fay....

61. mamzelkely ( 18/10/2005 14:39)
oe vavy ve sasa sa lahy... d etsisy mahay zay sy veloo:-D:-D:-D
62. Veloo ( 18/10/2005 16:52)
ain-njy ve ry ari.malala?:-D:-D
63. kiali ( 18/10/2005 17:03)
ireo miseho tsy matanty manao blague fivavahana reo mintsy zao no tena panota gravy
64. ari.malala ( 19/10/2005 06:01)
veloo, hay v eeee! tsy haiko ky fa njainjay izy lahy d njainjay izy vavy a! sasa o, aseahoy ny mahalahy na mahavavy anao azafady fa tian'ny be sy ny maro ho hita :-D:-D (bedin'ny moderatera v za zao?) :-D:-D

kiali, atao ahoana fa za zany no tena mpananihany fivavahana e! :) fa efa nifona ah an!
65. mamzelkely ( 19/10/2005 06:58)
njy ko ry ari.malala de maray fo amizany eo... firy firy nefa ny blagy momba ny fivavahana fa zany izy we blagy zany ...:)
66. Veloo ( 19/10/2005 20:20)
kiali a iza no tsy panota eto an-tany? :-D:-D:-D
tsisy degre ny fanotana rehefa manota dia manota doly :-D:-D:-D
67. ari.malala ( 20/10/2005 07:44)
68. mamzelkely ( 20/10/2005 11:44)
de manao blagy am fivavahana ve manota..:roll:
69. Veloo ( 20/10/2005 17:22)
tsy aiko zany tsy momban'ny blaguy no lazaiko momban'ny fahotana ka :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3116