hetsika nataon'ny namana serasera eto Dany 19 novembre 2005

61. fijo ( 23/11/2005 21:34)
io hevitry sonwin io tsara.
amin'ilay fisoratana anarana voalohany an,tsy misy zavatra aloha,fa amin'ilay fanamafisana kosa(confirmation)eo no tokony mandoa ampahany kely,ary raha toa ka tsy hafaka moa ka mampandre roa andro mialoha dia averina io ampahany io.fa raha ny andro iny kosa vao milaza,tsy mety satria efa nanmpiasaina le vola.
ary i hery koa raha hafaka,dia mba mampandre ny namana any hoe ity ankizy ity aty ampika ka hamarino tsara.aleo mihintsy ampiana izay mùanao zavatra fa raha ny sasany no andrasana hifananihany fotsiny eto isika.
62. HeryLo ( 24/11/2005 05:58)
sonwin
Marina tokoa letsy zay.
Hampiharina zay @ manaraka kah !!
63. Blackman ( 24/11/2005 06:30)
Manahona daholo , tsy dia misy ho lazaina firy fa dia fisaorana no hatolotro anareo rehetra izay nikarakara iny fety iny ary de Isaorana koa ny mpampian-trano de misaotra antsika rehetra fa milay e !!!
64. mihanta ( 24/11/2005 07:24)
nahafinaritra tokoa ny fety,azo averina v le fihinana pastèque.
faly d faly tokoa nahita ilay mpihira vao nisondrotra antsoina hoe "hirah" zay efa hitako fa hanana ny lazany tokoa.
fisaorana mitafotafo no atolotra anreo mpanentana sy ny mpikarakara rehetra.ny mpikabary tonga lafatra.
maromaroa ny tahaka zao fa nahafinaritra ka.
65. sasa ( 24/11/2005 08:13)
=D=D=D=D merci mihanta mahay mandihy rock be lol
sonwin fan's an'lah za am le kozy klé, manimba zavatra fotsiny le tsy tonga, amin'ny manaraka asiana participation mintsy no mety.
66. tsylaitra ( 24/11/2005 09:19)
Tena miala tsiny ireo mpikarakara i tsylaitra fa tena tsy naha tsylaitra an'i tsylaitra iny andro iray iny:cry::cry::cry: satria ny tampoka tsy mahalehilahy eh! Satry dia satry tokoa nira-nikorana t@nreo tany fa tsy misy mahalala ny ampitsony sa misy mahalala ve :roll: lol zay eh manetsa be mbola hoavy sa tsy zany "ravatorano" mazotoa daholo eh
67. naritsimba ( 24/11/2005 09:53)
Ny famoahana na tsy famoahana ny PSn'ireo izay tsy nandeha dia tsy midika inona loatra akory, fa ilay fahafantarana hoe olona eto madagasikara sa any Ivelany no tsara ho fantarina.

Io fandoavana fandraisana anjara mialoha io no tena mety raha amiko, satria iarahantsika mahalala fa maimaim-poana avokoa ny hetsika ataon'ny namana serasera rehetra eo madagasikara ankoatran'ny fitadiavam-bola izay entina hanomanana ireny hetsika samihafa ireny.

Isaorana manokana etoana ireo namana izay tsy nikely soroka t@ fitadiavana mpiara-miasa vao² tahaka an'ireny orinasa izay nanome tee-shirt izay afaka natao loka t@ iny fety iny ka nahalalan'ireo tompon'ny orinasa ny fisian'ity site web ity, izany dia tena mampiseho fa misy ireo tena manao @ fo fa ao ireo izay manao kivazivazy sy mankafy ny virtoaly ka tsy hanomezan-tsiny na iza na iza izany fa safidy io.

Farany, dia tsy maintsy hisy ny hetsika manaraka ary efa eo ampikarakarana ny tompon'andraikitra @ izany ( ataovy milay indray ravatorano mba hampitsiriritra ny sasany a!)

Tsiky dia ampy
68. ari.malala ( 24/11/2005 09:58)
za alo miandry sary itsiriritako an'iny hetdika no rateko iny e:) fa za kosa efa nampilaza mialoha b we ts ho afaka an :)
69. razafy4 ( 24/11/2005 10:22)
misaotra be dia be aminareo rehetra izay nanafana ny hetsika tany ary mbola manome fisaorana ho anareo rehetra nikarakara an'izao fetin-tsika izao satrinay dia satrinay ny hiaraka hisôma sy hitotorebika aminareo fa saingy ny halaviran-toerana misy dia tsy hafaka izay , fa maniry ny mba hitohizan'izany izahay , koa dia mametra-beloma ho anareo rehetra hoy Razafy4 .
70. naritsimba ( 24/11/2005 10:30)
Ny famoahana na tsy famoahana ny PSn\'ireo izay tsy nandeha dia tsy midika inona loatra akory, fa ilay fahafantarana hoe olona eto madagasikara sa any Ivelany no tsara ho fantarina.

Io fandoavana fandraisana anjara mialoha io no tena mety raha amiko, satria iarahantsika mahalala fa maimaim-poana avokoa ny hetsika ataon\'ny namana serasera rehetra eo madagasikara ankoatran\'ny fitadiavam-bola izay entina hanomanana ireny hetsika samihafa ireny.

Isaorana manokana etoana ireo namana izay tsy nikely soroka t@ fitadiavana mpiara-miasa vao² tahaka an\'ireny orinasa izay nanome tee-shirt izay afaka natao loka t@ iny fety iny ka nahalalan\'ireo tompon\'ny orinasa ny fisian\'ity site web ity, izany dia tena mampiseho fa misy ireo tena manao @ fo fa ao ireo izay manao kivazivazy sy mankafy ny virtoaly ka tsy hanomezan-tsiny na iza na iza izany fa safidy io.

Farany, dia tsy maintsy hisy ny hetsika manaraka ary efa eo ampikarakarana ny tompon\'andraikitra @ izany ( ataovy milay indray ravatorano mba hampitsiriritra ny sasany a!)

Tsiky dia ampy
71. naritsimba ( 24/11/2005 10:32)

72. mihanta ( 24/11/2005 11:29)
sasa lol meko pastèk eo njy an,hay mou njy tsy tany amle excurssion.
sasa manja iny rock iny an,tena tsemboka b mintsy za an.
oupss hande hatory almzay klou fa vizana
73. glou ( 24/11/2005 15:11)

dia faly miarahaba anareo indray ny tenanay, ny zavatra tiako hambara fotsiny de izao tsy atao mahakivy ny ohatry ireny fa ny fety mandeha foana asakasak' izay tsy tonga , marina fa manimb zeavatra ilay izy fa atao experience @ manaraka ny ohatry ireny, hay ialahy ry ladouce ka mahay mandihy rock be ohatran' iny an:p
zay fa efa misy hetsika ho atao indray ato ho ato alohan' ny noel fa mboa manomana azy ny mpikarakara zao! tsiky de ampy eh:P:P
74. fijo ( 24/11/2005 22:40)
fa ngah mihanta tany???dia hisy fihaonana mihanta manokana koa izany???fety hafa indray koa io zalahy e
75. sasa ( 25/11/2005 07:31)
mihanta hi hi hi lol, za tena tia pastèk fa izany hoe tsy afaka nandeha excursion fa namonjy mariage, fa amin'ny manaraka raha tsy misy pro mifanotona d eo foana hatramin'ny voalohany ka hatramin'ny farany, d milay be otran'iny lol.

fijo hi hi hi taraiky elah efa aty mihanta lesy an!fa tsy misy fety hafa indray fa efa nahita an'azy tany d milay be e!
76. xxx ( 25/11/2005 07:40)
mihanta:

sasa lol meko pastèk eo njy an,hay mou njy tsy tany amle excurssion.
sasa manja iny rock iny an,tena tsemboka b mintsy za an.
oupss hande hatory almzay klou fa vizana

77. Mihaja ( 25/11/2005 11:14)
tsy misy ambara fa vao miditra ho mpikambana.
78. Revimanja ( 25/11/2005 13:39)
Milay zany fa za tsy naheno de tsy tonga
79. annie ( 25/11/2005 18:41)
henonay hatraty ny lazanjy la_douce a!
80. fasaly ( 25/11/2005 19:08)
mihaja: tonga soa zany toi an! de mazotoa misera e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.169