hetsika nataon'ny namana serasera eto Dany 19 novembre 2005

81. fijo ( 25/11/2005 20:14)
annie an,ary za lazaindry fa tany ko?????
sasa,hay ve,tara be ndray za izany kle.nefa mba efa nitsongo dia ihany.
82. bapasy ( 25/11/2005 21:18)
TSY MISY AMBARA ALOHA ATRAMINIZAO FA MBOLA VAOVAO
83. nirijimka ( 26/11/2005 07:24)
salisali doly nareo!
milay iny e! milay trotra izao!!!!
fa ny blem de zao mbola efa niezaka nitondra ny sipa rehetra tonga tao nandihy ihany ny tenanay fa mbola misy tsy tratra ihany! lety e! nefa za @ io efa tena vizana tanteraka an!!!!! lol
tsisy tsiny ho an'ireo zay tsy tonga fa refa tsy ho tonga @ manaraka de milaza mialoha fa ny kibonay anie ry zareo ka tsy mahalany firy e! de manjary very fotsiny ny kaly! sady tsy misy mampandihy ny sipa! lol
@ manaraka eeeeee
84. mihanta ( 26/11/2005 09:54)
amin'ny rahoviana njay hono ny manaraka zany?manentana ny mpikarakara njay,ary nankaiza ra prezy :p
85. mimich ( 26/11/2005 10:22)
miarahaba ny namana rehetra e!
nahafinaritra ny fety e! izay no azo ilazana azy amin\'ny ankapobeny na dia teo aza ny indro kely t@ tsy fahatongavan\'ireo izay nisoratra anarana , ny tena nametraka olana dia tsy hita hoe hatao aiza ny ambin\'ny sakafo (taiza ary fijo!!!!!!!!!!) satria izay rehetra tonga dia efa nihinana sy nisotro araka ny izay nahafa-po azy fa tsy nahalany e!!!.
O ry zareo a! any amin\'iza moa izao ilay satroka azoko t@ loka t@ ilay kilalao t@ excursion iny e! (le mitovy @ an\'i nirjmk) tena hadinoko ilay izy rehefa hody fa jenjin\'ny torimaso e!
fijo a! okanao la douce fa equipe solide -nay t@ jeu reny an! (equipen\'ny fihavanana lol!!!!!, na de narary kibo kely fotsiny aza hihihi!!!!)
dia mazotoa daholo e!
86. pinous ( 26/11/2005 15:46)
Slt! daholo.Isika tsy kivy izany fa tohizantsika foana ny fiarahana.Tena milay e!aoka kosa ireny efa tonga betsaka ireny mba ho avy foana,de miandry le alohan'ny noel zany e.Sady aleo faranana milay ity taona ity.De mandra-pihaona daholo e!
87. fijo ( 30/11/2005 22:05)
mimich an,za nga moa maninona an'i ma douce,fa gaga aho hoe any izy.
ary le manary kaly ity zareo mba aoka fa tena tsy mety an.tssssss
88. IDEALY ( 03/12/2005 13:24)
slt daolo

za moa miala tsiny fa hariva vao tonga tany satria ny maraina tontolo de namonjy reunion des parents tany am-penaran-janako, ny antoandro tsy maintsy nody nisakafo satria ra nisy fotoana nanaovana sakafo de nisakafo tany fa tsy nisy mintsy ny fotoana
raha alina mantsy de natao de mety masiso sy tsy ahasalama le zazakeliko de tsy nety eh
fa efa mba niezaka de tonga ihany tany lac hotel saingy le rambo kely moa tsy maintsy nanaraka (le zanako zany ) de tsy afa-nijanona ela ary indrindra fa tsy afaka ny alina na te hande be aza
@manaraka manao be eh fa ny adidy tokony atao angamba alou mba vita ihany eh
misaotra anareo rehetra eh
89. andryfaly ( 04/12/2005 08:15)
salut daholo ny mpikambana rehetra!
ary tena taraiky mihitsy zahay zany ra azoko tsara!fa de milendalenda fotsiny mahita ny fintara-nareo nanatrika azy!fa mbola be ny sisa eh!
mazotoa daholo
90. mihanta ( 05/12/2005 12:55)
sali kely njay klou,ary voatonona ato foana la_douce an,hitako mamaivay ny sofiko.
mimich ny ahy aza very lé emoticones iny iza no naka azy ô
91. ravatorano ( 05/12/2005 14:09)
zé nanadino ny lot izay azony aloha dia toy ny nanome anay zay resy tamin ny fifaniananan eh sady ry naritsimba sy ry avylavitra tsy mba azo anaovana afera mihtsy
momba ireo namana tsy tonga nisy tokoa ny efa nilaza mialoha sy niala tsiny ary isaorana izany jisy koa fantatra fa we namana any ampita nefa dia ni insiste fa ho avy.I bloum sy la_douce ihany no namana avy any ampita nanotrona tao ary isaoran andry zareo izany fa nahafinaritra ny fiarahana.
ilay resak hoe angonina aloha ny participation dia izao efa nojerena anie izay eh fa izao sarotra tanterahina satria na dia ny hifamotoananana aza manahirana sady hatramin izay ny fetin ny namana anie tsisy participation izany raha tsy tamin iny eh resaka frais iny no niheverana anazy;ka inn no hakana anazy mialaoha.
Efa vita iny eh fa dia misaotra antsika namana nahatontosa an iny fety iny fa nahafinaritra eh tao tsara ary heverikofa ny manetsa b mbola ho avy ary mino aho fa hanamafy ny fifankatiavan sy fihavana aeo amitsika namana izay eh
nirijimka
92. MioraArielle ( 06/12/2005 10:33)
nahafinaritra ny fety zany, izaho tsy nahazo nandeha fa tsy ampy taona nefa mba te hiaraka t@ dadanay.
tsy manaiky tsony zà raha tsy mandeha amin'ny manaraka
93. jaya ( 07/12/2005 15:25)
salu dooly an
zay mou zany miala tsiny fa tsy afaka t@ fotôna farany, na dé efa prévu aza we ande zao
mbola be no ho sisa ry zalah ah, ny manetsa be mbola ho avy, de amizay zah tsa maintsy tonga
to tena malaza mintsy le sipa milay avy any la frantsa zay kle ?
sur e !!
:o
94. fijo ( 07/12/2005 21:20)
za moa mba te hoany fa indrisy e.tapa tsosisy sisa
95. fijo ( 07/12/2005 21:21)
la douce voateny foana satria mahay mitsinjaka be hono ko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1507