SAROTRA NY MIOVA

41. fasaly ( 25/11/2005 22:09)
de zà manome fankaherezana sy fankasitrahana ary fisaorana:wink:
42. Herimiafina ( 25/11/2005 22:14)
DE zah manome bisous anao noho ny fankaherezana nomenao, hehehehe:-D:-D
43. hery ( 25/11/2005 22:15)
:-) o ry reto a :-)
Alamino fa otsan'ny tena tsindrinareo be le zandriko zany... :-) kanefany za aza io mba efa niteny moramora :-)

fara> efa niresaka isika de efa ok
44. Herimiafina ( 25/11/2005 22:31)
Efa henjy be daholo kah, efa nisy nanome bômbô de teny mamy de fankaherezana, fa le fety kalongany mila asiana deuxieme tour kely klé, hehehehe :-D:-D
45. notron ( 26/11/2005 06:17)
:snif:
Mampalahelo ilay toe-javatra an!
Mangataka izay namana mitovy hevitra @ fara ka namonjy io fihaonana io aho mba hanohana ny heviny fa toa mandeha irery izy izany.
Mampiheritreritra mihintsy ny toy izany ka.

Andeha ataontsika hoe 50 ny namana tonga tao,
- Nisy nanavakavaka tao,
- Nisy niavonavona tao,
- Nisy hendrika nampihomehy be mihintsy tao.

Izao no azo lazaina:

- 49 ny namana voahavaka
- 49 ny no niavonavona
- 49 nanana hendrika nampihomehy

Ny ambiny rehetra cool be daholo, niresaka tsara ary faran'izay tena manja.

Mitombina ny hevitr'i fara raha izay.

"Sambatra izay henjehina noho ny fahamarinana fa azy ny..."
46. fasaly ( 26/11/2005 06:25)
hery:

:-) o ry reto a :-)


fara> efa niresaka isika de efa ok


fangaha tsy mba afaka niresaka teto tamin'ireo namana rehetra sersera i fara mba hahafantaran'ny be sy ny maro ny tena marina aza e!
ny ankizy liana daholo sy mba te hanova ny zavatra , ny lesoka tsy nety...de ahoana izany...?:wink:

47. notron ( 26/11/2005 06:29)
:snif:
Mampalahelo ilay toe-javatra an!
Mangataka izay namana mitovy hevitra @ fara ka namonjy io fihaonana io aho mba hanohana ny heviny fa toa mandeha irery izy izany.
Mampiheritreritra mihintsy ny toy izany ka.

Andeha ataontsika hoe 50 ny namana tonga tao,
- Nisy nanavakavaka tao,
- Nisy niavonavona tao,
- Nisy hendrika nampihomehy be mihintsy tao.

Izao no azo lazaina:

- 49 ny namana voahavaka
- 49 ny no niavonavona
- 49 nanana hendrika nampihomehy

Ny ambiny rehetra cool be daholo, niresaka tsara ary faran'izay tena manja.

Mitombina ny hevitr'i fara raha izay.

"Sambatra izay henjehina noho ny fahamarinana fa azy ny..."
48. fiaritiana ( 26/11/2005 19:21)
fa iza moa io fara io e!le manana takelaka manokana iny ve azafady izay mahalala o
49. annie ( 26/11/2005 20:18)
hery!!! kay ve zandrinlà io e? afabaraka ela zany fa ny zandrinlà ihany no manaratsy ny namana lol
za ndray no menatra
50. hery ( 26/11/2005 23:54)
annie> tsy mifangaro leisy ny resaka fianakaviana sy resaka serasera :-)
Tsy maha afa-baraka anah mihitsy izany. Ny zandriko tsy voatery hitovy hevitra amiko... ary tsy voatery hitovy tanjona amiko. Manana ny heviny izy dia maneho ny heviny. Raha marina ny azy dia jerena, raha tsy marina ny azy dia tenenina. Izaho tsy miteny hoe diso daholo ny tenin'i Fara (Jereo ny zavatra nosoratako tery ambony)... tsy tany aho de tsy afaka mahalala izay zava-nisy tany (annie angamba tany de manamafy be :-)). Ny fomba fiteniny fotsiny no itenenako azy hoe tsy mamely le mitsara olona...

fiaritiana> ie iny zany :-)
51. fiaritiana ( 27/11/2005 14:50)
marina izany e! rehefa misy tsy mety de tenenina fa aza mijery arina an tava nareo re olona a!ary i fara àry aiza amin zao amin ny fahitany reo valin teny ireo?

annie:tezitsa mafy njy an!
52. cutie ( 28/11/2005 03:40)
annie a, heveriko fa tsy njy io io , tsy nampoiziko :cry:
53. sasa ( 28/11/2005 05:55)
Mahazo mitsikera daholo izay te-hitsikera, kanefa kosa hitako fa tsy mety le manaratsy ny tarehin'olona, na mampmé izy na tsy mampmé, ary na manja be toa inona aza enao, d tsy vahaolana mintsy ny fanaratsiana ny tarehin'ny mpikarakara, sady rehefa manaratsy toy izao, d tokony mba hanome sosonkevitra, ny angatahana angamba amin'ny manaraka raha misy zavatra mampalahelo antsika namana, tonga d resaho mivantana ny mpikarakara, fa mety ho hita vetivety ny vahaolana.
54. ravatorano ( 28/11/2005 05:59)
sarotra n miova
ny fahatongavanao tany izao ry fara dia efa tena fiovana b tokoa satria nahavita dingana iray lehibe enao nahafahanao nanala ilay virtoaly ho realy.
niova izany enao aloha tamin iny
mampimé ny mpikarakara < na za aza mimé mahita sy mamaky izany izao ka iza no tena mampiné amizany :-D:-D:-D:-D io dia tsy azoko ilay tena tianao lazaina amin 'io fa amiko dia toa manao tsinotsinona izay olona rehetra nikarakara iny hetsika iny io teny io.
tadidido fa fantatrao tsara hoe iza avy no niaraka niasa kanahavitana ireny hetiska ireny ka endrika aiza ilay mampimé amin ilay izy?
Sa enao mbola tsy zatra mifety fa izany hoe fety izany dia izao manao izay hahahafapo ny tenanao aloha ianao ka izany dia miainga avy aminao aloha ka entinao amin ireo manodidina anao mba hahafahanao hihanoka ao anatin'ny ekipa na ny olona rehetra maiaraka aminao.
Zà te hiteny hoe ianao izany no tsy nahay nanao izay hahafapo ny tenanao ka tsy afaka nizara izany tamin ireo namanao teo.Sao dia marina ihany lahy ny voalazan ireo namana eo ambony ireo na dia hitako ho diso masiaka loatra aza ny sasany nefa toy ny namosahanao ny hevitrao izay hajaiko tokoa no mba nahataitra andry zareo ireo.
Namana nanatrika tany daholo ireo satria ataoko fa za anisan ireo namana mahatadidy ny ps an ireo namana rehetra tao sady izaho rahateo moa no nanao ny fifankahalalana tao.Alaiko ireo namana mandray anjara ato nefa any ampita.
Za tena gaga,zendana,variana,sorena rehfa nisy niantso antariby hoe jereo ao amin ny fety sy lanonanan fa d misy olona lazaina fa mahafinaritra b iny ngefa toa sanatria manao tsinotsinonana aandry zareo mpikarakara hetsika sy ny namana serasera rehetra tonga tao.
Asa na lasa lavitra ilay antso izay tsy iray ihany fa maro nefa za tsy nihevitra ny hiteny mihitsy aloha tamin 'ny fahitako an ity hevitr'i fara voalohany ity fa naleoko nijery ny reaction rehetra .
Ny tsy azoko mantsy dia izao raha nifankahita tamin i' fara zà niaraka tamin ny vadiny sy ny neniny izy dia tena hitako fa cool b satria izahay dahy aza vao nifankahita defa nifanala sahady.
Mahagaga wa we nisy niavona taminy sy nanavakavaka taminy tany ? Izy anefa olona cool ka naninn marina rehefa tsy nisy nampiresaka naninnn tsy nampiresaka namana sady olona be resaka sy mahay miresaka io.Tsy fanakianana izany fa ny fahitako anazy dia misy zavatra tsy nikôll tamin i fara iny hetsika iny saingy tsy hitady izay antony zà saingy fotsiny raha nisy izany tokony tsy nanao fanakianana b fahatany izay heveriko fa tzsy d maripototra loatra ny zandriko vavy ! mbô marina eh :twisted:
55. ravatorano ( 28/11/2005 06:07)
farany
za aloha manan tarehy mampiné ihany eh
tokony mbo tany amin 'ny kibo no noresana njy ry fara d mbo resatsika dahy irery ihany.
fa mba aiza i fara eh
aza ampidirina amin ny hevitry fara kosa i hery fa ato serasera namaan fa tsy misy idiran ny fianakam's eh sady amin ny maha namana serasera anazy anie no nahatongavan i fara tany fa tsy amin 'ny maha anabavin i hery azy eh !
Aza hadino fa tsy ho ela dia ho avy ny faran'ny taoana mila atao veloma izany
ho avy koa ny taoana vaovao mila atao arahaba tonga soa izany
koa samia velon aina fa ny fety hifampihaonana dia hisy foana fa ry zareo namana mpikarakara naman'izay tsa mihemotra eh
milay eh !
tsiky iray d ampy

56. xxx ( 28/11/2005 08:18)
ravatorano:
za aloha manan tarehy mampiné ihany eh. mbô marina eh. saingy tsy hitady izay antony zà saingy fotsiny raha nisy izany tokony tsy nanao fanakianana b fahatany loatra ny zandriko vavy !
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D aza misendotsa ra zoky fa ny manetsabe mbola oavy :-D:-D:-D:-D:-D:-D
57. sasa ( 28/11/2005 09:19)
:-D:-D:-D:-D aleo kou za himé wa!!!
calin kely aloha razoky be an!arabaina tonga soa
58. xxx ( 28/11/2005 20:26)
marina ny an i zoky ravatorano,aleo haravona e!ho lasan ny taona 2005 daolo!nefa ve refa hahita an i fara nareo ambony io de mba ahoana njay e!
59. sasa ( 29/11/2005 04:49)
hi hi hi hihi ka maninona moa raha mahita an'i Fara e, namana izy d resahana tsara otran'ny namana rehetra kou, ady hevitra anie no eto, sy fanitsiana izay tsy mety e.
sa i xxx rehefa mahita an'azy d tsy hiresaka aminy ve? tsy mety izany kan.
Ny namana namana foana
Ny namana namana hatrany e
60. HeryLo ( 29/11/2005 06:12)
"Aleo very tsikalakala vola toy izay very tsikalakalam-pihavanana "
(Aza homena tsiny raha diso tsipelina fa ny heviny no raiso)
Angamba raha ny fifampitondrana hatramin'izay dia ohatran'ny fianakavina iray hatrany ny tato @ serasera namanadago. Ary na avy nitsidika teto sy reny sary ireny dia afaka manaporofo tsara izany teny izany.
Raha nisy ny zavatra toy ireny dia tsy atao hampisaraka na hampiady antsika mihintsy sanatria an'izany.
Namako ianao namako izy namako ianareo mpinamana isika.
tazony io teny io.:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1936