Enao nampirafesina?... MORA NY MAMELA FA SAROTRA NY MANADINO
42. hesham
(
08/11/2005 14:09)
fasaly sy mamzell, sao dia mba tafaraka ary nareo 2 io fa lasa misy ankandoro tanana bdb .:-D:-D:-D:-D:-D
43. mandrindra
(
08/11/2005 16:40)
io fa efa betsaka ny mirehitra eto frantsa, nandalovan'i fasaly sy mamzelkely daholo izany ireny an !!!
45. Herimiafina
(
09/11/2005 06:03)
Tssss, efa mampirafy sahady ra hesham klé, tsss, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
50. Herimiafina
(
10/11/2005 06:42)
Mampirafy tsotsa zao anah kou inn njay, nefa tary ambadika tary hoe tiko e, tara zah e, vadiko enao e, hehehehehehe:-D:-D
52. fasaly
(
10/11/2005 21:12)
hery sy hesham a! aza mbo manahy tokatrano ety imson'olona fa zay nifanarahanareo any ataovinareo any fa aza lazaina eto imsaonay mintsy, sao mantsy misy manararaotra ny situtation-nareo eo ka! vao maika hitatra ny raharaha lasan'olona eo hesham ohatra na i hery.....:wink:
53. Herimiafina
(
10/11/2005 21:17)
Ka anisan'ny fahafinaretanay mitsam anie le manahaka tokantrano ry fasaly e, amin'izay izahay lasan'ny olona any, hehehehe:-D:-D:-D:-D
54. lilbon
(
11/11/2005 04:59)
fasaly ,pika >de inona no atao amy le mi vengeance ?
fa tsy azoko hiarahana ve de atsipy avy eo ?8O
za anefa mahita oulona we tia be de voafitaka de tsy nahavita le vengeance akory fa izy indray aza no vao mihe potika :twisted:
fa tsy azoko hiarahana ve de atsipy avy eo ?8O
za anefa mahita oulona we tia be de voafitaka de tsy nahavita le vengeance akory fa izy indray aza no vao mihe potika :twisted:
55. fasaly
(
11/11/2005 08:45)
lilbon!
ié rehefa avy nampirafy izy ka mbola mipetaka miaraka aminjy de rehefa raikipetaka tsara iny izy ni atsipy amzay e! sa tsy mety zany????
fa le vengenance-ko injy nga tsy de otsan'izay loatra fa hafa mintsy e! :lol:
hery: hay le ho lasan'olona mintsy zany ny tanjonareo mitsam kou! ok! kopy zahay e!

58. cocorie
(
11/11/2005 12:41)
tsy ho adinonao zany ry rtia fa ankafizo alo le fiverenany e! avy eo hita eo ny tohiny. tsy maintsy henonao foana ny fangirifiriny satria ianao tsy mba nanao.
Otran'ny sarotra be le manadino raha tsy hoe mivavaka angamba fa mba olombelona ihany ny tena ka maheno marary.
Otran'ny sarotra be le manadino raha tsy hoe mivavaka angamba fa mba olombelona ihany ny tena ka maheno marary.
59. fasaly
(
11/11/2005 12:41)
mamzel zay hifanarahanreo sy sonwin any kou fa aza eto imasonany no mifampila kisa.....:wink: fa ho lasan'olona eo kou toy hery sy hesham
60. ari.malala
(
11/11/2005 14:16)
fasaly sy mamzelkely, hoahy manokana aky,satria tsy tantiko le ampirafesina d miala tsotra fa ts mampijaly tena ah, ts hifaninana @ @ io resaka io kosa ah alo... reraka fts eo... ny lhl anie aky ka kapain-tsy hita fery e, ary ireharehany mitns zay d aleoko manaja tena miala tsotra d miavonavona b mitns @ in y ol nampirafy ana iny...