Enao nampirafesina?... MORA NY MAMELA FA SAROTRA NY MANADINO
61. fasaly
(
11/11/2005 16:19)
hay ve zay no tian'i ari. lazaina e! ka ny ahy anie de zao e! izy mampirafy iny efa misaina ny tsy hijanona aho fa mody mijanona de rehefa azoko amy fiolànana amizay de atsipiko e! sa tsy mety zany.
62. Herimiafina
(
11/11/2005 17:14)
Tadidio fa izay zavatra ataon'ny vadinao dia zavatra ataonao ihany, toy ny mijery fitaratra ianao rehefa mijery ny vadinao.
Ka raha nampirafy izy de tadidio koa fa mety miheritreritra izy hoe efa nampirafy ianao, de na de tsy mpanao an'izany aza izy ka lasa miheritreritra otsan'izay noho ny zavatra hitany sy reny, dia miala ho azy le Frein morale préventif nisakana azy tsy hampirafy de lasa mampirafy izy.
Ohatra:
zah zao nilaza niheritreritra foana hoe ratsy ny toaka, de tsy nisotro zah. Kinanjo niaraka tamina joba iray izay tia misotro be. de teny andro teny volana de niala le frein morale préventif tato anatiko de lasa nisotro toaka zah satria lasa zavatra normala amiko le izy, moa kou sosotra taminy zah fa izy mamo lava.
Rehefa nisotro njay nefa zah de tezitra izy, arahany any zah sy ny kamaradiko de refa hitany tonga de alainy ny tavoahangy de ararany eo amin'ny tatatra.

64. Herimiafina
(
11/11/2005 17:54)
fasaly:
amiko zay toa tsy mitombina ry hery a!
toa tsy mifampitaratra knou!
Possibla, tsy cas général io, fa refa mifankatia tena mifankatia ka lasa irairay izy roroa de mifampitaratra ny mpivady.
66. Herimiafina
(
12/11/2005 00:47)
De maninona, dioviko tsara fotsiny avy eo refa miverina, hehehehhe:-D:-D:-D:-D
67. hesham
(
12/11/2005 00:50)
ka izy anie le tsy nahavita vengence dia vome potika amina eee :-D:-D
68. Herimiafina
(
12/11/2005 00:52)
Inona no tinao hiaviana e, hoe mila mikoty anao misimisy ve zah fa tady hi santimaka amin'i lilbon enao, hehehehehehehe:-D:-D:-D:-D
70. Herimiafina
(
12/11/2005 01:00)
Kay leity e, adinona daholo zany reny fitoriana mivaivay nataoko ano fahiny ireny, ireny alina sambatra nahabedy antsika isankarazany ireny, ireny adiadintsika miaro vanitika fanafenana fitiavana ireny, eeeeeh, malaelo njay zany zah klé. hehehehehe:-D:-D:-D:-D
71. hesham
(
12/11/2005 01:03)
ka otrireny fahiny reny daoly koa ange no ataony ana de tiko be eee , :-D:-D:-D
72. Herimiafina
(
12/11/2005 01:07)
Ary mitady hivoaka anie zany stratégie d'attaque-ko izany e, hitan'ny olona eto daholo ny fomba ni-frapper-ko anao de nahatara be anao taminah, hehehehe:-D:-D
73. hesham
(
12/11/2005 01:12)
dia otrotrizay koa ny nifrapeny ana de otran`ny tiko be zany .:-D:-D:-D:-D
74. Herimiafina
(
12/11/2005 01:17)
Ary ataonao saropiaro be ne zah zany e, inona no tanjonao, ny hampandraingiraingy anah de hitory fitiavana eto imasombahoaka eto ve? hehehehehe:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
75. hesham
(
12/11/2005 01:24)
Ie torio indremande le fitiavana de amizay vome tiko be ianao eee.:-D:-D:-D:-D:-D
76. Herimiafina
(
12/11/2005 01:27)
Hay zay fotsiny, Toriko be le fitiavana fa tsy haiko hoe tribonaly aiza no atonina zany, izay, afampo ianao? hehehehehe:-D:-D:-D:-D
77. hesham
(
12/11/2005 01:31)
tsy afapo fa tsy hitako ilay hoe tiako ianao ry hesham nefa za lasa vomaika tia be .Ndao ataontsika eto @ serasera ny tribonalintsika e , dia raha misaraka dia eto koa ny tapahana hihihihih:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
78. Herimiafina
(
12/11/2005 01:33)
Ao ary fa asehoko anao, ity izy ity:
"tiako ianao ry hesham nefa za lasa vomaika tia be"
hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
"tiako ianao ry hesham nefa za lasa vomaika tia be"
hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
79. hesham
(
12/11/2005 01:37)
" za koa tia anao ry herimiafina ary vaomaika koa tiako be ianao ":-D:-D:-D:-D:-D:-D
80. Herimiafina
(
12/11/2005 01:56)
Descriviavo kely amiko hoe zany fitiavanao anah izany hi-apprésiavako azy kely! hehehehe:-D:-D:-D