D:D:D:D
asio tsiky foana dia milay io fa aza mora entim-po ohatran'izany woàà..
22. ari.malala ( 25/11/2005 11:32)
ndraindray ambony ndraindray ambany
tsisy olana izany fa arahinao tsikitsiky lava
:):):):):):)
23. annie ( 25/11/2005 12:05)
dia ny tena no menatra marina mafy!
Za mahita fa misy olona mba nantenainy tany dia hitany miaraka @ sipa hafa dia narary ny fony e!Mody le vadiny no dokafana kely fa any ampony any maharary!Hitsikio fotsiny aky izy de ampy a!
Za aloha tsy tany fa na dia ny fijeriko ilay sary fotsiny ihany aza afaka manamporofo fa tena nahafinaritra,le endrika mampihome anjy njay, de zao? Njy angaha aky anjely latsaka antany ka tsy mba manana kilema? Sa romotra njy fa nifalifaly niaraka t@ ladouce daholo ny olona ? hahahha
Avadiho impito wa aloha io lela io vao miteny e! sao vidina lafo. Misitri-belona za raha oh ndry io.
1contre Mille ve aky? lol
24. MCZ ( 25/11/2005 12:37)
Ny anay indray na inona na inona hidona , na inona na inona hitranga dia ny tsikera hataonay zava-dehibe sy fifalihanay koa , sa tsy izay ry akamako HeryLo_, héhé :lol::P, fa @ ko alohany dia tsara koa ny zava-bita raha misy tsikera mba hanatsrana indray ny maranaka , sa ahoana hoy nareo ry MPIKARAKARA ANy INY FETY INY.
25. fijo ( 25/11/2005 12:46)
efa samy nivoaka izay ny hevitra.i fara moa toa tsy tazana intsony,fa ny tokony hatao no tsara dinihana.
izao e,tsy hanenjika an'i fara eto daholo indray isika,fa izao,lazao hoe inona no heverin'i fara mety hanatsarana zavatra amin'ny manaraka,fa aza manao toa io voalazan'i sasa io hoe miaraka amin'ny vady dia ianareo irery no miara mipetraka sy miavaka.
mba asio soskevitra kosa ry fara,fa izay no mety hampisy ny fihovana tadiavintsika rehetra an.
ary araka io voalzan'i hery io.aza handosirana ny (olana)raha tsapanao,fa hatreo,ary hezaho ny mamaha azy miaraka amin'ny namana rehetra.
miandry andry izahay e.
26. HeryLo ( 25/11/2005 12:50)
MCZ > marina mihintsy zany papa àà !!!
Sady hatramin'izay sy hatramin'izao mbola tsy nisy tsikera tro ohatran'izany mihintsy raha tsy vo anjoany klé !!
Nefa t@ 5 eme anniversaire olona eo @ 200 et + eo fa toa tsy naheno olona iray mba nitaraian zany za klé !!
asa, ao ny antony :-P
27. annie ( 25/11/2005 13:16)
he he he he kay ve i fijo io e! mioava akanjo kou ange de fanina za e!
28. HeryLo ( 25/11/2005 14:25)
fijo > marina mihintsy zany !!
aleo halamina lé izy fa tsy hitsohana mba @ zya milay ny fiarahana é .
:wink::wink:
29. voahirana ( 25/11/2005 14:37)
Faly miarahaba antsika
Fara a!!! sao dia tsy ianao io !!! Lazaiko aminao marina fa nifankahalala daholo izay tao fa ianao angamba no niheritreritra ny hanavakavaka ka dia voa mialoha ny sainao mampalahelo ny ohatr'izany fa amin'ny sisa rehefa hitanao fa manavaka ny manodidina anao dia mihezaha ianao hanantona azy ireo tsy hitako aloha izay naka anjorony teo fa samy naka ny sahaza ny tsirairay fa ianao irery izany no nilaza fa tsy nahita tsirony tao fa ny 95,95% dia nahazo ny fahafinaretana notadiavina tsy misy ny tonga lafatra fa misy ihany kosa ny hoe nahafam-po e!! de tsy hitako izay endriky ny mpikarakara mampime teo rfa sao dia ianao aza no mampihome!!ha!ha!ha!!!! aza dia mora entim-po retsy a!! fa ento mora fa serasera no hianantsika dia mba lanjalanjao ihany koa izay lazain'ny vava fa tsy izay rehetra ao an-tsaina akory dia azo lazaina avokoa ee!! fa manjary miteraka fanafintohinana ho any hafa
MISAOTR EEEEE!!!!!!!!
30. maithe ( 25/11/2005 15:11)
Fara a, fantako enao fa tsy hamaky an'reto zavatra tenen'ny ankizy reto.Ka zao,@ maha mpikaraka ny tenanay sy reo mpikarakara sasany d mety tsy nanampotoana izahay ny niresahana @nareo mianakavy, nefa kou efa natao ny presentation;mino aho angamba fa enao mpiavy, zany we vao2 ka ts tokony enao ve no ande mba hanantona ny ankizy hiresaka,otrany ny ola mpiavy ao an-trano iany io e,zay alo ny anay e,enao vo tonga ndray ve no anakihana be otran'zany.Mou araka ny valitenin'ny ankizy eo ambony we enao azany miraka tsy misaraka @ vadinao,ra te nifandray t@ ankizy enao d tokony mba niala kely teo @ vadinao enao izay itanao mandrampahafatinao iny,d niresaka t@ ankizy.Za mpiandraikitra tao ary tena mety mampmé mitsy ZAHAKO (manokana); kanefa,kanefa enao kou otrany itako tena mampmé.Na ny fahitako anao azany tena tarehin'ola miavona, IALAKO tsiny ry ankizy namana fa ts revenay le passe; d ra tsy nahita ambiance enao na tsy nis niresaka,kou naninn no tsy nody aloha kay.
D zao farany; mihevera tena refa tsy nisy niresaka zany.(so iany fa teo ny vadinao)
Ra za enao ts mande tsony @ manaraka satria reny mpiandraikitra mampmé ireny iany ange no itanao any e!
Zay alo na mampmé na tsy mampmé ny itanay any d ande fona zay e; asakasakizay tsy ande;
TAPITRA
31. xxx ( 25/11/2005 15:17)
raha zà i fara de tsy nampiseho ps zà fa nataoko xxx! maty ndry ry fara a!
32. voahirana ( 25/11/2005 15:39)
miverina kely zah Fara a!! sao dia ianao niaraka tamin'ny vadinao aza no tsy nahitanao ambiance amin'ny manaraka indray aza mitondra vady dia jerena sao izay no ahitanao fy kokoa dia afaka nitafa tamin'ny ankizy ianao fa tsy nanao partenaire fixe izay alou na mampime aza tonga foana de faly fona de mihezaka ny mitsiky fona :lol:
33. dio16 ( 25/11/2005 15:49)
Fara sao dia tsy marina izany fa miteniteny foana njy :lol::evil:
34. mirabel ( 25/11/2005 16:06)
ny ipotran'ny toe-javatra toy izao dia ny mb
35. mirabel ( 25/11/2005 16:10)
ny ipotra'ny toe-javatra toy izao dia entina hanatsarana bebe kokoa ny @ manaraka e !!
ka dia mba ampio izany ny animation ary aza avela hitsitokotoko ny namana rehefa misy fihaonana ry mpikarakara, mino aho fa vao maika hahita fahafinaretana daholo ny rehetra
36. Samoana ( 25/11/2005 16:15)
Tia antsika sy tsy mahafoy namana i Fara raha ny fazahoako ny teniny fa mba sendra tora-po tsy voahevitra ny azy e !Antson'ny fo no nataony fa tsy feno tsara ny fahafinaretany t@ io takariva io. Aza enjehina noho izany izy fa ilaina koa ny tsikera hanamafisana hatrany ny fihavanana.
Ho an'i Fara koa: tsy manary ny namana fa aza mitsoaka izany fa miverena @ manaraka. Iomehezana ny lasa ary banjinina ny ho avy.
Ny tiana ihany no anarina, hoy ny fahendrentsika.
37. annie ( 25/11/2005 16:53)
tena tsara ny tsikera!!! marina dia marina izany fa tsy ny pôzin'ny olona tao no ande hataonao tsikera, na ratsy ireo na tsara ireo namanay foana,ary tsy mahavita ny vitan'ireo izahay aty hivelany,tsy afaka hanaratsy ny namanay zahay,tsy aleo kou ve mampimé toy izay mahatsiravina e?Ny tarigetra anie de hoe tsiky de ampy e!Za kalo raha tonga any tena miaraka @ namana rehetra e! tsy ankanavaka io,ary za no ampiresaka fa tsy miandry ampiresahana zany lol
38. fasaly ( 25/11/2005 16:59)
fangah tena nisy fijerena tarehi'noilona be mintsy tany no misy izany mampmé zany e! fangah izany koa mou no natao tany????kou na le tsikera otran'izay aza anie de efa mampisy rindrina manakana ny olona tsy hifandray amin'i fara raha izany....
namana foana ny anarany na mampmé na tsy mampmé...tsisy olona tonga lafatra kou akory...
izaho aloha na dia tsy tany aza de mankasitra bdb ny mpinadraikitra e! tsy fisaorana aza ve no tokony hatao an'izy ireo... toy izay ilay fanakianana maivana be toy izao...ary ilay angah mou tsy voatokana ho an'y mpikambana ihany no mbola mitarika vady any ihany, sa mpikambana kou le vady...raha izay de ok!
39. Herimiafina ( 25/11/2005 18:43)
Mifankatiava rankizy an, ao fa meko bômbô daholo de aza misy midongy tsony, hehehehe:-D:-D:-D:-D
40. fijo ( 25/11/2005 20:09)
ela manome baombao ,de za manome teny mamy,de ny sasany manome bizou bizou,dia samy mitsiky e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2011