hetsika nataon'ny namana serasera eto Dany 19 novembre 2005

21. sipagasy ( 21/11/2005 10:13)
misaotra & mankatelina ny zava-bitanareo rehetra tany an-toerana e! ny fety moa niarahantsika nanomana fa dia izay tonga teny an-toerana ihany no niara-paly e!
mba raoviana re ny antsika aty Frantsa ny ho tahaka izany e!!!! mba tsy handrenesako intsony ilay feo henoko tany vichy 2005 izay???? mmhhh nampalahelo iny fa angamba mba hitan'ny rehetra izao fa ny virtoaly dia mety mivadika ho tena fifaneraserana mivantana ihany ary mety ho fifanampiana ihany koa aza e!

tsiky dia ampy hoy ny namana 1 izay.
22. majakely ( 21/11/2005 10:18)
majesty nefa de nalefako tany an !!!hihihi!!Indrindra fa tany amse ,, fa se ange varina beee!¨¨
23. naritsimba ( 21/11/2005 10:28)
fasaly> masikita ve dia mbola anontanianao ihany e! tsy maintsy hoe nihinana.

raha teo @ sakafo aloha de tena nanara-po tokoa ny rehetra,na ny ventiny na ny ranony
teo @ loka nozaraina kosa dia tena nahafinaritra na ny t@ atoandro na tamin'ny alina.

Manoratra eto ihany raha toa ka misy mbola tokony ampitaina e.
24. Angie ( 21/11/2005 10:28)
Dia tena faly zahay maheno hoe nifaly nareo tany saingy raha ny tiako zao dia mba nanatrika tany koa.
Akory atao fa dia @ manaraka injay manenjika e :D

Dia miandry sary zany koa.
Sao dia mba azo atao koa ny mametraka film kely résumé ao vazo gasy? @ zay mba mahita tava ny virtoaly zahay e? :-D
25. pissoa ( 21/11/2005 12:19)
otran'ny lasa mandindihy hatramin'ny tenako izany eto ampamakiana ilay tantarainareo :-D :-D :cry:
26. jentilisa ( 21/11/2005 12:57)
izaho moa dia tsy afaka ny nandeha fa alahady ihany no mety ahafahana. Fa dia gaga tokoa aho hoe atoandro be ianareo vao tafala tao Mahamasina tao an! Tamin'ny firy ianareo no hitako nandalo teo amin'ny Fiaro? tsy ho efa tamin'ny sivy sy sasany? Na izany aza ny fahaizana mirevy ihany no mety e! soa ihany fa tsy avy ny orana tamin'io nefa oram-be ny Zoma sy ny Alahady an!
27. avana ( 21/11/2005 14:08)
majesty:

tsy nahita ny eritreritry akamatiana sy majakely tonga tany akoriny :lol::lol::lol:


Za nefa nahita! sady efa namelako place njy akamatina ;) d majakely: bizzzz b aiza moa....?
28. ANARIM ( 21/11/2005 14:13)
majakely> mandé kou, sady mafana ny anjo!
29. fasaly ( 21/11/2005 14:49)
efa hivoaka zany ny sary atsy ho atsy fa efa hitako manao azy ra herylo ao zany efa mangidihidy ny maso hijery knou!
30. fijo ( 21/11/2005 15:20)
dia miandry lesary fa mba efa naika hoany ihany naie fa "mbola tapaka" hoy ilay hira e.
31. Annie75 ( 21/11/2005 15:21)
Manao ahoana daholo e!
Zà zany no tena ratsy vintana satria izaho vao nody ny talata alohan'io hetsika natao io. Nefa atao ahoana ary fa rehefa mba faly ianareo tany sy tontosa soa amana-tsara daholo izay nokarakarainareo dia faly koa ny tenanay!!!
Dia miandry ny sary izany e!!
32. fasaly ( 21/11/2005 16:11)
am manaraka njay zany aky ry annie a!
efa taraiky fa aleo ny sary no anjasana de otsan'ny hoe tany mintsy tsika e!
33. Ralay ( 22/11/2005 03:38)
>Fasaly: Efa azoko ato (an-tsaina)ny sary fa tena manja be daholo e :lol:
34. naritsimba ( 22/11/2005 05:56)
Annie75> maninona zao raha mba nilaza hoe nandalo taty
35. fasaly ( 22/11/2005 06:40)
ralay f'ita wa! hay toi kou efa maka saina ao???
naritismba samy nandalo tany daholo anie e! eritreritra fotsiny tokoa e! fa ny sary zao no tena tsara jerena.
36. Chuan ( 22/11/2005 06:42)
Sambany aho mba afaka namonjy ny fihaonan`ny namana. serasera t@ ity indray mitoraka ity fa dia tena nitapolaka ara-bakiteny ny ambiance ry zareo a ! Araraotiko eto ny misaotra manokana ireo namana Mpikarakara rehetra tsy ankanavaka fa tena nahafa-po ny fandraisana sy ny fikarakaràna . Misaotra anareo ny Fiangonana Tompoko o !
37. HeryLo ( 22/11/2005 07:02)
chuan > tsara zany rehefa afa-po é
izay no ilaina.
38. sakapiso ( 22/11/2005 07:44)
Tena tsara mintsy ra misy matetika ny otran'ireny na de tsy afaka aza za ny alina de tena faly nahitan'ireo namana tany.Hay ve otrandreny nareo e!Misaotra betsaka ny mpikarakara!
39. naritsimba ( 22/11/2005 09:21)
chuan> milay le fiarahana e! rahoviana njay ny akama ah
40. hasiniony ( 22/11/2005 09:35)
Mety ho indray mandeha tsy miverina ny hetsika toa ireny satria "Ny sasany tamintsika nananteran-kira indray ity no namalana". Ny anton'izany dia araka ny efa voalazan'i Zokibe ravatorano eo ambony hoe: nisy ny nisoratra anarana kanefa tsy tonga.
Ny tokony ho fantatry ny rehetra dia nilana fanomanana iny fety iny, noho izany dia nandaniana fotoana sy nandaniana vola be tsitoko tsy forohana @ amin'ireo malalan-tanana, kanefa dia diso fanantenana ry zareo satria, nisy ny namana sahy nanao tsinontsinona ny fikelezan'aina nataon'ireo namana mendrika ho deraina.
Na izany aza anefa dia isaorana ireo tonga sy nanome foninahitra ny fotoana, ary tokony mba hieritreritra ihany ireo namana sasany.
Fisahorana ho an'i mpikarakara (mpampiantrano): "Ho lefona volamena tsara varombo anie Ianao ka hitraka voninahitry ny lanitra, ary hiondrika ho fanilon'ny tany" Mankasitra tanteraka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0992