Enao nampirafesina?... MORA NY MAMELA FA SAROTRA NY MANADINO
22. hesham
(
07/11/2005 01:02)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D dia haka hevitra any aminao izany in1 androany raha misy olana fa ianao efa expert be :-D:-D:-D:-D:-D
23. pika
(
07/11/2005 04:24)
araka ny voalaza hoe sarotra ny manadino dia ny mba tsy ho tonga any @lay hoe hamaly faty na hanenina indray andro any dia tsy misy oh ny mipitsika raha sendra izany e
24. rtia
(
07/11/2005 06:40)
fasaly> marinany anao:-D
herimiafina> azf fa maika t@ farany tsy afaka nnazava. Zao le izy raha fintinin . Nampirafy izy. Ny mampirafy mantsy misy isankarazany e. Fa ny azy genre le enao voalohany ndray no lasa faharoa. Azonareoa angambany. Ary ny tena loza, de fantampoko fantampirenena , ny namany rehetra, ny mpiaramiasa mahafantatra daholo. Namparary ny foko satria nihendanja tanteraka teo imasonolona ny tena.
Ny tena namparary mantsy , efa sahy hitan'ny fianakavian'ilay hafa izy. Iray zay, manaraka, za nandritra zay fotana izay nihafy teny fona ary nanome lanja azy sy nanome izay nilainy e, fa tsy marina mantsy io hoe misy tsy ampy ao aminao io matoa lasa ny hafa, fa refa te handeha hampirafy izy de mitady hevitra eny fona hanaratsiana. Ny marina te higeste @ hafa hoe mahazo sipa milay e, sady favy be. Rehefa fantatro ary, nifompona, milelapaladia, nanaraka tetsy sy teroa. Ary nisaraka izy roa. Namela ary aho saingy naharary teny fona ny fo e.
@zao, mety tsara saingy tsy afaka ao ampo. Ndraindray mampanao hoe :-w:-w:-w

25. fasaly
(
07/11/2005 07:30)
pika:
araka ny voalaza hoe sarotra ny manadino dia ny mba tsy ho tonga any @lay hoe hamaly faty na hanenina indray andro any dia tsy misy oh ny mipitsika raha sendra izany e
pika zà sady mipitsika no mamaly faty ihany fa tsy manenina alou e!
fa tsy manadino....
26. fasaly
(
07/11/2005 07:33)
rtoa:
ka nanreo ve zany niverina niaraka ihany, de mba niova ve izy sa mbola sipa manidina be ihany....:wink:
de mbola tsy miova ve ny fitiavanao azy.
ka nanreo ve zany niverina niaraka ihany, de mba niova ve izy sa mbola sipa manidina be ihany....:wink:
de mbola tsy miova ve ny fitiavanao azy.
27. mamzelkely
(
07/11/2005 08:13)
za alo de sady sarotra amiko ny manadino no sarotra amiko ny mamela e... fa za ny tena fanaoko de mi se venger za :oops: je c ratsy be zany fa zay mits ny fisainako we aza atao am olona zay ts tinao aatao aminao..:)
28. fasaly
(
07/11/2005 08:56)
:-D: zay mintsy, ny ahy mu venge zà no mipitsika ihany de eo ny tranony eo!:wink:
29. pika
(
07/11/2005 09:14)
dia tsy mahatsiaro mijaly ve ifasaly rehefa mahita azy na ilay mivange iny:wink:
matoa mbola tezitra be sy mihezaka ny hamaly faty hono mbvola tia :)
tsy aleo tsidrina @ milay kokoa noho izy :-D
matoa mbola tezitra be sy mihezaka ny hamaly faty hono mbvola tia :)
tsy aleo tsidrina @ milay kokoa noho izy :-D
30. fasaly
(
07/11/2005 09:39)
tsy mbola tia raha mi venge fa tsy mety ka! valy fingika fingàka eè!:lol:
31. diamondra27
(
07/11/2005 09:56)
rehefa tena tianao moa izy zany de leferinao ny zavabitany rehetra na de mankarary ny fonao aza satria tia, ny fonao no mi-komandy anao.Ary izy ve nefa hitanaofa misy fihetsika tia anao sa mba mila mandeha ankafa fotsiny mitady ny tsy ampy aminao? ohatra mba romantique na galant , resto, ciné, loisirs , théâtre, promenade etc...aminao ?
fa raha mampirafy anao izy kanefa sexe fotsiny ny aminareo fa tsy misy projet de ialao fa tsy misy avenir e! sarotra ny manadino fa raha mahita olona misolo azy enao de adinonao oazy iny, fa raha iny foana no ao anatin'ny sainao de tsy adinonao mihitsy fa miezaha manao zavatra hafa. UNE DE PERDU DIX DE RETROUVES.
Passe à autre chose sinon ça va gacher ta vie.

32. hesham
(
07/11/2005 13:21)
Raha ny fahitako azy aloha raha nisaraka izy sy ilay sipa , ianao izany no tiany kokoa noho ilay sipa donc efa zavadehibe zany . Manamafy ny tenin`i diamondra27 za hoe mba galant , romatique , fleure, calin ... ve izy , ireo mantsy anisan`ny fitiavana mivaingana avy @ lehilahy fa tsy vitan`ny sex fotsiny ka raha hitanao fa mampiseho fa diso izy sy mampiseho fitiavana hafa ankotran`ny sex dia mamela azy fa diso zany izy , ary tsy vahaolana mihintsy ny mamaly ratsy , ianao no ande vetavetain`ny olona any fotsiny indrindra raha fantany ianao hoe misy olona miaraka aminao . Hajao ihany ny tenanao amin`izay . Bon courage eee
33. mandrindra
(
07/11/2005 15:10)
Io indray amiko aloha na mamela dia manadino, na tsy mamela dia misaraka e !!!
34. rtia
(
07/11/2005 17:39)
ahitsiko kely aloha lay izy. Miaraka zay zao, ary niverina ho tena tia izy, sady nahafinaritra noho ny taloha aza ny anay, saingy izaho fotsiny no tsy mety manadino ny nataony ka ndraindray mangatsiaka ny fitiavana avy aty amiko, ny aminy nefa mafana.
36. hesham
(
07/11/2005 18:54)
Aza mitahiry ao ampo zany fa raha mampiseho fitiavana beu anao izy dia mandefera fa tsy folaka ny mandefitra , ataovy ao antsainao fotsiny hoe tianao izy. Aza eritreretina intsony refa nifona sy mampiseho fitiavana anao izy fa marary fo eo fotsiny ianao .Raha sanatria anie ianareo tafasaraka noho ny fampirafesany anao ka hiova bandy hafa ianao dia mety ho tratranao hampirafy koa dia manjary hiovaova bandy fona ianao e .Raha miverina matetika kosa ilay fomba ratsy dia zay anga dia adinoy ny aminy .
37. Herimiafina
(
08/11/2005 04:50)
Ary sipa tena matotra be kay le hesham ity an, mitady vita matavy aminy zah marina.hehehehe:-D:-D
38. mamzelkely
(
08/11/2005 07:21)
fasaly< tsika sy toi zany mitovy feeling mits a..:-D za ko alo de atao refa manao ana e..:°)
40. fasaly
(
08/11/2005 13:35)
mamzell! de ho may ny tanàna raha mihaona zany!
ié tena mitovy mintsy hihihi!
ié tena mitovy mintsy hihihi!