fay....
1. ari.malala
(
04/10/2005 13:19)
Tany @ mpanety no nitranga ny tantara, niresaka le olona 2 mandram-piandry ny tour ny, d ozy le lelà 1, le Jesoa zany tena olona adala mintsy ê! d nanontany le ray wea fa aôna ranga ty, d tsya taitra le 1 niteny we; ol niadana tsara tsy nahalala fijaliana tany ambony tany no nitonantonana nidina tety ambonin'ny tany kanjo nofantsihan-dry zalahy, nataony maty mintsy d nony tafatsangana tao tsy sahy ndikidina tety intsony fa fay angamba! :-D
(aza tezitra fa somonga ny ahy ê! sady tsy za no namorona an'io fa za aza mbô nitantarana)
(aza tezitra fa somonga ny ahy ê! sady tsy za no namorona an'io fa za aza mbô nitantarana)
novalian'i Veloo ny 20/10/2005 17:22
7. xxx
(
04/10/2005 14:40)
za koa mitovy hevitra am veloo, pa rigolo pui jesosy ra tonga taty antany tsy niadana mihintsy fa voahenjikenjika nendrikendrena sns sady mbola hiverina izy fa tsy hoe tamana any andanitra
hatsikana d'accord fa tianareo ve raha manao hatsikana momban'ny dadanareo sy mamanareo ? ohatran'nizany koa ity, misy limite kosa, on peu blagué ssur tt chose mè pa sur cà
san rancune ari.malala
hatsikana d'accord fa tianareo ve raha manao hatsikana momban'ny dadanareo sy mamanareo ? ohatran'nizany koa ity, misy limite kosa, on peu blagué ssur tt chose mè pa sur cà
san rancune ari.malala
8. McFy
(
04/10/2005 17:49)
xxx on peu blagué ssur tt chose mè pa sur cà
san rancune ; angah tsy misy dikany ireo fehezan-teny ireo @ teny gasy azafady indrindra?
san rancune ; angah tsy misy dikany ireo fehezan-teny ireo @ teny gasy azafady indrindra?
9. sonwin
(
04/10/2005 19:34)
:lol: misy marina ny fanamarihana, nefa na izany aza nampihomehy ilay izy ka:-D:-D
10. xxx
(
05/10/2005 01:19)
Matahotra ho diso fanantenana ve isika kristianina hoe sao tsy hiveriana intsony IZY (Andriamanitra Zanaka). Minoa fotsiny ihany....
11. sasa
(
05/10/2005 04:40)
:-D:-D:-D:-D izao e, alaivo am maha blague azy fotsiny ry reto fa aza mieritreritra zavatra lavitra be an! izany an! :D
12. pika
(
05/10/2005 05:17)
toy ny fanovana ny tononkirampivavahana rehefa miandry faty io ry reto a
mba natao hanalana hamohamo fotsiny sy mba himehezana kely @ity fiainana efa ady lava ity e
mba natao hanalana hamohamo fotsiny sy mba himehezana kely @ity fiainana efa ady lava ity e
13. mamzelkely
(
05/10/2005 05:52)
raiso ho we blagy re le izy e... aza de atao ampo lôtra...fa hatsikana anie ny eto e...hihihi:-D
15. rongatry
(
05/10/2005 08:31)
Veloo, XXX, ary izaho dia miray hevitra tanteraka, fa tena efa tsy zakan'ny loha mihitsy 'ty fanimbazimbanareo ankizy kely an'Andriamanitra ity.
Mba saintsaino ihany rankizy an : na ny fofon'aina ao anatin'ny 1 segondra hiainantsika aza anie dia avy amin'Andriamanitra e !
Tsy hitantara betsaka izahay, tsarovy fa indrafon'Andriamanitra matoa ianao mpanimbazimba azy io, mahazo masoandro sy maraim-baovao foana.
Mba hendry ho'aho.

16. ratole
(
05/10/2005 10:48)
Azo atao ihany aloha @ maha hatsikana azy. Fa inona kosa no mba lesona azo raisina ao anatin'io sy ny zavtra tokony hotandremana sy amboarina eo @ fiainantsika sy ireo manodidina antsika mbola tsy mahalala tsara an'Adriamanitra.
Tsy ho an'ilay ranga iray ihany anie no manao an'io fa ho antsika olombelona mbola mpanota sy manao ny fombatsika na dia efa maty novonoina aza jesosy noho isika.
Misaotra ari.malala - misy lesona azo tsoahina.

17. sasa
(
05/10/2005 11:05)
hi hi hi hi hi blague nama io fa ny mompera sy ny masera ireny aza manao blague otran'izao rehefa mba tafaraka amin'ny tanora an, sady efa niala tsiny anie izy io ambony io e, fa ho an'izay voatohina noho le blague aza mamaly fotsiny na aza vakiana raha tsy tiantsika e;
ratole misy lesona mintsy io kan, fa izany hoe aleo mihomehy foana wa kou:-D:-D:-D
ratole misy lesona mintsy io kan, fa izany hoe aleo mihomehy foana wa kou:-D:-D:-D
20. lapino
(
05/10/2005 16:41)
d nony tafatsangana tao tsy sahy ndikidina tety intsony fa fay angamba!
Nilaza mbola hiverina Izy fa tandremo!