Enao nampirafesina?... MORA NY MAMELA FA SAROTRA NY MANADINO

81. hesham ( 12/11/2005 02:00)
Fa tonga de tiako , tiako tsisy fanazavana ianao eeeee , :-D:-D:-D:-D
82. Herimiafina ( 12/11/2005 02:14)
Kay ary tena tia marina kay enao an,raha tsy tia mantsy de tafajabaka tamin'io velapandrika naderaderako io, mahita antony bedabe zany e, nefa raha mahita antony de tsizy izay, hehehehe:-D:-D:-D:-D
83. hesham ( 12/11/2005 02:46)
Za anga volavo sa totozy no fandrihanao fona eee hihihihi, ka za kosa ary mba tia anao dia fandrihanao in1 :-D:-D:-D
84. Herimiafina ( 12/11/2005 22:40)
Ka izay mihintsy, raha voalavo enao na totozy de tafajambaka tamin'ilay fandrika, fa tsy voalavo zany enao na totozy de tsy tafakjabaka tao, hehehe:-D:-D
85. hesham ( 13/11/2005 01:34)
hihihihi , aza fandrihana tsony ary za fa mba efa mibaboka hoe tia anao e .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0106