fay....
23. ari.malala
(
06/10/2005 10:42)
tena efa naika tsy hiditra ihany ah, ao ary ê! inona no tinareo ataoko d hovoavela ny heloko? sa raha sendar mahita ity ianao ry Hery na izay admin dia iangaviako hofafana iy blague ity fa nanohina fon'olona maro, ary dia nanota aho fa nanafintohina olona maro. Izay? afaka v ny heloko? :)
24. sasa
(
06/10/2005 12:11)
izay tsy nanota taminareo no aoka hitora-bato azo, voavela ny helokao ry namana, ka izao no izy midira foana enao d mitafa ato isika fa raha tsy miditra enao d vao maika mitombo ny fahotanao, d aza fafana izany fa misy lesona azo be da be avy amin'io blague io.
25. ari.malala
(
06/10/2005 13:16)
sasa, enao anie dakor ê! d zany no teninao fa reo "mpivavaka be" zay malahelo fa za manimbazimba no tiko hilaza kely ny heviny alo.
26. sonwin
(
06/10/2005 13:36)
za mpivavaka be fa za ko dakor ka, hatsikana sy lalao no eto ange e, ny any ambony koa ange mbo mimémé amizao e, hoy Izy hoe:Ity adalanao ry ari-malala, soa ihany hoy Izy fa blag sinon...:)Jesoa ange copain e!Tiavo ny copain-nao tahaka ny tenanao:wink:, dia mifalia mandrakariva e
27. ari.malala
(
06/10/2005 13:49)
:-* merci sonwin! tsy frere fôna kay toi fa kay komprehensif ko! ;):-*
36. hps
(
08/10/2005 13:10)
ho anao manao io hatsikana io dia mitandrema ihany na mivonona mihitsy fa ho avy toy ny pilaiso Izy ka sao mahita loza eo zay vao tena ho voafantsika tsy ho tafatsangana ohatr'Azy :miam:
37. sonwin
(
09/10/2005 14:05)
ianao mampitandrina io no tokony hitandrina voalohany, fa raha ilay mpanao hatsikana no hampitandremanao dia sahala amin'ny manontany basy amin'ny anglisy hoy ny fiteny:)
38. sasa
(
10/10/2005 05:49)
sonwin, marina lesy izany klé,
hps aza manontany e, zay kou mba mahy kan:-D
hps aza manontany e, zay kou mba mahy kan:-D
